la jalousie est une preuve d'amour

1. lema ( 12/07/2004 12:00)
ny fahasarotam-piaro dia porofom-pitiavana.
inn no evitrareo @ zany
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:32
2. lema ( 12/07/2004 12:20)
"adala zay tsy saro-piaro @ fananany"
3. ramoul ( 12/07/2004 12:53)
Profon' ny fitiavana ny fahasarotam-piara fa raha tafahoatra ndray de manimba ny fiarahana.
Adala izay tsy miaro ny fananany!
4. ari.malala ( 12/07/2004 13:02)
arakarany, raha tena mitombina dia porofom-pitiavana fa raha tafahoatra na @ tsy misy dikany dia lasa jalousie maladive.
5. rambofrau ( 12/07/2004 15:25)
La jalousie est un grand defaut
6. nyna ( 12/07/2004 15:50)
rehefa controler ilay jalousie dia tsara, ary matetika ilay partenaire miandry an'io matetika! fa hamafisiko fa tsy jalousie diso tafahoatra an !!
7. tolotra ( 12/07/2004 16:12)
tsy milay fasarota-piaro fa rehefa mifampatoky de ampy.tandremo sao simba @iazny eo!
8. ramoul ( 12/07/2004 20:35)
La jalousie est un defaut humanitair, zany hoe noforonin' ny olom-belona ary nanaony ahazahoany aretim-po.
9. pitchou ( 13/07/2004 10:10)
ari malala> ko raha mitombina v hoe tokony ho saro-piaro tsy ... mampitaintaina lava? hieritreritra fôna hoe lasa aiza iza oviana lava ko! marina tsy aleoko ihany tsy saro-piaro! fa raha hasarotam-piaro atao kilalao ifampisangiana kosa alou mahafinaritra be e!
10. ari.malala ( 13/07/2004 11:12)
pitschou> ny tiko tenenina @ le mitombina anie tsy hoe hitaintaina lava ê! Fa zao, raha ohatra kosa ve ianareo miaraka dia mba mifanena @ olom-pantany taloha izy dia iny ianao fa hanao scandale dia mba tsara ve izany? Ataoko kosa fa tsy mitombina ilay fahasarotam-piaro ra aio cas io ê!
11. harinisa ( 13/07/2004 12:20)
Marina fa tsara ny saro-piaro ny fananany fa ny vatana dia tsy fananan'iza n'iza fa an'Andriamanittra irery ihany.Noho izany, izay hasehonao ao anaty fo fa tsy ny vatana no atao hoe preuve d'amour.
12. sariaka91 ( 13/07/2004 12:51)
Ekena 100 %
Na vady, na zanaka, rehefa tiana dia mahasaropiaro daholo ary arovana @ rehetra rehetra mety hitranga.
Raha ilay vady dia atao fantatra daholo ny mpiara-miasa sy ny namany, tsy asaina intsony izay namany vhv taloha mbola selibatera sns... ;op
13. ari.malala ( 13/07/2004 13:29)
Discrimination kosa ny an'i sariaka ary io ilay atao hoe maladive! Nahoana moa no tsy hasaina izay namany mbola celibat? Fa midika inona ny fiaraha misakafo raha atao hoe eo ianareo mivady? Fa afaka hanao inona eo imasonao moa r'izareo? Ary raha izany aza no ataonao, sûre ve eianao fa tsy hihaona izy ireo any ambadika any ? Matetika anie izay andraràna no mainka koa maha tarika anao hanao an'iny foana ê! Mba fero ihany io fo sy hasarotam-piaro io ê!
14. lema ( 13/07/2004 14:23)
ka lé saro-piaro resahiko anie dé tsy voafetra eo @ couple ihany e! fa hatramin'ny anabavy,zanaka,sns......
15. yonikafopl ( 13/07/2004 15:38)
ramaso fa angaha izay miara-matory aminao ihany no tokony hahasaro-piaro anao????
raha misy kosa ve olona efa hitanao hoe tsy tena tia fa ny hanadala ilay anabavinao dia tsy mba hahasaro-piaro anao kosa e! raha tianao ny anabavinao tsy hekenao ny hanimban'ny sasany azy.
Ny sipa na vady indray, ny zavatra rehefa trop dia ratsy foana! ary tena preuve damour io raha voalanjalanja,
tsy hino mihintsy ny sipanao hoe tia azy ianao raha toa ka efa hitanao zao izy fa iny misakambina sy mifanoroka amin'olona nefa tsy misy reaction mihintsy aminao, lazainy fa tsy mivaky loha ianao satria manana hafa koa.Noho izany raha toa ka hitanao sy azonao porofoina izay zavatra maha saro-piaro anao dia tia ianao , ary tsy atao am-pahatezerana fa fangataham-panazavana @ fo tsotra sy fanaporofoana fa fitiavanao azy matoa ianao manontany sy mangataka fanazavana, fa tsy vao hita izy dia kitakita sy fibetrohana no hatao.
atao milamina ilay jalousie fa tsy hikoropahana akory
16. booboo ( 13/07/2004 17:39)
zà manaiky ilay oe porofom-pitiavana ny fahasarotam-piaro satria arovako rehefa tiako, tsy avelako hisy hanaratsy na handratra na hanimba. Fa raha tsapako kosa oe tsy mampivelatra ilay oul tiako fa manempotra azyny fihetsiko dé mila mandini-tena zà @ zay fa tsy porofom-pitiavana intsony zany fa fitiavan-tena !
17. xxx ( 13/07/2004 18:24)
mmh
18. ikaretsaka ( 14/07/2004 04:46)
izay le tsy mety
19. ainakelyio ( 14/07/2004 07:45)
misy fahamarinany daholo ihany ireo rehetra ireo @'ny lafiny iray fa izao no tsarovy fa ny fahasarotam_piaro dia toin'ny afo izay tsy azo levonina hoy ny BAIBL. @ny manaraka tyohizako fa alefaso any @'ny email dedenyavana@caramail.com izay mety ho manitikitika fa hovaliako raha azo atao
20. nofykhristiane ( 14/07/2004 11:11)
seule la tolérance peut etre une preuve palpable de l'amour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4569