Politicien bôgôsy

1. nikopol ( 06/08/2004 06:47)
Ilaina ve ny bôgôsité amin'ny fanaovana politika? :lol:
novalian'i fijo ny 06/10/2004 20:15
2. kally ( 06/08/2004 08:42)
Ny hoe ilaina ve,raha amiko manokana tsia saingy mahatsikaritra aho fa misy ny olona sasany izay tsy maharaka loatra ny tena fandehany mifidy an'izay bôgôsy fa iny no mahafinaritra azy.Mampalahelo ihany!!!
3. nikopol ( 06/08/2004 10:17)
Kally, koa raha samy tsy hamely ihany ve tsy aleo marina lay bôgôsy :lol:
4. kally ( 06/08/2004 10:33)
Mampidi-doza izany fomba fifidianana izany ry Nikopol a!
5. haingou ( 07/08/2004 14:20)
Marka Ravalomanana sady bôgôsy no mpanana ozinay tamin'ny nanao paropagandy
hihihihiihihi
6. maditra ( 04/10/2004 01:55)
Fa ity tsy mba manana safidy matotra ity no tena tsy mampandroso antsika Gasy
7. fijo ( 04/10/2004 22:04)
noraisinareo ankamorana ilay resaka fa zavatra tena mitombina io.handray hoatra aho.any US amin\'ny fifidianana dia misy ny fihaonana in telo izay hifanaovan\'ny mpifanandrina.ary eo dia ny \"ivelan\'ilay\"mpifanandrina no tena mandresy lahatra.i kennedy ohatra dia izay no anisan\'ny tena naha lany azy,i bil clit koa dia anisan\'ny nanampy azy be io.
i chirac raha nifanandrina tamin\'ny ratompokolahy farany dia niditra an tsehatra io resaka io.ary ny mpanao fandalinana politika dia manisy lanjany be an\'io amin\'ny mpanao politika hiasany.
io sy ny fahasalaman\'ny mpanao politika dia tena misy lanjany.
8. maditra ( 06/10/2004 16:11)
Dia mety ho lasa lavitra koa izany maditra amin\'ny resaka politika raha io no resahina!
lol sangisangy io an!
9. fijo ( 06/10/2004 20:15)
asa kosa ko.tairo letsy fa tohananay ialahy ,fa avy eo kosa homeo anay ny marche rehetra tsara an. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195