Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ludo
(
26/08/2004 12:05)
fa hono wa???
misy amintsika zanak'olombelona hono tsy maintsy manana ireto toetra reto:
-misotro toaka
-mifoka
-miloka
-tia veh diso tafahoatra(zany we zay mandalo masony d ataony sipa doli)
De marina v we ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2004 00:08
chipie1
(
26/08/2004 11:36)
sakafo maina
iza no mahay ny fandrahoina ny sakafo maina ireny ? (anana maina, ravitoto sns...) ....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/08/2004 00:01
ludo
(
26/08/2004 09:10)
l'oiseau
quel est l'oiseau le plus heureux du monde :?: :?: ...
tohiny
novalian'i ramoul ny 07/09/2004 20:31
dovic
(
26/08/2004 07:25)
QUI SUIS JE?????
C moi seul le fils de Madagascar,sans moi Paris devient pris!!! qui suis alors :?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i leonardodicaprio ny 13/10/2004 15:14
kitjo
(
26/08/2004 04:14)
Voninkazo @ vase
Ty ndray aloha rehefa anaty vase ilay voninkazo fa tsy ao anjaridaina.
Asio siramamy tokony ho 3 sotro ilay rano fa haharitra kokoa ilay voninkazo...
tohiny
novalian'i kitjo ny 27/08/2004 13:37
lema
(
25/08/2004 17:23)
sazy
misy mahafantatra ve ny sazy azon'ireo efa ni-cland ka tratra?...
tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 22:14
xxx
(
25/08/2004 17:20)
tetikady haingana sady mahomby
raha te handoa (hi-vomir zany eh) rehefa le mamo velona b iny d zao hono no mety sady assuré 100% ny fahombiazany : atsofoka any anaty tenda ny tanana iray d ny iray alefa any @anus! d rah vao tsy mb...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:55
fanja1
(
25/08/2004 17:01)
Probleme de certains portables
Produit
28 000 batteries lithium-ion rechargeables (modèle A1045 - n° de série commençant par HQ404, HQ405, HQ406, HQ407 ou HQ408) pour les portables PowerBook G4 15 pouces (aluminium). Ces batt...
tohiny
novalian'i fanja1 ny 20/10/2004 06:34
fanja1
(
25/08/2004 16:14)
Finis les trous de mémoire!
Finis les trous de mémoire !
Curieux ! Pour améliorer sa mémoire, il faut regarder devant soi, pas derrière... C'est l'idée d'une nouvelle méthode particulièrement efficace pour entretenir sa...
tohiny
novalian'i fanja1 ny 28/08/2004 07:18
hashinah
(
25/08/2004 09:12)
possible ve ny amour par correspondance.
Aminareo possible ve ra oe par correspondance(n'importe quel moyen ) fa hoe tsy mifankahita fotsiny izao nefa mifankatia. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2005 16:43
akela
(
25/08/2004 08:25)
izay tia mahafoy
Isany ny teny iray nambabo ahy io teny hoe " izay tia mahafoy " io maro ny hevitra fonosiny ary samy manana ny fandraisany sy fiantefany any aminy ny olona tsirairay avy ka izay no mba anasako anareo...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 24/05/2005 20:44
xxx
(
25/08/2004 07:39)
Mitsangana ny Fikambanan'ny Cyber (Blueline) eto Mada hanohitra ny tsy rariny
Satria :
:arrow: Ratsy qualité de service blueline (tapaka lava sy ambany debit...)
:arrow: Misavoritaka eo @ fomba fiasa (facture voaloha lazaina fa tsy voaloha ka anapahana connexion) ka mitari...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 12/10/2004 13:33
joda
(
24/08/2004 20:58)
ny film gasy
mbola mila ezaka diso maka tahaka loatra ny violence any ivelany maninona raha atao zavatra tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ...
tohiny
novalian'i Todi ny 13/07/2005 07:20
joda
(
24/08/2004 20:56)
isika bandy gasy hono ry zalahy a
sady mpampirafy no macho nefa tsy alehany ka ahoana no eritreritr'ialahy isany @ izany.. :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:45
joda
(
24/08/2004 20:54)
film gasy
mbola mila ezaka be diso maka tahaka loatra ny violence any andafy manin raha atao film tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ...
tohiny
novalian'i bekorontana ny 05/11/2004 11:36
hery
(
24/08/2004 17:35)
Tany Dago
Betsaka ny nandeha tany Dago tamin'ity vakansy ity... mba azonareo lazalazaina eto ve ny fiovana hitanareo raha efa ela ianareo no tsy tany? Ny tsara sy ny ratsy? Ny olona, ny zavatra, ny tany, sns.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:49
ramoul
(
24/08/2004 15:46)
toto
Pendant l' etude du soir, Toto n' arrête pas de se lécher la main pour s' humecter le front tout en apprenant ses leçon. L' observant depius un moment, intrigué, le surveillant liu demande pour q...
tohiny
novalian'i ramoul ny 26/08/2004 20:58
tsiperifery
(
24/08/2004 14:31)
Famonoana olona koa ve ?
Voalaza atsy @ resa-behivavy fa famonoana oul ny IVG . Ary ny bandy mi-mast. koa ve izany tsy manao génocide mihintsy ? :lol: :lol: :lol: ...
tohiny
novalian'i ramaso ny 28/09/2004 03:44
ludo
(
24/08/2004 13:09)
directeur sy ny secrétaire vavy
tena marina v fa mazàna d miaraka ny direktera sy ny sekretera vavy?? ny antony??...
tohiny
novalian'i dily ny 02/04/2005 12:20
ludo
(
24/08/2004 11:59)
ny xxxxxx sy ny kanosany!!!
tokony asiana fandinihana ny namana mamaly @ alalan'ny xxxxx zany we tokony ho foanana lay izy fa mankaleo! ny tsy fifinkafantarana aza efa manahirana ko mbola atao xxxxx ndray!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:25
