Mba fantaro ny niandohan'ny fiangonana sy finoanareo!!!

21. marozevo ( 28/04/2005 22:56)
Sonwin > Izay misaraka fasika, hoy ianao, ary tena marina izany. Saingy raha manaiky hakamban'ny ciment-ny Fanahy Masina dia mety hikambana ihany. Ny tiana hambara dia hoe, meteza hifankatia na samyhafa aza ny finoana.
maditra > Misaotra anao fa manoro hi-citer boky izany ianao isaky ny milaza tantara eto isika. Ilaina tokoa izany ary hiezaka amin'izany tokoa angamba amin'ny manaraka.
Fa na izany na tsy izany, ny tantara efa fantatra tsy ilàna hijerena boky. Ohatra, mila mijery boky inona ianao raha hiteny hoe 26 juin 1960, fahaleovan-tenan'i Madagasikara? Satria efa fantatrao na fantatro io, dia toy izany ny tantara efa fantatra rehetra.
22. maditra ( 29/04/2005 14:48)
Bien mety marina izany ary tsy dia miteny aho hoe, tokony hasiana reference doly ny tantara rehetra. Mety misy zavatra marina tsy mila boky araka ny teninao. Fa raha toa ka tianao ny hanekena ny zavatra teneninao ho marim-pototra fa tsy opinion, tsara ihany ny hanomezana ny reference. Ilay 1960 koa ange lesy, ohatra moa no omenao fa, tsy dia tena ilana boky izany tokoa, satria mbola maro ny olona velona izao no niaina izany. Fa raha tantara tany alohan'ny 1500 tany ary indrindra fa resaka detaille no omena, tokony ihany mba hisian'ny reference. Tsara loatra izany raha possible.
Merci beaucoup!
23. booboo ( 03/05/2005 07:43)
ary hono ôa !
- ny pretra catho orthodoxe ve kay manambady sa mitovy @ fepetra eo @ catho rômana ?
-maninona ny catho orthodoxe no tsy manaiky atao hoe catho ? nefa samy catho ihany na ry zareo na ry zareo rômana ?
24. dadabe ( 04/05/2005 05:52)
tokony hanotaniana i Benoit marina
25. methode ( 04/05/2005 22:59)
dadabe> Inona no idiran'i Benoit amin'izany?
26. annie ( 05/05/2005 21:10)
mmmmmm!hamaly an'i methode aho fa tsy mbola zao
:-*
27. dadabe ( 06/05/2005 03:50)
methode >ka resaka catho ve tsy izy no tokony hanontaniana,sa...i ramose methode afaka manambara? :°)
alefao ry annie fa miandry zahay a
28. isambilokely ( 08/05/2005 02:03)
Mandehana any Vatican dia mamantatra tsikelikely fa tsy dia fanao ny mitazana eto ivelany dia manombana avy eo.

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
29. Achia ( 13/08/2005 08:05)
Raha ny finoako aloha no lazaina de Krisiana aho fa ny tanataran'ny fiangonana idray dia lava fa nanombo
t@ ny nivoahan'ny zanak'Israely tany Egipte no nanaom
boga ny fianagonan'ilay Andriamanitra lehibe dadan-dR
ajesosy e .De 2000 an lasa zay no nandalo le zanany
Rajesosy io ary tao Jerosalema no nipoirany satria iz
y Israeliana .Teo indray ary no nitsangana ny atao ho
e fiangonana Kristiana .Koa ankehitriny ary ve hadino
izany tantara zany ,fa ny filazan'ny maro mantsy de
hoe ao Vatcant ao no niporan'ny fiangonana koa mahaga
ga ihany sa kosa ny fiangonana ao Vaticant tsy Kristi
ana ka.Tsotra e rehefa mamaky baiboly a atovy hatrany
@ voalohany fa io no tantara marina e
30. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:00)
Mba afaka manome ahy ny tantaran'ny fiangonana rehetra izay fantatrao ve ianao ry Methode fa tena tiako be ilay tantara ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2305