Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fatsoraly
(
05/08/2004 23:19)
Hitako o!
hitako ny 1 taminareo omaly.
Efa mba niova va re ny famindra?
Assssa! anontanio i :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:25
ludo
(
05/08/2004 19:09)
Fiantsenan'ny mpivady!!!
Fa maninona ny leh sasany tsy tia miara- miantsena @ vadiny???...
tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:09
hery
(
05/08/2004 15:21)
Fanamboarana kopie
Tena mahagaga sy hafahafa ihany raha amin'izao fotoana efa 2004 izao no mbola tsy misy firindran'ny asa ihany eo anivon'ny fivondronana tsirairay. Rehefa maka kopian'ny sora-piankohonana ianao dia tsy...
tohiny
novalian'i ralay ny 05/08/2004 18:19
jantina
(
05/08/2004 07:09)
Kiwi
Nitondra kiwi tany Dago izahay fa tsy hay ny namboly azy. Ahoana kay ny fomba fambolena an'ireny any? Sady voankazo be vitamine mantsy io no mahasalama. Sady sakafo no haingontanàna.
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 00:40
admin
(
05/08/2004 06:50)
Lohahevitra vaovao : Zaridaina
Napetraka tato amin'ny forum androany ny lohahevitra iray vaovao "Zaridaina" izay hilazana mikasika ny fikolokoloana ny zaridaina, ny fizarana traikefa momba ny teknika fikarakarana vonikazo, sy ny si...
tohiny
jhouhlambout
(
04/08/2004 21:30)
Ne travaillez pas trop dur, personne ne le remarque de toute façon…
Les patrons d'une société d'édition essayent d'élucider la mort d'un de leurs employés au bureau sans que personne ne s'en aperçoive depuis 5 jours.
George Turklebaum, 51, employé comme correc...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 11/11/2004 08:35
ludo
(
04/08/2004 18:51)
fa inona ny antony???
Tsy mbola nahatsapa v nareo rehefa modyirery @alina avy mijery sarimihetsika mampitahotra iny na ravi kazo latsak'aza mampioro-koditra,hany ka raha vao mivoka ny salle d manontany ny namany we aiza el...
tohiny
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:49
xxx
(
04/08/2004 16:51)
SOS
victime d'un abus sexuel,j'suis tombée aujourdhui enceinte et je vais accoucher dans klk mois!
refa resahana ny fianakams momba ny olana d ny atsasany mamporisika ahy hitazona ilay zaza ary ny ambon...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:39
ludo
(
04/08/2004 16:49)
Affaires Kotity
Mety aminao ve ny mbola higadran'iKotity??
Satria t@ andron'iZafy(president) no nogadrainy noho io totrany io d tafaverina lay raikalahy iry
(deba) d navotsony d zao ndray migadra d iza ndray no amo...
tohiny
novalian'i totty ny 20/12/2004 22:58
jhouhlambout
(
04/08/2004 10:38)
Magie
Raha te hanandrana magie-magie @ internet nareo dia:
http://iquebec.ifrance.com/andhebert/tour1.htm...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 22:02
booboo
(
04/08/2004 07:31)
Violence conjugale
" J'ai reçu des fleurs aujourd'hui " par un auteur inconnu.
J'ai reçu des fleurs aujourd'hui. Ce n'était pas mon anniversaire ni un autre our spécial. Nous avons eu notre première dispute hie...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2004 20:32
ari.malala
(
04/08/2004 06:00)
Taratasy farany Mage 4
Sao dia misy manana ny tonon'io hira io azafady fa mba tiako nefa tsy haiko. Misaotra mialoha....
tohiny
ari.malala
(
04/08/2004 05:56)
UNE PARENTÉ COMPLIQUÉE
Je me suis marié à une veuve qui avait de son premier mari une grande fille,
dont mon père tomba amoureux et qu’il épousa. Mon père devient ainsi mon
gendre, tandis que ma belle fille de...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2004 15:16
jhouhlambout
(
03/08/2004 15:15)
Poème
La nuit était noire
La lune était blanche
Sa peau si douce
Ses yeux si bleus
Je savais ce qu'elle
Attendait de moi
Je lui dis de se calmer,
De ne pas se rebeller,
Je fis courir ma main
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 23:22
jhouhlambout
(
03/08/2004 15:00)
Problemes
Message Johnny possède un AK-47 avec un chargeur de 80 balles. Il tire 13 balles à chaque fois qu'il presse la détente, combien de coups pourra-t-il tirer avant d'avoir à recharger ?
José a 10 ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 20/08/2004 18:19
xxx
(
03/08/2004 08:55)
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques ???
atao ahoana ny ahafantarana fa tena tia tokoa izy, sans passer par les contacts physiques???
Raha @ alalan'ny fiteny, ahoana??
Raha fihetsika kosa, toy ny inona??
.... :idea: ...
tohiny
novalian'i rabemananjara16 ny 04/02/2016 06:31
ravatorano
(
03/08/2004 06:12)
Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo
:D :D :D
Voalohany indrindra aloha dia misaotra an ilay Mpahary isika afaka nanatontosa iny fihaonanay iny.
Misaotra an 'i fyjl sy rivo ihany koa nanome ny trano ary nahafoy ny asany tamin iny s...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:34
kitjo
(
03/08/2004 04:41)
radiogasy
Ity aloha misy radio, vaovao aloha no tena henoiko amty sy mofom-panahy e!
http://radiofahazavana.net/...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/08/2004 19:31
booboo
(
02/08/2004 13:07)
fanampinan'anarana malagasy
Tanisao daholo izay fantatrareo miaraka amin'ny dikany( na lehilahy na vehivavy ).
Raha mba misy mahay kay inona no dikan'ilay " Eja " ?...
tohiny
novalian'i VELOMIAH ny 01/04/2011 12:48
nikopol
(
02/08/2004 11:47)
Aretina vaovao : "aretin'ny mpivarom-boakazo"
Filazana avy amin'ny ministeran'ny fahasalamana :
Hilazana isika namana fa misy aretina vaovao mihanaka indray izao tao aorinan'ny "grippe du poulet", aretina mety hahazo ny lehilahy telopolo taona...
tohiny
novalian'i shannie ny 16/04/2014 10:05
