zoma manifika

1. fijo ( 12/08/2004 00:53)
ny alatsinainy 12/07 aho no tonga tany mada.ary nolazain'ireo zanak'anabaviko ny momba ity zoma manifika.tonga ny zoma dia lasa tokoa nankeny analakely sy mahamasina namonjy ilay izy,ary dia tsy nanenina fa lasa tsy zoma fotsiny fa vakansy manifika mihintsy satria dia isan kariva dia any foana,fa ny atoandro moa dia tany ambanivohitra foana.tena nilay ilay izy ry zareo an.dia mahereza ny namana isany izay mpankeny ary tsarovy ity akama e.
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:10
2. pitchou ( 12/08/2004 15:01)
ary hitako zahay tsy nahatratra masikita foana hay laninareo daholo zany!
3. fijo ( 12/08/2004 19:56)
ka vava kosa ve hiandry vava e.ih,ih,ih
4. ramoul ( 12/08/2004 20:06)
hihihihihihihihihihihiihihihih fijo de mba itondray zany zah rehefa miverina elah.
Sady zah zay efa ela b no tsy nihinana maskitan' tana.
5. pitchou ( 14/08/2004 16:30)
efa kalma kely zao alou! mahatratra fôna ndrayzahay! hihihi
ramoul> sady eo akaikin'ny zaridaina mahafinaritra b le izy an!
6. fijo ( 16/08/2004 21:06)
ih,ih,ih aoka letsy ramaso an.
7. mimich ( 17/08/2004 10:13)
ramaso hoa asa diso mahita loatra!
humm!! tonga ndray fijo an! misy resaka kaly :lol: :lol:
8. pitchou ( 17/08/2004 11:13)
hihihi!
9. fijo ( 17/08/2004 20:17)
ka izay anie le miaraka amiko e.tsy ho noana mihintsy fa io tsy mety hadinoko
10. jhouhlambout ( 17/08/2004 22:48)
:-D
11. mimich ( 18/08/2004 15:30)
sao dia ny mifanohitra @ zay kosa, noana lava fa lasanao daholo ny kaly
12. fijo ( 18/08/2004 20:54)
mety marina koa io ramaso an.
13. mimich ( 19/08/2004 10:00)
ramaso, fijo> :evil: :evil:
14. fijo ( 19/08/2004 19:23)
mimich>nanota ngaha izahay?
15. fatsoraly ( 19/08/2004 23:18)
Zarazarao ny koba ra-Fijo a. Ary ry zalahy taty an-taningazana dia nandalo tana-misy havana.
16. pitchou ( 20/08/2004 15:24)
ramaso angaha tena navelan'i fijo maty noana satria lehilahy?
fijo aza mbola niteny hoe "mety ho marina" fa tsy sur izy kou! risika be izany mimich an!
17. chipie1 ( 20/08/2004 17:51)
za kou aloha tany de nande anito zoma manifika ito e! mafinaritra ka...!
18. mimich ( 21/08/2004 08:39)
na nanota aza tsy toraham-bato ka!
19. fijo ( 23/08/2004 20:01)
milay io chipie an,za aza aty mbola mitono hena foana ahatsiarovako an'ireny ko.
mimich>zay mantsy,toraho hena wa fa tsy vato
20. chipie1 ( 24/08/2004 07:32)
fijo> hi hi zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1432