Ka rahoviana ary no havoaka ary ny boky "tononkalo notsongaina?" Dia asian'ny namana izay manan-talenta amin'izany sary milay be, dia asiana koa CD miantsa ny tononkalo.
Izany hoe atao milay be e! Hevitra atsipy io !
salama daholo!
Tsy ho voavaky angamba izany fa mila aseo isaky ny mpanoratra mba ho fantatra hoe nisy izao vetso izo na zary. Atao aohatrany pejy fandraisana ao @ google. Tsy dia ampy loatra mantsy le tonokalo vao tonga sy tsara indrindra. satria ny taloha izany tonga dia mivalona.
sa ahoana hoy ianareo?