Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo
(
02/08/2004 05:59)
hopitaly maha-sosotra !
t@ week-end teo zà nisy raha bobaka beee nataoko tany @ hopitaly iraika zay fa tena naharary bee anà lôtra ny kiboko ( règles ). Tsy afaka mandray hono zareo fa andana ary @ hopitaly X ( à 30 kms...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2004 21:47
ludo
(
02/08/2004 05:38)
raha ianao marina no izy???
Mitady veh mba ho ravaky ny tokantranoko,
tsy dia sarotiny loatra aho @ zvdrehetra fa ny
fitondran-tenanao no hitsara azy ,za tsy mifoka tsy misotro tsy mijangajanga ary aoka ho otr'izany koa nao z...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2004 19:40
rvoulah
(
01/08/2004 22:43)
Zavatra atao
inona kay no fomba ataonareo mba ampisehonareo fa tena tianareo ny olona miaraka aminareo? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 21:20
jhouhlambout
(
01/08/2004 14:45)
Comment s'appelle-t-il ?
Trois sœurs se préparent pour sortir. Au moment de franchir la porte, leur mère leur demande :
- Où allez-vous ?
- Nous sortons avec nos fiancés, maman !
- Qu'allez-vous faire ?
La première ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/08/2004 14:19
poupounesana
(
01/08/2004 13:46)
lesson learned
I was happy.
My girlfriend and I were dating for over a year, and so we decided to get married. My parents helped us in every way, my friends encouraged me, and my girlfriend? She was a dream!
T...
tohiny
novalian'i pseudo ny 03/01/2005 22:02
hery
(
01/08/2004 06:55)
Nanahoana ny tany @ 67?
Misy namana tany @ 67 vitsivitsy nitantara fa nahafinaritra ny tany. Nisy ankizy teo amin'ny 50 teo ho eo. Mbola ho avy ny sary sy ny lisitra... misaotra antiska rehetra tonga tany e.
Mba tantarao ...
tohiny
novalian'i mayah ny 12/08/2004 00:53
hery
(
01/08/2004 06:49)
Western Union
Azoko antoka fa be dia be isika no mampiasa an'io fomba io handefasana vola na mandeha any Madagasikara na any antoerankafa... fa amin'izao fotoana izao ohatran'ny miha-midangana ihany ilay izy. Tsy m...
tohiny
novalian'i eliana ny 05/08/2004 01:37
besoiiin
(
31/07/2004 18:35)
maty ny DEBA....................
raha izao hono no maty i RATSIRAKA de ahoana? faly ve sa tezitra sa malahelo ny GASY...???...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 19:40
rajoelisolo
(
31/07/2004 18:05)
Lettre ouverte à Mr le President Ravalomanana
Lettre ouverte à Monsieur le Président de la République Malgache Marc Ravalomanana
Ablaincourt, le 26 juillet 2004-07-31
Monsieur le Président,
Au printemps, les plantes et les fruits bourg...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:09
poupounesana
(
31/07/2004 09:49)
inn no....
zavatra tsy tinareo any @ lelà!
aza atao gazety b raha mety fa concis tsara
oh: ny bandy mifoka, ny bandy manao santiag, ny bandy miesona...
mahazo manazava ny antony
...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2005 22:33
poupounesana
(
31/07/2004 09:47)
inn no...
zavatra tsy tinareo any @ vhv!
aza atao gazety b raha mety fa concis tsara
oh: ny sipa mifoka, ny sipa misotro toaka, ny sipa saropiarob
mahazo manazava ny antony
...
tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:52
lanto
(
30/07/2004 20:34)
namana tamatave
Asa raha mba afaka mihaona koa ny namana ao tamatave ? volana sept ohatra :) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:44
lema
(
30/07/2004 19:59)
fa maninn
rehefa miditra ato @ forum raha iova lohahevitra na mampiditra lohahevitra dé lasa mampiditra login sy pass foana
fa maninn kay?...
tohiny
novalian'i ramoul ny 01/08/2004 17:59
lema
(
30/07/2004 19:28)
tsara atao namana
misy olona mahafinaritra be mihintsy ao @ groupe-na namana mahay miaina miramirana lalandava mahafinaritra tanteraka ny toetrany dé roboka énao iaraka aminy,fa rehefa miaraka aminy kosa dé ny mifan...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:52
lema
(
30/07/2004 19:23)
mahay miala
misy ny fifankatiavana ary misy kou ny fisarahana aorian\'ny fisarahana anefa dia matetika lasa mpifahavalo ny olon-droa ka inn ary no evitra mba ampilay ny fisarahana.
misy olona
-tonga dé mitsot...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:53
xxx
(
30/07/2004 17:52)
Sipa ratsy
Fa maninona hoa ianareo bandy no tsy mba taraiky amin\'ny sipa ratsy tarehy ? F\'angaha rehefa manja ilay sipa dia manja hatrany anatin\'ny kilaotiny koa, ary rehefaratsy ilay sipa dia ratsy koa ny an...
tohiny
novalian'i rahan ny 30/11/2004 14:51
nyna
(
29/07/2004 13:00)
memoire de discussion
Hery a! mety possible ve ny hananana rubrique ahafahana mampatsiahy ny discussion nidirana farany!
zaho mantsy manana io problème io satria tsy mba tadidiko mihitsy hoe taiza avy aho no niresaka ...
tohiny
novalian'i wawawa ny 03/08/2004 20:36
booboo
(
29/07/2004 12:09)
http://www.scout.mg
raha mi interresser izay scouts :D .
Tànana havia :wink: ...
tohiny
novalian'i hery ny 11/02/2015 07:42
kitjo
(
29/07/2004 08:56)
Ankatso.....mikatso...
Inona re no tokony anaovana an\' Ankatso io e?
Lasa mikatso dol manko izay mianatra eny raha tsy oe nahavita laaaavitra beeeeee ka mba mampianatra na Dr
Tokony atao semi-prive ve???
Raha privatis...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:52
xxx
(
29/07/2004 02:20)
Quel insulte
" Hajao ny lasa raha te handroso" hoy ingahy Siraka. Midika ve izany hoe hajao ny tantara fa zanatany isika, ary tompoy izahay mpanjanaka fa hiaro anareo any amin'ny EU sy ny FMI ary ny BM? Antsika no...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 21:06
