Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ludo
(
13/08/2004 21:45)
4x4 député
Tsara v raha eo @ entimanana amintsika no anomezana 4x4 ny député isaky ny voafidy?
satria efa misy manana 4 zao ny sasany !
vahao ny olana inona ny hevitrao??...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:52
pelazi
(
13/08/2004 16:10)
Le 25/08
Sao misy mba ho namako tafaraka amiko handeha vol Orly-Tanà le 25/08 ?...
tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 21:04
nikopol
(
13/08/2004 14:11)
Ody fitia (SOS)
Sao mba misy mahalala mpanao fanafody gasy mahay ody fitia ianareo namana, fa misy sipa tiako pôliana zay ato amin'ny serasera fa tsy mety zakako mihintsy.
:lol:
Tena raharaha serieux izy ty...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:33
rindranavalona
(
13/08/2004 13:40)
Groupe sanguin???
Ahoana marina moa hoe: groupes sanguins inona sy inona no afaka mivady e? Ny mba ahazahoana taranaka salama e? ...
tohiny
novalian'i ds ny 05/09/2004 10:29
bichette
(
13/08/2004 13:09)
serasera "nahitana soa @ lafiny maro"
Maro tokoa ny olona ato amin'ity tranonkala ity, ao no efa mpikambana, ao ny mandalo fotsiny, ao ny miserana, ao ny miara miasa amin'ny Hery, ao ny manolotra ny tenany hanatsarana ny tranonkalo.
N...
tohiny
novalian'i methode ny 05/03/2005 20:55
peluche
(
13/08/2004 11:40)
sekoly malagasy any am-pita
Any montréal ihany no fantatro,hitako @ilay site ato.Aiza ny sasany?
Indrindra fa ho an'ny ankizy,hampahafantarina azy ny momba an'ny madagascar(ny dihy-ny teny malagasy-ny fomba)....
tohiny
novalian'i ramaso ny 25/01/2005 18:54
peluche
(
13/08/2004 11:31)
ny gasy sans papier
Nisy sondage hitako tao @ siten'ny jeune economiste gasy,nanontany hoe ahoana ny hevitrareo @'ireo gasy tsy manana taratasy monina any frantsa:tokony hody ve?sa hijanonana any sns...toa misimisy ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:59
jhouhlambout
(
13/08/2004 00:33)
fitiavana marina sa tsia?
Moa ve misy ny fitiavana tena maharitra(eternel)?
Satria mantsy toa ohatran'ny resaka firaisana ara-nofo ihany no mampitazona azy? Hm?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 23/12/2004 20:08
zakabe
(
12/08/2004 17:33)
CLANDESTINITE
[center][b]LES STATISTIQUES[/b][/center]
Il n'existe pas de statistique fiable. Personne ne sait exactement combien de Malgaches résident en France. Au Consulat, les fichiers ne font apparaître q...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/05/2005 23:45
mijo
(
12/08/2004 12:54)
MPIRAHALAHY
Na eo @ samy mpirahalahy ny mpirahavavy ve dia tokony hisy ny henatra.Ao aminay ohatra dia menatra ny zandrinay lahy ( 16 taona ) misolo akanjo na dia izahay samy bandy aza ny ao @ chambre.Ny anay re...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:28
sambatra73
(
12/08/2004 12:48)
kâkâ pizao
Mety amaly ny fanotanian'i la douce ity.
Alaina ny lafarina 500g, levure 1 sachet, atody 3, sira, sakay vovony raha tiana dia afangaro tsara, ampina rano kely raha mafy lôtra, fa tokony azo atao b...
tohiny
novalian'i ramoul ny 12/08/2004 19:49
bichette
(
12/08/2004 12:19)
misy "clan" ve ato e ?
rehefa manaraka ny fandehan'ny ato aho indraindray dia mahatsikaritra fa ohatran'ny misy "clan-clan" izany, misy olona sasany leferina rehefa manao zavatra tsy mety satria koa namana , ny sasany dia...
tohiny
novalian'i ramaso ny 03/09/2004 18:26
bogosy
(
12/08/2004 10:16)
AMPIFAMADIANA NY GASY SY NY VAZAHA
Ahona hono raha hoe misy firenena mandroso iray hono de miteny hoe aleo nareo gasy mankaty de zahay no mopetraka am taninareo
De ahona?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:00
xxx
(
12/08/2004 09:41)
Hamela azy ve aho
ho antsika namana rehetra
taona maromaro zay no niaraka izaho sy ny olona miaraka amiko.
de lasa nianatra aty ampita aho , nisy olona niaraka tamiko fa 1 mois fotsiny taty.
niansto ahy ilay miaraka...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/08/2004 21:32
fijo
(
12/08/2004 00:53)
zoma manifika
ny alatsinainy 12/07 aho no tonga tany mada.ary nolazain'ireo zanak'anabaviko ny momba ity zoma manifika.tonga ny zoma dia lasa tokoa nankeny analakely sy mahamasina namonjy ilay izy,ary dia tsy nanen...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:10
poupounesana
(
11/08/2004 15:14)
ivg? fondamentalement pour ou contre
mamono oll hono raha manao avortement. misy cas anefa toy ny tatsy ambadika (sos) mety mitranga.condamner-nareo v ny IVG sa d efa tsy maninn @zany nareo tlmt le izy efa banalisé!tadidio fa toa mbola ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 05:58
xxx
(
11/08/2004 09:29)
Mampiady ny "portable"
tsindraindray ela miaraka am sipa iny no misy miantso tampoka surtout fa hoe vehivavy de ady tsy vita.De ahoana no ataon lisany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:37
fyjl
(
11/08/2004 05:55)
Mangala-badin'olona
Izaho tsy dia manaiky loatra io fitenenana io raha toa ka tsy nisy an-keriny tao satria samy manana ny sainy sy ny fo ny tsirairay ka nifanaiky an-tsitrapo :^) :-* ...
tohiny
novalian'i mimich ny 03/09/2004 08:05
roulio
(
10/08/2004 11:24)
kaly gasy matsiro
Inona no laoka tianareo indrindra?
Dia omeo ny recette mba ataonay,mba andramanay...
tohiny
novalian'i mira ny 20/07/2005 14:42
loulou
(
09/08/2004 15:12)
voankazo
Ety Alpes Maritimes aho no mipetraka ka hanomboka amboly arbres fruitiers. Ka raha mba misy olona avy ety dia mba hilazao ahy izay voankazo avy any Dago mety maniry ary mamokatra ety?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 24/08/2004 15:31
