Zavatra atao

1. rvoulah ( 01/08/2004 22:43)
inona kay no fomba ataonareo mba ampisehonareo fa tena tianareo ny olona miaraka aminareo?
novalian'i fijo ny 17/08/2004 21:20
2. kitjo ( 02/08/2004 04:49)
samy manana ny azy io, arakaraka ny circonstance,
ny androky zao lery any an-tanana tsy hitovy @ olona miara-mipetraka ao antrano.....

ny anareo zao efa ho firy taona zay?hihiih,tadiidko tsara..... tsy hitovy @ olona vao 1mois.....

Fa aleo ho natoraly fts e!
Mila fantarinao hoe inona no tian' ilay olona miaraka aminao sy tsy tiany fa samihafa arakaraka ny olona io
3. poupounesana ( 02/08/2004 09:49)
tsy terena b izy, tsy anontaniana foana hoe ho aiza (ampisehoy anazy fa matoky azy enao eh)!
aseho azy kosa rehefa miresaka nareo eo ampisakafoanana oh hoe nanahoana ny asa, ny journée-ny? d henoina tsara izy refa miresaka eny andalàna fa tsy variana mijery zao mpandalo rehetra zao! mba mametraha fanontaniana eh (feedback hono ny anaran'izany)!! @zay fantany hoe mi-interesser anao koa ny zvt ataony!!
nefa aza d aseho b koa hoe tia b fa toa tsy d mety hono zany
ohatra vitsy2 ihany ireo fa mbola betsaka
4. jhouhlambout ( 02/08/2004 17:37)
-Etre là quand il faut, mm dans les moments les plus dur, la reconforter, la rassurer..
-Lui accorder de petites attentions...un je taime dans le fond des yeux...un petit texto pour lui dire qu'elle nous manque...des roses ou des ptits cadaux...
-Cas extrème: la laisser partir
5. pitchou ( 02/08/2004 17:38)
avelako izy hanao ze tianay d zà kou mba afaka manao ze tiako ka!
6. ari.malala ( 04/08/2004 06:18)
Ny tena fanehoam-pitiavana ngeza be ngamba amiko d ny fanajana ilay olona miaraka aminao. Fantarinao hoe inona no tsy tiany dia mba ezahina tsy atao iny.
7. tequila ( 04/08/2004 06:52)
arimalala> mitovy hevitra tsika :D
8. nananie ( 04/08/2004 08:45)
Samy manana ny fombany ny tsirairay.
Fa ra za manokana,dia tena miombon-kevitra @ ari.malala sy tequila za. :wink:
9. yonikafopl ( 04/08/2004 09:56)
marina izany , ny fanajana ilay olona miaraka aminao no porofom-pitiavana lehibe indrindra.
10. jhouhlambout ( 04/08/2004 10:47)
Mifanajà ary e! :wink:
11. xxx ( 04/08/2004 17:23)
NY fifampitokisana koa no tena zava-dehibe
12. jhouhlambout ( 04/08/2004 21:34)
Mifampitokia ary e! :wink:
13. poupounesana ( 05/08/2004 14:53)
ka aza manao zay mampiahiahy ary eh :wink:
14. jhouhlambout ( 05/08/2004 15:24)
aza miaiahy e! :wink:
15. xxx ( 05/08/2004 15:52)
Ary aiza amin'izany ilay firaisana ara nofo ? Toa tsy misy resaka mihitsy sa modianareo fanina? ? ny bandy mantsy no tena mitady an'io zavatra io.
16. nikopol ( 05/08/2004 16:13)
Ny ahy dia omeko fahafaham-po tanateraka. Aina no fetra. :lol:
17. poupounesana ( 06/08/2004 05:31)
:-D :-D tandremo ihany ny aina ry niko fa tsy ananampiry io ah! :-D ! rahoviana enao vao ho 80 taona eh
18. pitchou ( 06/08/2004 11:40)
niandry be le valitenin'ni jhoulh aho hoe "miraisa ary e!" kanjo lery tsy nandalo! :lol:

izaho alou alohan'ny hanajako azy d fantariko alou hoe mba tia ahy kou v izy e! tsy lasa manko zany fitiavana à sens unique zany! raha izaho tsy hanao izay tsy tiany fa izy tsy problema aminy ny manao izay tsy tiako d aleo ilay fara-fitiavako azy izany hoe misaraka aminy!
19. booboo ( 06/08/2004 13:21)
pitchou> :-D :-D :-D zà kou ara niandry oe avy any indray zô jhouhl sy ny valiteniny mahazatra !
jhouhl> :-P ( aza tezitra a ! )
20. yonikafopl ( 06/08/2004 18:01)
:lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2139