voankazo

1. loulou ( 09/08/2004 15:12)
Ety Alpes Maritimes aho no mipetraka ka hanomboka amboly arbres fruitiers. Ka raha mba misy olona avy ety dia mba hilazao ahy izay voankazo avy any Dago mety maniry ary mamokatra ety?
novalian'i ramaso ny 24/08/2004 15:31
2. ramoul ( 09/08/2004 20:09)
Tô betsaka ihany ny arbres fruitiers avy any Dago any Alpe Maritimes fa tsy tadidiko we innn avy mou? :roll:
3. loulou ( 09/08/2004 22:51)
Heritrereto miadana e! :)
4. harinisa ( 10/08/2004 05:27)
Betsaka ny tsara aty dago ary betsaka no tsy hananan'ny vazaha, na misy aza vitsy.Ry zareo aza manafatra aty (ohatra letchis, pibasy....ary ny vanille angaha tsy tianao sady ireny lafo be any.Mba andramo koa ny cacao fa ireny dia 1 er producteur isika gasy.Sao mba lasa renommer be ianao any.Ka ho avy any izahay hiasa ho anao.
Vazivazy.
5. ftma ( 10/08/2004 10:14)
loulou, izaho koa aty @ A. M. papay sy pibasy no tena maniry aty, nahita olona naboly akondro koa aho fa tsy misy tsirony (tsy mamy).
misy mamboly anamalao sy magahazo koa ao Cagne sur mer sy Antibes fa jereko raha misy voakazo avy any Madagascar ao.
6. loulou ( 10/08/2004 16:49)
:D Dia misaotranao aho ftma.
7. tsilan ( 20/08/2004 03:22)
Aiza daholo ireto toerana laazainareo ireto fa tena fanina mihintsy ny tenanay na dia mba te hanampy aza. Efa nihinana aspirine ihany fa tena toa tsy miahana ilay fanina
8. loulou ( 22/08/2004 21:21)
:wink: tsilan
AM = Alpes Maritimes
Département ety ambany antsinanany Frantsa ety akaikin'Italie. Cagnes sy Antibe, tanana amorontsiraka ety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0872