Ho raikitra indray ny Fankalazana ny 5è Anniversaire e!

1. fyjl ( 09/11/2004 10:34)
Fotoana tsy tokony ho azo avela handalo fotsiny ny faha-5 taona io.
Efa niresaka ihany izahay tany Antsirabe momba ny hanatanterahana azy.
Efa niresaka ihany koa izahay sy Hery.
Mila ny fahavononantsika ilay izy e!
Mbola hifampitaona ihany koa ireo mazoto @ fifankatiavana sy ny ny firahalahiana soa ihany fa mba mitomba an-dalana hatrany ny isan\'izy ireo.
Ho lazaina amintsika eto ihany ary mino aho fa tsy ho ela ny fifandaminana rehetra momba izany fa dienyizay dia efa tokony hihomana isika rehetra.
Farany : Samy tompon\'io isika rehetra ka aoka mba samy tsy hihafahafa @ fahatongavana ary indrindra ny fikarakarana. Eny fa na ny fanomezana hevitra fotsiny aza.
Ndao indray ary aloha fa de hitapôlaka indray ny ambiance @ io raha azoko tsara
novalian'i tsara ny 26/11/2004 05:43
2. ramoul ( 09/11/2004 15:48)
Zah moa efa fantatrareo ihany fa vonona fôna refa afaka kou! hihihi :lol:
3. fijo ( 09/11/2004 20:43)
mba ataovy hentitra mo rasofina rehefa mba zavatra toa izao a.ny an\'ialahy tsy hay intsony izay tena misy azy.
4. naritsimba ( 10/11/2004 05:40)
Angatahana isika izay vonona mba hamonjy ny fivoriana izay natokana hanomanana azy io rehefa mivoaka ny daty sy ny toerana voatondro hanaovana izany, sao mantsy hisy indray ny hifanome tsiny.
Dia manantena ny fahatsiarovantenan\'ny rehetra.
5. bekorontana ( 10/11/2004 05:59)
tandremo ary korotanina :twisted:
6. six ( 10/11/2004 11:01)
aoka mba ho serieux e!

lazao zay refa misy fivoriana
za efa vonona hitondra labozy 5 ho tsofina
7. fijo ( 10/11/2004 21:46)
izay mihintsy ny tokony mba hatao,mba mianara koa mandrayandraikitra fa izao anie no fianarana azy e
8. anita323 ( 13/11/2004 14:56)
Za aloha efa ela no naniry handeha amin\'izy itony fa tara foana aho. efa tatitra foana vao reko. Ahoana kay no hahalalana ny andro voatondro hivoriana azafady raha tsy mahadiso ?
9. naritsimba ( 13/11/2004 17:39)
salama daholo eh!
raha ny fanontanian\'ni Anita323 aloha dia tsotra ny valiny!
tsy maintsy tonga any @ Boatinao ny daty hanaovana ny fivoriana ho fanomanana ny faha5 taona koa dia manantena ny fahatongavanao ary enga anie tsy hanao tsidi-pahitra tahaka an\'i LESABOTSY
Misaotra eh!
10. glou ( 15/11/2004 07:06)
raha momba ilay 5 eme anniversaire aloha dia efa nahita daty izahay ka ny 18 decembre no hanaovana azy fa ny toerana sy ny fety ho ataontsika no mbola tsy voafaritra tsara fa vao ho dinihina koa manantena anareo sahady izahay @ io daty io ary manantena anareo koa hanome izay soson_ kevitra @ izay zavatra ataon- tsika @ io! :^) hisy ny fivoriana kely izay ho ataontsika ato ho ato koa manantena ny fahatongavanareo ihany koa satria ny hevitry ny maro no mahataka- davitra !io fivoriana io dia ho atao ny 27 novembre fa ny toerana hanaovana azy koa dia mbola ho lazaina eto , dia misaotra anareo namana sahady izay ho avy @ ireo fotoana ireo fa hahafinaritra foana ny fiarahana
glou_
11. ravatorano ( 15/11/2004 08:14)
glou_>misaotra amin ny fandraisan andraikitra loha fa tena maha te hidera eh
Ilazao mialoha tokoa ny fotoana hanaovana ny fivoriana amin io 27 Nov io eh fa sao misy mandeha michion indray na miala bala fotsiny zao hihihihihihihihihi
raikitra amiko io 18 déc io fa d miandry izay sosokevitra ami izany.Ny tsara d aleo maka local datao fetin ny namana ohatran ny mahazatra ireny ihany eh samy mitondra ze ho entiny d mikorana mifaliavanja eo :wink:
12. herylo ( 16/11/2004 06:28)
Dia ahoan ndray zany fa tena mila fihaonana kely ny fandinihana izany rafyjl? zay fa dia atao masaka tokoa io eh!
13. six ( 16/11/2004 11:34)
aiza no atao ilay am 27 e!!!!!!!!!!!!!!!!!
14. roxan ( 18/11/2004 05:42)
HAFATRA:

hasaina isika namana rehetra ho tonga amin\'ny fihaonana fanomanana izay atao ny ASABOTSY 27 NOVAMBRA 2004 amin\'ny 2 ora tolakandro tsy diso .
Ny fotoana dia eo amin\'ny SOLIMOTEL ANOSY

Aoka hifampilaza sy hifanentana ho amin\'izany
Misaotra e!
15. glou ( 18/11/2004 06:34)
arak\' io voalazan\' i roxan io dia ny fivorian-tsika izany dia ny asabotsy 27 novembre ka any amiko no hatao ! ka eo @ solimotel anosy no fotoana ho an\' ireo izay tsy mahita ny tranoko @ 2 ora tsy diso , io fivoriana io moa dia andinihina izay ho atao @ fankalazana ilay 5 eme annif ! koa manantena ny fahatongavanareo namana rehetra eto Tana!
glou_
16. ravatorano ( 18/11/2004 08:50)
ho avy tokoa moa izany eh fa dia manentana ny namana rehetra eto amin ny tanana fa fiomanan amin ny fety izy io
glou_>miaraka amin elah kouh fety lava ah :-D
17. fyjl ( 22/11/2004 09:20)
Efa mazava tsara angamba izay ny fandehany rehetra fa ny fihaviantsika sisa andrasana e!
Mila ny hevitrao io satria ny hevitry ny maro mahataka-davitra.
Atsipiko dieny mialoha ny hevitra fa ny tanjona eto dia izay hahakely ny fandaniana rehetra nefa hahabetsaka ny ambiance. (@ 18 Décembre io an).
Koa tongava fa izay tiantsika ihany no hatao e!
18. naritsimba ( 22/11/2004 13:30)
Izahay vonona ny hanao fampisehoana vako-drazana tena Malagasy raha tianareo @ io @ 18 io eh!.
Dia miaraka mandihy eo tsika rehetra.
Sa ahoana hoy ianareo?
Tongava ny andro malaza eh!
19. fyjl ( 24/11/2004 06:14)
Isaorana i naritsimba @io heviny io. Ka tongava ianao ry naritsimba @ sabotsy fa resahantsika miaraka eo izay mety hatao sy ny fomba hanatanterahana azy e!
\"F\'za kosa alou, hitsinjakééééééé!
F\'za kosa alou, ambiansééééééé! \"
Mbola ataontsika milay noho le tany Bira io ry papa fa kalma fotsiny touas a!
20. catalina ( 24/11/2004 14:15)
za mba hiezaka ho avy amin\'io 18 io fa ôtrn tô hafana mafy izy zany!
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571