kâkâ pizao
1. sambatra73
(
12/08/2004 12:48)
Mety amaly ny fanotanian'i la douce ity.
Alaina ny lafarina 500g, levure 1 sachet, atody 3, sira, sakay vovony raha tiana dia afangaro tsara, ampina rano kely raha mafy lôtra, fa tokony azo atao boribory tsara "souple" nefa tsy mikôly @ tanana. Avy eo zarazaraina ny paty dia fisahina, asina lafarina tsy iraikitra @ hazo andidina azy na @ appareil fanamboarana paty.
Endaso @ zay, asio voanjo endasina @ menaka raha misy dia samia mikepoka!!! (Raha misy ambiny, ataovy anaty boaty vy miidy tsara)

novalian'i ramoul ny 12/08/2004 19:49
3. mihanta
(
12/08/2004 16:13)
humm!
sambatra73,voaray ilay recette fa misaotra,arahiko antsakany sy andavany ireo voalaza d lazaiko anao ny valiny.
misaotra tsy nanadino.