Tolo-kevitra momba ny valin-kafatra

21. Herimiafina ( 25/11/2005 20:24)
Misy mahatsiaro rangitra hono injainjay knou, de manao xxx mamaly an'i herimiafina, hehehehe :-D:-D
22. hesham ( 27/11/2005 01:17)
bizzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz , methode , cutie , akamatiana , hery , herimiafina , dadabe , tafita , fasaly :-D:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 27/11/2005 03:56)
Tsy mahita soratana tsony ny akamako izany marina, mianara aloha manao an'io zavatra natoron'i methode io e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 27/11/2005 04:39)
tsssssssss, mba mibizzz anay izy e :-D
herimiafina
25. yonikafopl ( 27/11/2005 14:42)
za kou mbo omeo bizzzz:(:wink:8)
26. lanto ( 27/11/2005 16:27)
yonika> omeko njy rafiko malalako :-*
27. dadabe ( 28/11/2005 08:17)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 27-11-2005 18:42:49
Lohateny : Re : Tolo-kevitra momba ny valin-kafatra
za kou mbo omeo bizzzz

io ary ny an'i toi

:*:*:*:* afa-po ve njy ry madama yonika?? :-w:-w
28. methode ( 04/12/2005 10:15)
dadabe> Fa ngah torana io yonika io no atao bosabosy!!!!
29. lanto ( 04/12/2005 11:12)
ny an'i dadabe fanararaotana beeeee
30. namanao ( 21/12/2005 11:51)
methode:

Mba hahatsara ny endriky ny valin-kafatra amin'ny olona iray mivantana dia tsidrio aloha ny hoe valio vao manoratra ny valin-kafatra ianao. Izany hoe toy ny mamerina ny mandika ilay nolazain'ny namana ianao vao manome hevitra!!!!
Misaotra!!!
NB: Angamba tsy tokony ho ato ity fa ato moa no ahitako ilay izy dia izay no nampidirako an'io fanamarihana io! Azo afindra amin'ny tokony hisy azy avy eo!


hay moa zao le izy okay! misaotra amin'lay methode ry methode
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0486