Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo 
Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo
Valiny : 21
Fitohizan'ny hafatra : Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo
Valiny : 21
ravatorano - 03/08/2004 06:12
|
![]() Voalohany indrindra aloha dia misaotra an ilay Mpahary isika afaka nanatontosa iny fihaonanay iny. Misaotra an 'i fyjl sy rivo ihany koa nanome ny trano ary nahafoy ny asany tamin iny sabotsy iny satria d cyber io toerana io. Misaotra koa an i Samoina sy Didi sy namana avy any dilambato tonga miala sasatra aty antanindrazana nanatrika teo ary dia ialako tsiny raha izao ny tenako vao manao izany fisaorana izay satria de hadino tao. Misaotra antsika namana rehetra tonga tao nahafoy andro nahafoy fotoana niaritra niandry tery amin ny poste , misaotra antsika rehetra isika eh ! Ny zavatra tiako asongasina fotsiny dia izao tena nisy fitavozavozana ihany taminay mpikarakara tamin iny fihaonana iny satria teo amin ny fahatongavan ny ankizy teny amin ny poste dia tsy nyfankahitana hoe iza no mpitsena ary aiza ireo tsenaiana satria tsy nifankahalala ary izay mpitsena anefa tokony mba nitondra pancarte ihany na nanome signe anakiray hahafantarana anay mba tsy hisiana ny fifandisoana.Nisy ankizy maro ihany izany zao no niverina araky ny hafatra voaraiko ato satria tsy nivonona nitady ilay toerana fa nihanona fotsiny teo amin ny poste rehefa tsy nahita mpaka Tena zavatra nampanaelo iny fa ny amin ny manaraka no tsy asiana intsony sady ny toy ireny no entina hanarenana ny amin ny fotoana manaraka satria mbola b no ho sisa. :wink: :wink: :wink: |
ravatorano - 03/08/2004 06:22
|
![]() i mcz izay solotenan ny birao angamba no afaka manome ny antsipiriany fa zà kosa hilaza izay mba niainako tamin iny andro iny. Araky ny mahazatra moa dia ny mpikarakara no manomboka sy mamaky lay ny fihaonana.Tsisy kabary tao fa de izany izy hoe fihaonana izany de raikitra ny filazan 'ny tsi1-1 ny pseudony avy satria naleonay izany aloha nihanona tamin izay satria ny ps koa no nifankahalalana tao amin ny serasera. Vita izay dia niroso tamin ny resaka sortie indray.Araky ny hevitry samoina moa dia aleo aloha ny fihaonana androany no masahana d ho avy miadana eo izay. Raikitra izany satria tamin ny voalohany dia nangingina ny namana rhtr , mbola nanala ilay henatra kely sy ilay virtuel nakany amin ny réel ary tao aza no nifankahalala dhl na ny mpitoraka blao na ny voatoraka :-D :-D :-D Rehefa nadeha kelikely ny fiahaonana dia raikitra ny fampisehoana ny talenta ny manan azy , tao ny nivazo , tao ny niantsa tonokalo tao ireo naka pv tamin ny sisiny :idea: Araky ny resaka tao koa izany dia ny alahady no tena mahaafaka ny namana nohon ny sabotsy.Teo ampiresahana teny no nipoitra indray ary fa tokony hasiana fihaonana ihnay alohan ilay sortie izay hokasaina atao ka dia ny hevitry ny namana maro ta dia na ny 13 na ny 14 ho avy izao no hatao izany ary ho lazaina eto ihany ny toerana.Ny ho dinihana amin io izany dia ny fitsangatsanganan 'ny namana ary dia ny birao vonjimaika no hanakinana an izany fampivondronana manaraka izany |
kally - 03/08/2004 07:57
|
![]() |
fyjl - 03/08/2004 08:40
|
![]() |
ravatorano - 03/08/2004 09:15
|
![]() kally>ka le sortie anie azo atao amin io daty lazainao io ary misaotra indrindra amin ny sosokevitra eh :idea: fa tena manana namana tokoa :wink: ilay fihaonana amin ny 14 na 15 dia natao hakana ny hevitry ny be sy ny maro tonga any amin ny hanaovana ilay sortie . Izaho koa aza mba manohana an io hevitry kally io fa hitako daty mety amiko tokoa :D |
hendry - 03/08/2004 12:10
|
![]() Daty: mba ataovy @ ilay 29 ilay sortie raha mety satria toa misimisy ihany ny afaka @ io alahady 29.08 io. Toerana: Antongona (mahafinaritra be any) Fitanterana: Ny taxi-brousse mpampitohy an´i Imerintsiatosika sy centre ville ihany no resahana mba hahamora azy. Mila fantarina dieny mialoha ny isan´zay tena ho avy mora hamandrihana ny fiara. Ho an´izay ho avy @ 14 na 15 dia tokony tonga dia misoratra anarana any zay handeha, zay tsy afaka @ io (toa ahy) nefa sur fa handeha @ ilay sortie dia tokony asiana liste ho @ zany eto. Soso-kevitra ihany ny ahy ireo. |
ari.malala - 03/08/2004 12:44
|
![]() |
kally - 03/08/2004 12:53
|
![]() |
ravatorano - 04/08/2004 06:24
|
![]() Ny sosokevitra mba entiko dia izao : zà afaka manampy ny namana amin ny asa :wink: hikarakarana ilay sortie satria tsy maintsy hisy namana ho tondroina handray amizany. Ny faharoa dia izao ny toerana izay lany dia mety amiko fa ny daty kosa no mba ananako sosokevitra hoe aleo dia 29 .08 .04 io raha azo atao fa hevitra ihany ity sady manohana ireo namana etsy ambony :wink: . Aza matahotra ry hendry kally fa ho maro ny naman ho tonga amin io ah :D Misaotra mialoha ny namana mikarakara ilay fivoriana ary koa mamporisika izay afaka mba hamonjy izany. |
fyjl - 04/08/2004 07:13
|
![]() |
nananie - 04/08/2004 08:43
|
![]() |
blackman - 04/08/2004 09:39
|
![]() Ny tiako ho anontaniana dia ilay fihaonana @ 14 na 15 io ve efa tena raikitra sa mbola soso-kevitra fotsiny dia raha raikitra ny @ io daty io dia Aiza indray ny toerana satria manko ny fotoana mandeha ihany . tokony hamafisina tsara manko io mb tsy hisy resaka hifamaofao Six daholo e!!!!!!!!!!!!!!!!! ![]() ![]() |
yonikafopl - 04/08/2004 11:24
|
![]() |
ravatorano - 05/08/2004 09:07
|
![]() Tongava re tongava re .......... mba tongava hanatevina ny namana ho avy ao ary eh |
hendry - 05/08/2004 13:43
|
![]() |
mimich - 05/08/2004 14:25
|
![]() |
kally - 05/08/2004 16:09
|
![]() |
hendry - 06/08/2004 08:17
|
![]() |
kally - 06/08/2004 08:47
|
![]() |
xxx - 09/08/2004 08:43
|
![]() Nahafaly anay tokoa ny nanatrika ny fihaonana notontosain'ny namana tany an-tanàna. Isaorana ireo mpampiantrano sy ireo mpiandraikitra nanokatra ny lanonana. Misaotra koa ireo namana nitondra sy nifampizara fifaliana, zava-pisotro ary tsakitsaky samihafa taminay. |