Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
loharano ( 01/09/2004 11:57)
virijiny v sa mifono sachet fotsiny?!!
Mbola misy lanjany @ llahy v ny maha virijiny na tsia zay w vadiny? ary araka ny hevitrareo firy % n'ny vvavy misarom-boaly no tsy virijiny ntsony? ... tohiny
novalian'i dily ny 09/04/2005 10:30
sousoune ( 01/09/2004 11:28)
tsetsatsetsa tsy aritra
sao de mba misy mahalala any Ramahatoraka Rovaniainadit Pepe nipetraka tany Tamatave ,mba omeo vaovao zay mahalala de misaotra mialoha,tsy misy in na eritreritra ratsy fa mba fitia te hahalala fotsiny... tohiny
novalian'i mateur ny 30/10/2012 18:20
poupounesana ( 01/09/2004 09:36)
cet homme est-il très chaud?
à droite monsieur bête de sexe, à gauche un homme ordinaire! mais comment distinguer sans se tromper le mâle qui chauffe comme la braise? tous les indices pour faire une bonne pioche! lisez-bien l... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:46
fatsoraly ( 01/09/2004 04:06)
hafatra
ity dia tena zava-misy. Nampiomehy ahy tanteraka ilay hafatra nalefan'olona. Na izaho miomehy aza lasa tsy vitako izay zavatra tokony nataoko (matory antoandro :)) Mamakia milamina. mba nanaitra... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:52
hoanao ( 31/08/2004 16:36)
Tsy tia Mozilla ve serasera.org : bug
Ho an'ny mpiandraikitra ity fiseraserana ity, misy tsy mety kely ny fizahana ny takelaka mankao @ takelaky ny tononkira raha ohatra ka Mozilla no navigateur ampiasaina. Ity ny zavatra hitako : http:/... tohiny
novalian'i hoanao ny 01/09/2004 07:39
booboo ( 31/08/2004 15:58)
www.humour.com
ho an'zay reheta tia mivanitika :^) hihihihi... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2005 16:30
herylo ( 31/08/2004 14:15)
Je l'aime mais...
(l) slt! Izao mba manana olona tina nefa dia tsy dia mifanerasera be loatra izahay ary tsy dia mifankahita matetika.Tiko anefa izy na lavitra ahy ka inona no azoko atao? :?: :? andefasako hafatra... tohiny
novalian'i HeryLo ny 25/04/2005 14:24
bogosy ( 31/08/2004 09:16)
Ny vola no maha rangahy
misy io fitenenana io fa mba inona kosa no maha vehivavy... tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:10
dotmg ( 31/08/2004 07:50)
Mahazo teny gasy eo
Naverina ity resaka ity fa nosoloana ny lohateny. AME SENSIBLE et ADEPTES d' EDUCATION SECTUELLE S'ABSTENIR. Misy voambolana tsy zakan' ny mpivavaka amin' ny sekta sasany sy ny sarangan' olona marom... tohiny
novalian'i falygerd ny 16/06/2005 06:21
fijo ( 31/08/2004 04:40)
toe tsaina malagasy?
vao avy namaky "madagascar tribune" aho ka gaga nahita ity lohateny iray tao,mikasika ny zavaniseho tamin'iny herinandro iny teny anosy. voalaza tao ary fa tokony ho tany amin'ny 18h30 tany dia nisy ... tohiny
novalian'i haingo23 ny 12/04/2005 10:30
fatsoraly ( 31/08/2004 00:56)
tatitry ny fikaonan.....
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=383&ART=6188... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/09/2004 03:53
ftma ( 30/08/2004 22:13)
fihaonan'ny namana mifanakaiky toerana impetrahana
Maro ihany ireo namana izay efa nihaona ka asa ny hevitrareo raha mba afaka mihaona izay mifanakaiky toerana ipetrahana. Asa raha mba afaka mihaona isika rehetra aty antsimon'ny France sy ny ao Ital... tohiny
novalian'i ftma ny 19/11/2004 16:25
fiaritiana ( 30/08/2004 18:19)
fitiavana miredareda
mbola tsy nitia olona ohatran ity olon tiako ity aho , miredareda sy mandoro mihitsy mbola miaraka izahay an fa anontaniako fotsiny hoe inona no mety ho vokany... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2005 14:22
mcz ( 30/08/2004 15:33)
Tatitra ny fitsangatsanganana
Tontonsa soa aman-tsara ihany ny fitsangatsanganana natao t@ faha 29 Aogisitra teo . Nahafinaritra tokoa ny fiarahana satria dia tonga niaraka t@ ireo tapaka sy namana hafa ary fianakaviana ny namana ... tohiny
dotmg ( 30/08/2004 13:12)
sivana.serasera.org
Amin' alahelo kely no ampandrenesana antsika fa tratry ny sivana voalohany aho teto @ serasera.org. Ny mahagaga ahy fotsiny dia tany amin' ilay resaka tena matotra be aho no voasivana. Ialana tsiny ih... tohiny
novalian'i kitjo ny 31/08/2004 17:26
fyjl ( 30/08/2004 11:44)
Nahafinaritra ny Fitsangatsanganana teny Varahina
Amiko manokana dia nahafinaritra tokoa aloha iny fitsangatsanganana indray mitoraka iny e! Satria na ilay toerana aza dia amoron-drano ary tsara rivotra tokoa sady madio. Nahafinaritra ny fiarahana s... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:57
hoanao ( 30/08/2004 11:32)
RNS : fifampijerijerena ve ?
T@ RNS farany te wa, nisy namako izay nanontany ahy hoe "angaha elà tsy ho any @ RNS ?", nandà aho fa tsy afaka mantsy. Dia nanontaniako izy hoe inona koa no hataony any dia hoy izy hoe "Hifampider... tohiny
tsetse ( 30/08/2004 11:17)
mila fanazavana
mitady anizay namako talo zay ;nipetraka teny mandroseza;,demisy tranozareo ko ao ankadivato,fa mba tiko hofantatra hoe aiza izy zao ,Daddy no anarany... tohiny
xxx ( 30/08/2004 08:45)
Inona no tokony ataoko
Salut daholo Misy lehilahy izay ry reto de tena tia azy aho nefa tsy aiko raha fantany izany fa toa hihalasa adala aho refa mahita azy Efa nisy resaka nandeha anefa t@ ilay namako fa toa hoe manont... tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2004 22:52
mimich ( 30/08/2004 07:48)
serasera vary amin'anana!
Ho an'ny rehetra! raha tsy diso aho dia anisan'ny tanjon'ny mpandrindra ity takelaka ity ny fampiasana ny teny malagasy eo @ serasera, toa mitady hivadika izany tato ho ato fa efa maromaro ihany iza... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0852