Ody fitia (SOS)

1. nikopol ( 13/08/2004 14:11)
Sao mba misy mahalala mpanao fanafody gasy mahay ody fitia ianareo namana, fa misy sipa tiako pôliana zay ato amin'ny serasera fa tsy mety zakako mihintsy.

:lol:

Tena raharaha serieux izy ty ka hiangaviana ianareo tia vazivazy mba hilamindamina.
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:33
2. xxx ( 13/08/2004 14:36)
:x hafa kely indray izany, ny tena mety hono dia tonga de :* de :roll: ihany koa
F.....
3. xxx ( 13/08/2004 14:38)

mba efa nolazainao taminy ve aloha ny ao ampo e ? andramo aloha ny tsotra indrindra.
Manana
4. besoiiin ( 14/08/2004 05:54)
tsssssssssssss! kanosa b ialahy!
5. nikopol ( 14/08/2004 07:34)
besoiin > mba omeo soupapa za raha mahita ela akoatran'ny vola!
Ny ahy lay odi-fitia mahery be ireny no tadiaviko an, ilay mivadika hoe "aza manadino". :lol:

Manana > misaotra amin'ilay toro-hevitra, misy milaza hoe ravin-kazo mihintsana mbola tsy nikasika amin'ny tany mety?

F..., tena mety marina ireo an! Sady za efa nanao fianarana ambony mikasika ireo taranja ireo
:lol:
6. kally ( 14/08/2004 07:42)
Ka raha eto @ namana izany ve efa mba nifankahita ianareo?Raha tsia anaovy fanainga lavitra aloha izy ho avy any aminao e!any indray izy omenao ny aza manadino. :wink:
7. ludo ( 14/08/2004 08:27)
fa in alo lay fanainga lavitra e ?
d tandremo ry nikopol fa misy mivadika hono reny ody fitia reny ,mampivoaka alina hono
(mpam's) tsy haiko ny fahamarinany fa hono
ko no nahenoko azy ka ny tsara2 nama
miresaha aminy mivantana fa tsy misy mangidy
tsy andramana a,io no ody fitia itako f'aza
manandrana zany fa tsy t ahita anao hivok'alina
aho :twisted:
8. yonikafopl ( 14/08/2004 08:56)
ny ody fitia tsara atoroko an'i nikopol dia ny fahamarinana. fanajana,fitiavana marina.
- fahamarinana: miezaha milaza ny marina hatrany mba hahatokisany anao, ho tia anao tanteraka izy.
- hajao ny aminy manontolo, ny fony, ny vatany,ny sainy.Raha mbola tsy nifankahita ianareo dia asehoy @ fomba firesakao sy fanoratrao ny fanajanao azy.
-ny fitiavana atolotrao azy aoka mba ho fitiavana marina fa tsy kilalao na andrakandrana.
Ny ody fitia hono fitia nikopol ka dia mahereza.
:lol: :lol: :lol: :lol: :-*
9. nikopol ( 14/08/2004 16:08)
Yonika, amen ! :P
Ludo za zao efa mivok'alina :lol:
Kally misaotra akia an! :lol:

Neny ô ! efa ela ihany ianao no nitady zafikely ! raha mandeha ny ody fitia hatoron'ny namana dia hanamboarako iray dongadonga ianao. :lol:
10. pitchou ( 14/08/2004 16:09)
aza kivy mihitsy fa ny ela maha 1 roa e! ilazao ny namana rehefa raikitra hanaovana fety!
11. ramoul ( 14/08/2004 20:14)
nikopol ataovy am' mahazatra ihany lesy fa aza mitady zavatra lavitra b zany à!
sady ny ody fity nge hono ka mitondra zavatra afa é!
Tsy aleo ve ry akama mba miezaka kley klé! 8) :wink:
Apiko elah ra ohatra ka!
12. lanto ( 15/08/2004 18:47)
dé tsy matahotra ve izao le sipa mahita an'ito ry nikopol ? sao kosa aza ka ianao no efa voany taloha ? Dia miara-mihira izany nareo hoe :

http://esc22.midphase.com/~rakotoar/tononkira/index.php?rub=hira&id=1470

(asa raha hety ito)

http://serasera.myftp.org/playlist.cgi?psearch=ody+fi&send=++Tadiavo++

:)

13. xxx ( 16/08/2004 06:30)
Aza milalao ody izany ry nikopol a ! sao dia aminao indray ilay zavatra no miverina vao loza
F...
14. xxx ( 16/08/2004 07:13)
sao mba tsy mety zany miasa @ ody fitia zany e
alao mora fotsiny , miresaha tsotra fa raha tena tia anao izy de manaiky anao
zay no hitako fa solution mora indrindra
15. nikopol ( 16/08/2004 07:21)
Misaotra Pitchou a, tsy adino ianao refa miara-mihira ilay "alleloia" zahay. :lol:
Ramoul, élà tena akama bône mintsy. Ok less ! mety antsoiko ela ra mila coup de main anakahy. :lol:
Lanto njy ty mahay mihira an! hihihi. De hitady dokotera mpanasitrana "fo voaratra" raha izany. :-*
xxxxx, raha mahita ody fitia ianao mba ilazao za. :lol: Misy namana nilaza fa fona-sobakaka hamainina dia totona miaraka amin'ny lavenona mifangaro menakosy hono mandaitra tsara, kosehina kely amin'io ny tanana alohan'ny hifandraisana amin'ny tanan'ilay sipa.
Fa marina ny an'i kally fa mbola mila fanainga lavitra ihany za alohe. :-*
:lol:
16. xxx ( 16/08/2004 07:40)

mampatahoatra ny horaisinao tanana raha izay ry nikopol, sao dia ny tena indray no voan'ny ody fitia vao loza, .....
dia lalaovina ve hono ny tanan'ilay sipa kôtina dia voan'ny ody fitia izy avy eo ????? mampataoatsa
17. lanto ( 16/08/2004 07:45)
nikopol> misy faritra ao mada tsy mahazo mamaly hoe "eny" raha rosoina vhv kafé ka anontaniany hoe : "mamy ve ?" Tonga dia raikitra hono ! sao dia mba mandaitra aty ? ataovy mamy tsara de tsy maintsy manao "eny" izy ! hihihi (oups hay moa tsy azo ivazivaziana)
18. nikopol ( 16/08/2004 07:50)
lanto, mila "kafé" mamy be aho izany kle! :lol:
xxxxx, zany hono e! za nge mbola tsy nampiasa e! vô mieritreritra ny hampiasa. :lol:
19. nikopol ( 16/08/2004 08:57)
kally, le fanainga lavitra ve azo alefa ao amin'ny hafatra sa tsy maintsy atao amin'ny taratasy de osorana amin'ilay valopy? :lol:
20. lanto ( 16/08/2004 11:54)
ody fitia sosy : alaina ny ody, de asina fitia, sôsina kely, aroso vao mafana (aoka mba tsy hita ranomasina fa tsy mety),
azo ampiarahina @ entréé fanainga lavitra
arahina kafe mamy any am farany !
mahazoa daholo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.233