Zavatra atao
21. fiaritiana
(
11/08/2004 17:49)
rehefa tena tianao izy omeo azy ny teny malefaka hajao izy ary hitokiso nefa rehefa mangataka firaisana izy tsy tonga dia ekena an tsy izany akory no midika hoe tinao koa izy indraindray hitsapainy anao iny ka eo enao no raisina raha manaiky am boalohany eo
22. fijo
(
11/08/2004 23:13)
amiko ny tena fitiavana azy dia ny famelana azy hifaly.sy malalaka fa tsy teriterena izany.io ilay hoe"minonoa fotsiny ihany"
24. fijo
(
16/08/2004 20:40)
olona tiana ve ary dia hoterena sy gadraina foana?fitiava mborona izany.jereo fotsiny.misy olona milaza fa tia vorona dia ataony ao anatin'ilay case kely iny ilay izy.dia faly izy mahita azy isamaraina.fa mino ve iano fa ilay vorona io mba faly izy mihidy ao?raha tena tia ilay vorona dia tokony novidiana ilay izy dia navela hanidina satria izay no mahafaly azy.ny olona koa toa izany.tsy ny fanagadrana azy no atao hoe fitiavana azy,fa ny famelana azy mba hivelatra amin'ny fiainana.
25. rvoulah
(
17/08/2004 07:50)
zany ry fijo an
de raha manidna le vorona de ahoana ? tsy azo tsony iny. :roll:
de raha manidna le vorona de ahoana ? tsy azo tsony iny. :roll:
26. fijo
(
17/08/2004 21:20)
ka ny figadrany ao anaty trano kely ao ve no mariky ny fitiavana azy?ny vorona natao hanidina sy hiremby.raha gadrainao ao io dia manakana ny fahafahany ianao,ka tsy hitako intsony ilay fitiavana azy eto.