Hery avy aiza koa zany?

1. fyjl ( 15/12/2004 08:36)
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity :
1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihintsy hoe ataovy azoko io asa io Alatsinainy raha tara indrindra de mahazo.
2 - Mangataka fiarakodia dia mahazo.
3 - Niasa tamin\'olona taloha de avy eo lasany daholo ny client an\'io olona io.

Mahagaga ilay fahagagana ateraky ny finoana an!
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
2. fyjl ( 15/12/2004 08:40)
Ity koa de mampihomehy mihintsy.
Nandalo fiangonana iray izay izaho sy ilay bandy namako.
Taitra izahay naheno olona maro mitomany. Ndeha hoe ho jerena izany,
Nanarangarana teo am-baravarana izahay ary nahita tovovavy iray difotry ny ranomaso sady manandra-peo mitomany.
Vao nahatazana anay roalahy io zazavavy io dia tapa-tsinay. Nivadika fihomahezana tena kakakaka mihinsy ilay tomany teo.
Izahay koa tsy nahatana tapa-tsinay tahaka izany ary lasa nilefa fa nojerijeren\'olona.
Mahatalanjona koa iny ka
3. fijo ( 15/12/2004 20:34)
efa lasa gaigin\'ny finoana izany le
4. yonikafopl ( 15/12/2004 21:12)
hihiihihihihi taiza kou zany??
5. loockx ( 16/12/2004 05:27)
Pub dôly less zany hanintonana ny ol hiditra ao aminy.
Fa le mitomany mvadika mimeme kosa klou tena resaka tssss
6. booboo ( 16/12/2004 07:14)
Ilay fg vôlohany io efa nisy reportage nandeha t@ Planète fa terrible be ny resaka vola mihodina ao sy ny chantage ampiasain\'ny londohany @ pasitera, ary lé mpiangona tsotra tsy tonga saina mihitsy hoe vô-manipuler tanteraka !
7. henika ( 16/12/2004 13:35)
:-D tapaka ny tsinaiko ra-fyjl
8. bichette ( 16/12/2004 14:09)
aiza marina no misy an\'izany ry fyjl
9. chuan ( 16/12/2004 14:30)
k`efa samy hangataka iany tsy aleo tonga de roplanina mitsy less ! am`zay tsy problem tsony nen`i scorpion refa oatsy afrika ! hummmm ! efa manavy marina le olona !!!
10. welieoelee ( 16/12/2004 17:49)
taiza izany ry fyjl??? :-D :-D :-D be koa izy izany.
11. fijo ( 16/12/2004 21:32)
ndao koa mba hanao e
12. pseudo ( 17/12/2004 02:35)
ny ndray an! le mbô loundoun\'ny mpisorona maintsiny no mbô angatahako ra tonga any ihany aho.De am\'zay manodina fotsiny :arrow: mbô marina e!
13. ravatorano ( 17/12/2004 06:58)
fyjl> :-D :-D :-D
oka letsy !
14. xxx ( 17/12/2004 10:06)
Zao ry Zalah tsara ny manana finoana fa misy tenin\'Andriamanitra zay manao oe \"Sambatra zay mino nefa tsy mahita fa hatramizao aza mbola misy ny mana \"fa tsika no mihanahana fa mangataka @Tompo ralahy.
15. xxx ( 17/12/2004 10:57)
De mivavaha foana fa efa akaiky ny fanjakany Lanitra fa efa ratsy zao ny fiainan zao fa miambena hatrany fa vitsy ange ono miditra ny fanjakany lanitra fa be de be ny very fa miambena hatrany . :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3683