Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fyjl, milahatra araka ny daty
fyjl ( 19/12/2004 05:08)
Fankalazana ny faha 5 Taona Namana (Fisaorana)
Ny fifanampiana sy ny fifanomezan-tanana, ny fitiavana ary ny fianiavana no antoka lehibe nahafahana nanatotosa iny lanonana fankalazana ny faha-5 taona ny Namana serasera iny. Tsy hay noho izany ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 22:36
fyjl ( 19/12/2004 04:36)
Fankalazana ny 5 Taona Namana (Tatitra)
Miarahaba antsika Namana rehetra tsy ankanavaka tratry ny faha 5 Taona. Arahaba sarasara ry Namana Serasera, tsy dia hanao sirasira aho akory fa efa soarasoara ihany vao nisaraka ny Asabotsy. Afaka n... tohiny
novalian'i faravavy ny 10/01/2005 02:05
fyjl ( 15/12/2004 08:36)
Hery avy aiza koa zany?
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity : 1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
fyjl ( 29/11/2004 06:17)
SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA
Faly miarahaba antsika namana rehetra Araka ny tapaka t@ fivoriana natao ny 27/11/2004 tany @ Glou, dia atao ny 18/12/2004 ny fankalazana ny faha 5 taonan\'ny Namana serasera. Izany dia atao ao @ ... tohiny
novalian'i ralay ny 17/12/2004 16:58
fyjl ( 24/11/2004 06:55)
Fitiavan-tenako no itiavako anao
Ny fitiavana olona iray amiko dia fanatanterahana ny sitra-pon\'izay mitia. Izany hoe fanatanterahana ny filan\'ny fonao. Koa tsy afaka mitia olona ianao raha tsy tia ny tenanao satria. Sahala @ olona... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 23:20
fyjl ( 09/11/2004 10:34)
Ho raikitra indray ny Fankalazana ny 5è Anniversaire e!
Fotoana tsy tokony ho azo avela handalo fotsiny ny faha-5 taona io. Efa niresaka ihany izahay tany Antsirabe momba ny hanatanterahana azy. Efa niresaka ihany koa izahay sy Hery. Mila ny fahavononan... tohiny
novalian'i tsara ny 26/11/2004 05:43
fyjl ( 28/10/2004 03:05)
Tsy hitomany aho satria...
- Efa nankiniko tamin\'Andriamanitra tanteraka ny momba ny fahasalaman\'ny zokiko. - Efa nanaiky aho fa izay sitra-pony ihany no aoka ho tanteraka. - Efa tato amiko ny finoana fa tsy manome mihoatra... tohiny
novalian'i fyjl ny 17/11/2004 12:21
fyjl ( 12/10/2004 16:09)
Mangataka vavaka amintsika namana aho.
Ho an\'ilay rahalahiko izay marary mafy, tratran\'ny aretin\'ny voa (Insufisance renale) http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m416a4e167f18e no angatahika amintsika namana rehetra ... tohiny
novalian'i tenio ny 21/10/2004 08:53
fyjl ( 30/08/2004 11:44)
Nahafinaritra ny Fitsangatsanganana teny Varahina
Amiko manokana dia nahafinaritra tokoa aloha iny fitsangatsanganana indray mitoraka iny e! Satria na ilay toerana aza dia amoron-drano ary tsara rivotra tokoa sady madio. Nahafinaritra ny fiarahana s... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:57
fyjl ( 17/08/2004 05:52)
Hiakatra ny frais de connexion eto Madagasikara
Hiakatra tokoa ny frais de connexion eto Madagasikara ka raha ny fahalalako azy dia mety ho 150fmg/mn indray ho an'izay nanao 100fmg/mn. Mavesatra @ mpanjifa io, indrindra isika NAMANA izay mbola mpia... tohiny
novalian'i besoiiin ny 08/09/2004 20:48
fyjl ( 16/08/2004 11:56)
Fihaonana teny Ampefiloha (15 Aout)
Misaotra antska rehetra namonjy io fihaonana io. Misaotra ani Lucien sy Voahirana ary mcz sltenan'ny Birao nanatrika izany. Misaotra ihany koa nanam-pikasana ny ho avy nefa tsy tonga noho ny antony sa... tohiny
novalian'i fyjl ny 27/08/2004 06:03
fyjl ( 11/08/2004 05:55)
Mangala-badin'olona
Izaho tsy dia manaiky loatra io fitenenana io raha toa ka tsy nisy an-keriny tao satria samy manana ny sainy sy ny fo ny tsirairay ka nifanaiky an-tsitrapo :^) :-* ... tohiny
novalian'i mimich ny 03/09/2004 08:05
fyjl ( 07/08/2004 05:13)
Sortie @ faran'ny volana Août
Nahafaly ny fihaonako t@ solotenan'ny birao satria nilaza izy fa : - Antsika rehetra izay zavatra atao eto - Miaraka amintsika mandrakariva izy ireo - Tohanany izay fanapahan-kevitra lanintsika sat... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0589