Tononkalo 745

1. hery ( 08/08/2004 08:43)
Mba fantatrareo ve fa misy 745 ny tononkalo ao amin'ny site vetso.serasera.org ?

Mahafinaritra fa manana aingam-panahy ny namana. :)
novalian'i rahonala ny 18/01/2006 05:26
2. donemaskit ( 08/08/2004 09:32)
:D kay lé aza a !!! mahita marina !
3. ramoul ( 09/08/2004 20:41)
Kôzy ve klé!???
Milay kousa zany kou!
Tena mba ampiditra ao kounkou zah zany mba hampitonbo isa kou! :)
4. JMR ( 22/09/2005 12:34)
Ka rahoviana ary no havoaka ary ny boky "tononkalo notsongaina?" Dia asian'ny namana izay manan-talenta amin'izany sary milay be, dia asiana koa CD miantsa ny tononkalo.
Izany hoe atao milay be e! Hevitra atsipy io !
5. xxx ( 22/11/2005 09:26)
zà koa miray hevitra amin i toi e!
6. rahonala ( 18/01/2006 05:26)
salama daholo!
Tsy ho voavaky angamba izany fa mila aseo isaky ny mpanoratra mba ho fantatra hoe nisy izao vetso izo na zary. Atao aohatrany pejy fandraisana ao @ google. Tsy dia ampy loatra mantsy le tonokalo vao tonga sy tsara indrindra. satria ny taloha izany tonga dia mivalona.
sa ahoana hoy ianareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1077