Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fatsoraly ( 21/08/2004 04:25)
Fanavaozana izay mahagaga tokoa
Ataovy mafy ny feon'ny solosaina dia http://www.hymnsite.com/fws/hymn.cgi?2140 fa fanavaozana izay mahagaga tokoa Nomen'i Jesoa ahy re... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 21:08
methode ( 20/08/2004 22:50)
Fambolena sy fikarakarana rose
Izaho dia anisan'ny tia voninkazo ary ny violette d'Afrique aloha no efa namboleko matetika!! Fa aty Afrika aho izao dia mba te hanandrana hamboky raozy nefa tsy dia mahay loatra! Mba ampianaro raha m... tohiny
novalian'i blondin ny 14/03/2005 17:13
hery ( 20/08/2004 17:32)
Tsy misy miafina aminao
Niresaka tamin'ny namako iray efa manambady aho dia sendra niteny taminy hoe misy zavatra na hevitra aminao tsy fantatry ny vadinao... fa nandà mafy izy. Raha mifankatia hono dia tokony secret zany m... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 21:44
ludo ( 20/08/2004 15:28)
Ny tsy mihafahafa sy ny tsy mahalala fomba
Inona no mampiavaka reo totra 2 ireo raha ny tsy mihafahafa lazaiko eto d ny olona zay mivatambantana @ retra2 zany we tia misavasava ny secrets nao na ny sakafo mipetrapetrak\'aza tonga d maka izy ts... tohiny
novalian'i booboo ny 05/10/2004 09:36
dotmg ( 20/08/2004 15:14)
formats ouverts
Taorian' ny shareware sy ny freeware ary ny nampalaza ny opensource, dia ity koa misy filozofia iray mikatsaka ny fahalalahana kokoa eo amin' ny resaka informatika, dia ny format ouvert (openformats).... tohiny
novalian'i dotmg ny 23/08/2004 12:25
shadom ( 20/08/2004 15:07)
marina ve.......
marina ve fa aleon ny vevavy lhl be be zvtr?? de ina no antony e???... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 21:48
jerico ( 20/08/2004 13:57)
pour tous
Izaho koa aloha mba mitady sipa mitovitovy taona amiko ee! mitady entre 17 et 20ans no reviko,fa raha plus de 22ans na latsakiny 14ans dia tsy milay ok! Raha ianao no izy dia andao hiresaka isika. ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 22:32
rktmb ( 19/08/2004 20:04)
hirahira malagasy
Miala tsiny indrindra manakotaba kely vetivety fotsiny tompoko lahy sy tompoko vavy. Ny radio VAZO GASY moa efa io ankafizin-tsika io. kanefa ny olona sasany, dia mety tsy maharehy ilay radio vazo gas... tohiny
novalian'i ramaso ny 06/09/2004 15:51
ludo ( 19/08/2004 19:00)
Raha avadika ndray ny rasa???
Araka ny mahazatra sy faheno @ ankapobeny d ny leh foana no mikaoty veh voalohany d inona ny olana ra ny veh ndray no maka ny toeran'ny leh zany we ny veh ndray no mikaoty leh !!... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 23:01
zzorro ( 19/08/2004 12:56)
Da Vinci Code
Salut daôlo, Tsy aiko nareo na nisy namaky an'le roman hoe "Da Vinci Code" iny fa tena gaigy be le théories an'le ranamana ! Ny tena hitako hoe tsy ao mintsy alou de filazan'nedala hoe Marie M... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2005 12:05
ludo ( 19/08/2004 11:38)
Ny fatiantoky ny mpandeha taxi-brousse sasany
Lazaiko we maty antoka ny mpandeha taxi-brousse sasany satria mandoa in2 izy! lay voalohany alo ara-bola mazava ho azy fa ny faha2 kosa lay tsy matanty voyages e d in no antony mahatonga io farany io... tohiny
ludo ( 19/08/2004 08:23)
L'AMOUR ET SON AGE
Matetika faheno amintsika zanak'olombelona sasany ny we za leh 25 ans mitady veh entre 20à25ans d ny veh ndray izy 30ans mitady leh 31à40ans fa in no antony moa ve ny taona no mitondr'azy sa fiti... tohiny
hery ( 19/08/2004 08:20)
Interface vaovao serasera
Hiditra amin'ny faha 5 taonany ny serasera.org atsy ho atsy. Hatramin'izao dia olona iray no niandraikitra ny zavatra maro (script, interface, contenu). Hita tsy dia mahomby loatra anefa izany. Izany ... tohiny
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:29
kally ( 19/08/2004 07:44)
Lalao Olympika,hatraiza?
Dia mandeha ho'a ny lalao olympika, dia tsy gaga intsony aho mijery ny hagegen'ny frantsay, anatin'ny iray andro in-3 manao fitarainana fa tsy rariny hono ny tsy fahazoany medaly volamena ka ny an'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2004 23:07
fanja1 ( 18/08/2004 17:28)
les yeux baladeurs en disent long!
Les yeux baladeurs en disent long ! 5. Il est droit comme un I Non, ça ne se passe pas en dessous de la ceinture ! Observez le corps dans son ensemble et, si l'homme se tient bien droit, le... tohiny
fanja1 ( 18/08/2004 17:10)
savoir lire les pensées des hommes
Comment une femme peut-elle savoir ce qu'un homme pense véritablement d'elle ? En observant tout simplement ses gestes et ses attitudes corporelles. Les mots d'un homme peuvent cacher ses intentions,... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2005 10:46
ludo ( 18/08/2004 13:55)
IO TOKANTRANO IO
Veh tsy mahay mitondra tokantrano d mety mampisy olana @izy mivady v zany ndrindra ny leh sasany zay sarotiny???... tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:39
ludo ( 18/08/2004 13:44)
Veh mamono vady
Izy veh ndray no mamono an-drangahy!! d aona ny hvtrao???... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/03/2005 17:57
ludo ( 18/08/2004 12:18)
code de la route
Ilaina v ra ampianarina any @ école primaire ny code de la route mba ahafahan'ny olona mampiasa azy tsara ra eo @ lafiny mpandeha tongotra syny mpitondra bisikileta??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2004 21:21
xxx ( 18/08/2004 09:56)
misy manindritsindry @ alina
Misy karazan’olona sasantsasany rehefa tonga ny alina(matetika) na rehefa rendremana iny dia ohatran’ny misy zavatra tonga eo aminy dia manindrinindry azy, ohatran’ny mahatsiaro i... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5168