Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mcz
(
09/08/2004 15:04)
Raikitra ny fiaonana ny namaa @15 Aogositra zao
Toy izay ny hevitra tapaka ny birao sy ireo namana sasan-tsasany fa horaiketina @ 15 Aogositra izao ny fiaonana ny namana mba hanomanana ny fivoahana , ka hatao ao @ EPP Ampefiloa @ 3 ora tolakandro ...
tohiny
novalian'i fyjl ny 15/08/2004 05:58
drtriniti
(
09/08/2004 10:48)
Logo Couleur, Sonnerie polyphonique, Jeu Java, sns ho an'ny Finday
Salut!
Ho antsika eto amin'ny namana indrindra izay any ivelany sao dia mba misy manana hevitra na soso-kevitra mba ahafahako maka na mi-telecharger angamba no azoko hilazana azy ireny Logo couleur n...
tohiny
hery
(
08/08/2004 19:38)
Fanamboarana madinidinika
Hisedra fanamboarana madinidinika ny serasera.org rehetra mandritra ity herinandro ity. Nolazain'ny mpitantana ny lohamilina fa miha mavesatra loatra ny site ka mila havaozina kely. Mety hisy fiantrai...
tohiny
novalian'i hery ny 22/08/2004 15:53
hery
(
08/08/2004 08:43)
Tononkalo 745
Mba fantatrareo ve fa misy 745 ny tononkalo ao amin'ny site vetso.serasera.org ?
Mahafinaritra fa manana aingam-panahy ny namana. :)
...
tohiny
novalian'i rahonala ny 18/01/2006 05:26
haingou
(
07/08/2004 14:15)
hemoroïde
Za ry reto tena mijaly be rehefa mihetsika ny hemoroïde-ko ka mba mila vonjy aho sao mba misy mahalala fanafody tena mahafaka azy tanteraka. EFa nampiasa suppositoire ihany aho sy crème anusol fa ts...
tohiny
novalian'i tcyn629 ny 06/02/2020 13:06
haingou
(
07/08/2004 14:09)
recette na sôsêty
Za mba omeo recetina sôsety raha mbo misy. Zay mantsy mamboly sôsety be de dakan'ny alika fotsiny fa tsy hay ny mahandro azy
Dia misaotra mialoha daholo ô
...
tohiny
novalian'i Miela ny 11/05/2005 14:38
maretikely
(
07/08/2004 13:24)
Mpanao volo mahay
Ary ato tsy mba misy resaka fikarakarana vatana sy tarehy an!
Aiza sy aiza avy ianareo izao no mba manao volo?Iza no mahalala mpanao volo mahay?...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/08/2004 21:30
sipasipa
(
07/08/2004 13:06)
Koolsaina
Mahaliana ahy sy mahafinaritra ahy ity takelaka malagasy Koolasina ity ka izany ny antony ampitako azy antsika eto koa.
http://www.koolsaina.com...
tohiny
novalian'i ramaso ny 31/08/2004 04:15
cowboy
(
07/08/2004 06:33)
Carte Postale Malagasy
Mahaliana sa mahafinaritra ?
Sehatra gasy vaovao natao handefasana carte postale maimaim-poana,
andramo ange na dia hijery fotsiny ihany aza.
www.malagasy.ht.st/cardindex.php...
tohiny
novalian'i Achia ny 13/11/2005 15:07
fatsoraly
(
07/08/2004 05:31)
Mpanao gazety gasy !
Ny mpanao gazety dia manana andraikitra @ fitaizana ny mponina. Eto amintsika anefa dia tsy mandeha @ tokony ho izy ny fanaovan-gazety. Lahatsoratra iray tao @ tribune androany dia manome tsiny ny mpa...
tohiny
novalian'i tsilan ny 11/08/2004 12:53
fyjl
(
07/08/2004 05:13)
Sortie @ faran'ny volana Août
Nahafaly ny fihaonako t@ solotenan'ny birao satria nilaza izy fa :
- Antsika rehetra izay zavatra atao eto
- Miaraka amintsika mandrakariva izy ireo
- Tohanany izay fanapahan-kevitra lanintsika sat...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 20:16
fatsoraly
(
07/08/2004 04:16)
Te ahalala an'Andriamanitra
- Dada ah! Fotsy hoditra ve Andriamanitra?
+ Tsia anaka!
- Mainty hoditra izany Andriamanitra Dada?
+ Tsia anaka!
- Ary Lehilahy ve Izy Dada?
+ Tsia anaka
- Vehivavy koa izany Andriamanitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 23:15
tamatave
(
07/08/2004 02:00)
ATIMY (Ravorona Iry O)
Miarahaba ny Namana rehetra. Ao amin'ny pejin'ny Serasera Tononkira dia misy lahatsoratra fohy mikasika an'i mpihira ATIMY izay namorona ny hira atao hoe RAVORONA IRY. Mba iangaviana izay manan-ko laz...
tohiny
novalian'i tamatave ny 07/09/2004 05:20
ari.malala
(
06/08/2004 10:56)
Ra 8 lasa any Athene
Ô ry zareo â! nanondrana indray ny président! Lasa niala sasatra any Athene hono izy araka ny filazam-baovao vao heno androany atoandro, ary ny antambo dia tsy nisy nanam-po ny fahatongavany ny olo...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:19
lema
(
06/08/2004 09:02)
un bon joueur
raha ny tokony ho marina dé avy any @ vhv foana ny fisarahana fa ny lhl tsy hiteny mintsy hoe ndao isaraka fa satriny hono anana1 isam-pokotany fa ny lhl sarim-bavy hono no miteny hoe ndao isaraka,an...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:33
nikopol
(
06/08/2004 06:47)
Politicien bôgôsy
Ilaina ve ny bôgôsité amin'ny fanaovana politika? :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 20:15
nikopol
(
06/08/2004 06:44)
Sakafo manaitaitra
Misy karazan-tsakafo manaitaitra hono, na ranony io na vetiny.
Inona ny anareo no karazan-tsakafo manaitaitra anareo?
Asioko ohatra kely :
1) jus de sakamalaho
2) soupe d'Anamalà
3) Huitr...
tohiny
novalian'i idealy ny 02/09/2004 17:26
ludo
(
06/08/2004 06:42)
Ny arts martiaux sy ny misteriny!!
Azafady tsy we mitsikera ny mpakafy ny sy ny tariny fa resaka no atao
eto MARINA VE FA NY MPANAO ARTS
MARTIAUX SASANY MIVAVAKA @ SAMPY???...
tohiny
novalian'i ZAPRO ny 14/01/2017 14:09
nikopol
(
06/08/2004 06:38)
Orchide
Anisan'ny voninkazo tiako ny orkide : manja, maharitra ary tsy sarotra karakaraina.
Inona marina ny mahasamy hafa ny orkide sôvazy matetika hita any amintsika sy ilay hamidin-dry zareo aty amin'ny...
tohiny
novalian'i blondin ny 21/02/2005 16:29
fatsoraly
(
05/08/2004 23:23)
Adalan-tsakafo
Ary ahoana ry zareo ny vahaolana @ le olona adalan-tsakafo ilay vao miditra ny tranonao ireny dia manoka-bilany sy fridge?
Hmmm! Mbola ho tratran'ny vilany mahamay angamba vao.......
tohiny
novalian'i robinhood ny 19/04/2005 12:36
