Tolo-kevitra momba ny valin-kafatra

1. methode ( 20/10/2005 23:05)
Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia tsidrio aloha ny hoe valio vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny namana ianao vao manome hevitra!!!!
Misaotra!!!
NB: Angamba tsy tokony ho ato ity fa ato moa no ahitako ilay izy dia izay no nampidirako an'io fanamarihana io! Azo afindra amin'ny tokony hisy azy avy eo!
novalian'i namanao ny 21/12/2005 11:51
2. cutie ( 21/10/2005 02:49)
misy tsy mahay an'io nga
3. akamatiana ( 21/10/2005 03:53)
otranah zao refa hamaly hafatra , de mamaky zah tonga eo ambany eo misy le hamaliana azy , d tsy mandry we valio tsony zah , dia tsy mety ve?? nefa toa tonga any am l oul fona nge le hafatra avy eo e:-D:-D
4. hery ( 21/10/2005 07:30)
Ny antony itenenan'i Methode an'io angamba dia indraindray efa misy hafatra lava be eo ambany ka tsy fantatra intsony hoe iza amin'ilay olona eo ambony no valianao.
Raha ohatra ka ilay adihevitra mitohy no valiana dia mety ny notenenin'i akamatiana fa raha olona iray ao amin'ilay mpanao adihevitra no valiana dia mety koa ny nolazain'i methode.

Misy fomba hafa koa izay efa ataon'ny ankizy eto sady efa atao ao amin'ny chat dia ilay mametraka ny solonanaran'ilay valiana manokana.
Ohatra hoe
akamatiana> bizz (euh... tsy hitako zay tena hosoratana dia voatery nanao bizz :-) )
5. Herimiafina ( 21/10/2005 17:03)
methode:

Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia tsidrio aloha ny hoe valio vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny namana ianao vao manome hevitra!!!!
Misaotra!!!
NB: Angamba tsy tokony ho ato ity fa ato moa no ahitako ilay izy dia izay no nampidirako an'io fanamarihana io! Azo afindra amin'ny tokony hisy azy avy eo!


Okay, amin'izay mba hita tsara le firindrany. hehehe
6. fasaly ( 21/10/2005 18:17)
hery:
kou maninona nefa raha manao biz e! tsy olana anie e! fa tsy asiana sous pretexte hoe tsy hitako izay tena soratana.:lol:::lol::lol:bizzz hery...
7. tafita ( 22/10/2005 09:28)
fasaly:

hery:
kou maninona nefa raha manao biz e! tsy olana anie e! fa tsy asiana sous pretexte hoe tsy hitako izay tena soratana.:lol:::lol::lol:bizzz hery...



sahala amin'ny ataoko izao ve
8. akamatiana ( 23/10/2005 18:42)
akamatiana> bizz (euh... tsy hitako zay tena hosoratana dia voatery nanao bizz )

hery> bizz lol:)
9. Herimiafina ( 24/10/2005 04:31)
Akamatiana, bizz kou fa zah tsy mahita soratana. hehe:-D:-D
10. akamatiana ( 24/10/2005 05:07)
Herimiafina :-D :-D bizzzz :-* kounkou ary e
11. Herimiafina ( 24/10/2005 05:11)
Tsy bizz io nefa fa calin, hehehehe:-D:-D:-D
12. akamatiana ( 24/10/2005 06:26)
ka bizzz miampy calin nge e! sa tsy tia ??:-D:-D:-D
13. dadabe ( 24/10/2005 06:41)
bizz kou zany akamatiana:*
14. akamatiana ( 24/10/2005 06:49)
bizzz kounkou dadabe :-* :-*
15. methode ( 28/10/2005 15:02)
Hitako eto fa nahazo ny tiako ampitaina daholo ny rehetra!!!
16. cutie ( 31/10/2005 05:42)
tara bizzz za, bizzz kou njy akamatiako :-*:-*:-*
17. cutie ( 31/10/2005 05:56)
adino methode :-*:-*:-*:-*:-*
18. methode ( 31/10/2005 18:30)
cutie> Njy koa tara foana ko!!!
19. Herimiafina ( 25/11/2005 19:41)
I Herimaifina zao efa be hanihany be fa aza misy tezitra an, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
20. methode ( 25/11/2005 20:08)
Misy mora tezitra nga hono!!!:roll::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3629