Tokony hisy filazana manjo ve eto?

1. methode ( 07/06/2011 01:22)
Mametra-panontaniana ihany aho hoe sao dia tokony izy lohahevitra hoan'ny filazana manjo eto fa matetika tsy maharaka ny namana aho. Mino aho fa maro ny namana toy izany . Sa ahoana ny hevitrareo? Sa ve efa misy lohahevitra mahakasika izany eto? Izao mantsy aho vao mahita hoe misy namana nantsoin'Andriamanitra koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1386