Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i methode, milahatra araka ny daty
methode ( 07/06/2011 01:22)
Tokony hisy filazana manjo ve eto?
Mametra-panontaniana ihany aho hoe sao dia tokony izy lohahevitra hoan'ny filazana manjo eto fa matetika tsy maharaka ny namana aho. Mino aho fa maro ny namana toy izany . Sa ahoana ny hevitrareo? Sa ... tohiny
methode ( 28/10/2010 21:59)
Nankaiza daholo ny namana taloha teto??
Tsapa fa toa tsy dia misy miresaka firy intsony ato amin'ny vavolombelona ato! Fa mba nankaiza daholo ireny namana taloha ireny??? Ny tenanay aloha izao dia efa aty Dago. Sarotra dia sarotra ny miditr... tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:44
methode ( 20/10/2005 23:05)
Tolo-kevitra momba ny valin-kafatra
Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia [b]tsidrio aloha ny hoe valio[/b] vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny... tohiny
novalian'i namanao ny 21/12/2005 11:51
methode ( 21/04/2005 01:20)
Mba fantaro ny niandohan'ny fiangonana sy finoanareo!!!
Maro aminareo Protestantes ny te-hahalala momba ny fiainan'ny Pretra Katolika!!! Raha fantatrareo fiangonana sasantsasany ny tena tantara nisy dia mety hanampy anareo hahazo kokoa ny olana momba ireo ... tohiny
methode ( 18/03/2005 23:37)
Virus mitondra objet amin'ny teny gasy! Avy amin'ny namana??
Gaga aho ry zareo nandray message amin'ny teny gasy ny objet!! Vao natao vérification dia tonga dia nilaza ny ordi fa virus tsy voafafan'ny ordi ny ao ka tsy azo atao téléchargment!!! Efa niverimbe... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2005 04:45
methode ( 26/02/2005 10:41)
Mba tandremo ihany e!!!
Tantara iray tamin'ny radio taty Afrika izy ity ary tena zava-nisy hono!!... tohiny
novalian'i naej ny 27/05/2005 07:40
methode ( 20/08/2004 22:50)
Fambolena sy fikarakarana rose
Izaho dia anisan'ny tia voninkazo ary ny violette d'Afrique aloha no efa namboleko matetika!! Fa aty Afrika aho izao dia mba te hanandrana hamboky raozy nefa tsy dia mahay loatra! Mba ampianaro raha m... tohiny
novalian'i blondin ny 14/03/2005 17:13
methode ( 19/07/2004 00:55)
Fantaro ny fomba amam-panao any amin'ny misy anao!!!!!!
Anisan'ny fomba iray mety hanatsarana ny fiaraha-monina ny fahafantarana ny fomba amam-panao amin'ny toerana iainana!! Maro ny zavatra mahaliana sy mety azo anatsarana ny fomba amam-panao malagasy iha... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0637