Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fanja1
(
30/09/2004 15:28)
Ho an\'ireo zay mipetraka eto France ka te hividy voiture any ivelany (CEE)
Pièces à fournir pour les Véhicules provenant de l’étranger (C.E.E)
_Si le véhicule vient d’Allemagne, enlèvement des sceaux
_Carte de circulation étrangère
_Certificat de conformitÃ...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 20:20
booboo
(
30/09/2004 06:56)
Tsisy lohateny kah
Fa bonne rentrée aby sa coucou aby fotsiny !
:^) hihihi...
tohiny
novalian'i booboo ny 22/12/2004 10:37
naritsimba
(
30/09/2004 06:26)
Andao hasiana fihaonana @ 1 Novembre 2004
Miarahaba antsika eh!
Andao mba hasiana fitsangatsanganana @ 1 Novambra 2004 fa @ io mba malalaka no sady andro tsy fiasana rahateo eh!
Raha mazoto isika dia izaho efa mahita toerana azo aleha tsar...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:41
ainaheri
(
30/09/2004 06:23)
Ny tontolo iainanao io
Hajao ny tontolo iainana fa io no antoky ny fiainanantsika zanak\'olombelona:
mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?...
tohiny
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:45
ange
(
29/09/2004 20:38)
firy taona kay ny atonony @ vevavy no manao firaisana
firy taona kay no taona mety @ io?...
tohiny
kally
(
29/09/2004 14:44)
Fifamoivoizana eto Antananarivo
Tena mbola ho ela vao hanara-dalà na ny mpitondra fiara eto Antananarivo, tsy hiteny aho hoe tsy mifanaja izy satria mba mifanome lalana sy mahay mifandefitra ihany fa maizina @ ankamaroan\'ny mpamily...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2004 22:13
andrea
(
29/09/2004 13:00)
Inona no atao hoe fahasambarana ?
Nisy ankizy nandefa hafatra nanotany hoe : c\'est quoi le bonheur ?
Mba alefaso ny hevitrareo hoe ? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:21
kitjo
(
29/09/2004 10:23)
kapaoty
Fimailo indray hono znay no fiantso azy manomboka izao.
D ahoana iznay ilay pub @ Tv ireny?
Fimailo Plus ve? hhihihihii
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24824&r=11&d=2004-09-29...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 00:33
loulou
(
28/09/2004 13:35)
Paiso gasy
Misy mahanfatatra ny anarany paiso gasy (ilay mitretra) aminy teny frantsay na latin ve ? Ary misy ve eto Frantsa ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 19:25
pitchou
(
28/09/2004 10:40)
tataom-bato ka ny avo ihany no tovonana
Nareo v tsy nahamarika hoe raha olona ambony na manamanana no maty d midodododo daholo ny olona rehetra ary otran\'ny atao izay ampisongadina @ le solon-javatra atolotra mba ho tadidin\'ny vangiana. F...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2004 21:08
ainaheri
(
28/09/2004 07:36)
ny finday
Nareo ve tsy mba taitra ka mikaraoka ny paosinareo raha sendra maheno finday(tél port)
eo akakikinareo nefa tsy anao akory lay appel?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:50
booboo
(
28/09/2004 07:36)
sauces
mba zarao aby zé karazany fantatrareo sy ny raha miaraka aminy. Sôtra ô !...
tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 22:16
booboo
(
26/09/2004 18:32)
pfffff ! morale à zéro
Inona ny fataonareo hampiakarana ny morale-nareo refa lé sendra lé mi-\" déprime\" reny ?
Hihihi mety hiasa amiko ihany refa ôtr\'ôtr\'zay @ manaraka zà ! hihihihi ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:23
fanja1
(
26/09/2004 12:41)
Le médiateur du net
Le médiateur du Net
our régler un litige avec un fournisseur d\'accès à Internet (FAI) ou un cybercommerçant, les solutions sont limitées : soit on se débrouille seul (éventuellement ...
tohiny
maditra
(
24/09/2004 18:28)
hova sy tanindrana
Tsy sanatria hamporisika adim-poko ity e!
aza misy mi-pa
aza misy mi-pi
aza misy mile....
ok aza misy ratsy saina
---------------------------------------------------------------------
Nisy ho...
tohiny
novalian'i majakely ny 09/02/2005 13:53
ralay
(
24/09/2004 16:44)
Fanohanana ny ekipa malagasy
Raha mba afaka ianao dia mba mandehana manohana ny ekipa malagasy kanetibe any Grenoble fa mahafinaritra ny ambiansy amin'izany. Isika gasy koa malaza fa tena mahay manohana rehefa tena tafavory maro....
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 20:54
ralay
(
24/09/2004 16:42)
Ho tonga hatraiza ny ekipatsika
Fantasika fa @zao fotoana izao no atao ao Grenoble France ny fifaninanana faratampony @ kanetibe. Manana solotena isika malagasy @ zany ka araky ny hevitrao ho tonga hatraiza ny ekipatsika amin'ity in...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:14
hery
(
24/09/2004 13:44)
Miala any indray ny Forum
Miala any tsikelikely indray ary ny Forum.
Mbola misy fanamboarana ihany eny antsiefatsiefany eny fa efa azo ampiasaina tsara izy ity.
Dia mazotoa mitafa sy midinika daholo indray.
Hery.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2004 20:10
bichette
(
09/09/2004 13:41)
Ny tsy fanomezana sary ve midika fa mandà ny ho namana ?
... Indrindra raha vao herinandro monja no nifanoratra ato serasera ?
Misy mantsy olona tonga dia manontany ny sary ka raha mandà ny tena dia hoe : "tsy te ho namana" sns. Diso ve ny tena ? sa iana...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:26
tsiperifery
(
09/09/2004 12:26)
Hafatra ara-pilazantsara
Nisy eritreritra niserana t@ namantsika nanao hoe: " Tena marina fa adino matetika ny mamaky baiboly refa andavan'andro, nefa tsy adino ny mamaky forum eto ".
Hisorohana izany dia ande ezahintsika as...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 16:05
