la jalousie est une preuve d'amour

21. nyaina ( 14/07/2004 11:37)
ny fahasarotam-piaro amiko tsy dia tsara loatra ha an'ny olona mifankatia satria mety mahatonga ny fisarahana izany !na tsy mampivelatra ny fitiava misy eo amin'ny olon-droa,manimba ny mahaolona ny olotianao koa io
22. atmos ( 14/07/2004 12:13)
Saro-piaro + havana = ady
Saro-piaro + sipa = fitiavana na fisarahana

Ka nareo ve nanao matematika.
23. pitchou ( 14/07/2004 16:17)
sariaka> ka raha miara-miasa v le vhv celibt sy le ramosenao tsy any am-piasana aza no ifaneraserany betsaka noho izay fanasana tsindraindray mety hataon'ny mpiara-miasa? kay!
24. lema ( 15/07/2004 14:06)
ka fantany anie ny faiblaisse-ny vadiny matoa izy manao anizany e!
sa ahona ry sariaka?
25. ari.malala ( 15/07/2004 14:31)
Ny fahasarotam-piaro amiko toy ny épice hampatsiro ilay fifankatiavana, satria izao, tsy ho fantatry ny olon-tianao ny fitiavanao azy raha toa ka mifanao fotoana ianareo @ 2 nefa ianao @ 2:30 vao tonga d tsisy fanontaniana na koa efa mpivady ianareo, tonga ianao avy any tsisy fanontaniana, hivoaka koa ianao tsisy fanontaniana, tena tsy mivaky loha ianao. Raha resaka anadahy na anabavy indray dia tena prorfom-pitiavana lehibe ilay fahasarotam-piaro, satria raha fantatrao kosa ve fa olona hanimba ny havanao dia mbola avelanao hiaraka aminy ihany ny havanao?
26. lema ( 15/07/2004 14:34)
ka miaro ny vadiny anie zany i sariaka e!
satria fantany fa faibla ny vadiny dé eviteny daholo ny hevitra rehetra mety ahatonga ny loza;
"aleo hono misoroka toy zay mitsabo"
ari-malala:bien
27. pitchou ( 16/07/2004 10:19)
ka rehefa eo izy ange vao azo anontaniana sy jerena sao mijery atsy na ary e! nefa ny fotoana tsy ahitana azy no betsaka kokoa! ary any betsaka ny olona mifanerasera aminy!
ari malala> d efa omanina mialoha daholo v ny fanontaniana? raha ity ataony indray hoe ianao izany mahay manao ankety d ahoana?
28. ari.malala ( 16/07/2004 12:51)
an an an ka, tsy hoe omanina daolo ny fanontaniana, lasa polisy manao ankety ndray enao, fa ilay mba mihantahanta hoe hoaiza, za hanaraka na tsy haiko ê! nareo ve tsy mba mahay mihantahanta @ olon-tinareo ê! :-)
29. lema ( 16/07/2004 17:29)
pitchou tsy ba mahay mihanta zany fa tonga dé masika be,
zany mou neny ?
30. poupounesana ( 17/07/2004 09:28)
ny fahitako azy alo d ny hasarotapiaro tsy zvt provoquer-na fa tonga ho azy eo!ataoko angamba fa tsy hisy oll hiteny mitsy we "zà zany te ho saropiaro" fa lasa saro-piaro ho azy eny izy!fa raha tsy mi-ressentir an'zany mitsy kosa alou ny oll iray na d indray mandeha monja teo @fiainany d tokony hieritreritra izy na hanantona mpitsabo fa misy tsy mety kely na tsy ampy kely mitsy ao amin'ny fony ao!la jalousie c normal je pense, ça fait partie de l'homme, c instinctif et c difficilemnt contrôlable (eo no tena mipetraka ny olana : en résumé zany d zao, samy (tokony) saropiaro daolo ny oll saingy ny degré-n'le izy sy ny fomba iatrahena izany no tsy mitovy
31. fiaritiana ( 11/08/2004 18:09)
za aloha ohatran ny tena saro piaro be mihitsy e nefa hitako indraindray fa toa hanimba fiarahana raha mitohy rehefa tiana ilay olona dia ohatrany tsy avela hitodika etsy sy eroa
32. fijo ( 11/08/2004 23:46)
resaka efa nandeha io fa amiko dia hadalana izany fahasarotampiaro izany."minonoa fotsiny ihany wa"
33. fiaritiana ( 12/08/2004 20:51)
ilay jalousie izany tsy ilaina aminao rehefa miaraka ry fijo :?: sarotra izany :!:
34. palmbeach ( 24/08/2004 10:33)
tsy matoky ny tenanao sy ny fitiavany zany saro-piaro zany! aona moa atokisanao olona ra ny tenanao aza tsy atokisanao! ilaina iany le saro-piaro kely tsindraindray fa arakarakin\'ny zay miseho iany io! sao koa mantsy everin\'ilay tianao fa tsy tia ka tsy miraharaha azy eo!mba lanjalanjaina iany hoe tokony ho saro-piaro sa tsia refa misy fisehoan-jvt iray e! de zay!
35. fijo ( 24/08/2004 19:42)
fiaritiana>mariky ny tsy fahatokisana io,izany hoe tsy fitiavana,ka amiko dia tsy hilaina mihintsy.
36. mioumia ( 28/09/2004 11:01)
coucou daholo aloa nareo e!!!!
jalousie v??? zao fotsiny ny teneniko anareo, tsy porofom-pitiavana ny jalousie fa fitiavan-tena!!! refa jalouse d tsy mety matoky ny afa mintsy d mety manimba zavatra bdb satria ozizy lé olona wé de toute facon na hendry za na maditra izy tsy mlatoky anà alors a quoi ca sert d\'etre fidèle?????
zay ny hevitro momban\'io!!! fantatro fa sarotra b le tsy saro-piaro, ra misy olona saro-piaro d za ngamba ny voaloany fa miezaka manala azy tsikelikely za zao satria mampisy olana @ tsisy antony lé izy!!!! sady \"aimer qqun c avant tout penser a son bonheur\". je ne pense pas qu\'en étant jalouse on fera le bonheur de qqun. au contraire la personne va se sentir prisonnier et ca ve lui faire souffrir!!!!
37. tenio ( 01/10/2004 13:56)
mioumia>izay anie ny itiavako andry ry malala.
38. kilimity1 ( 01/10/2004 15:55)
Marina ny anao ry mioumia, rehefa jalouse loatra dia manimba zavatra. Tokony ny fifampatokisana no manjaka dia mety foana.
39. xxx ( 01/10/2004 21:28)
:arrow: :arrow: Izao ndray e! Ahoana raha ny an\'ny hafa indray no mahasaro-piaro, izany hoe misy sipa tiana (na bandy tiana), io sipa io (na bandy ko) nefa sipan\'olona ary mahasaro-piaro raha vao olon-kafa no miaraka aminy fa tsy ny sipany na enao ilay saro-piaro, tia azy.
40. fijo ( 05/10/2004 21:32)
rehefa saropiaro dia efa hadalana na anao iny na an\'ny hafa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2863