Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
allright
(
09/09/2004 11:18)
La langue française est elle macho?
Ahoana ny fahitanareo an'ireto définition ireto : ?
Un gars : c'est un jeune homme
Une garce : c'est une pute
Un courtisan : c'est un proche du roi
Une courtisane : c'est une pute
Un mas...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2005 00:28
fanja1
(
09/09/2004 09:44)
Ho an'ireo namana eto france!
BIEN SE LOGER GRACE A SON PATRON
On l'ignore souvent mais n'importe quel salarié peut obtenir un prêt de la part de son employeur pour acheter une résidence principale ou pour y réa...
tohiny
novalian'i Ralay ny 31/01/2005 16:14
xxx
(
08/09/2004 12:41)
hey les filles !
:wink:
Les 5 préceptes de la sagesse chinoise destinés aux Femmes
1. Il est important de trouver un homme qui t'aide dans les tâches ménagères et travaux pénibles, et qui ait un bon emploi...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2005 21:47
xxx
(
08/09/2004 10:45)
miteniteny foana
asa na iza aminareo no tahaka ahy fa ny ahy ny rams raha manao fitiavana izahay ka mamy be le izy de lasa manjary miteniteny foana minsty leiry indraidray ary teny tsy fantatro akory ny mivoka ny vava...
tohiny
novalian'i ramaso ny 27/09/2004 23:16
xxx
(
08/09/2004 10:37)
complexe ve?
mahagaga ihany indraindray ny mahita gasy miasa aty an dafy de raha hita indraindray ny sasany eny @ toeran piasany indrindrindrindra moa raha asa an tselika no hataony de mody fanina ery ry zareo...a...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:42
tiakoianao
(
08/09/2004 09:36)
sao dia ato no ahitako anao?
Mitady vehivavy tiako sy tia ahy zah, mba alefako aty ty annonce ity satria mety ato no misy azy satria tsy voatery ho hitako eny rehetra eny! de aza misalasala manoratra eh !...
tohiny
novalian'i iartistika ny 10/04/2005 13:24
rafilozofy
(
08/09/2004 08:47)
IZANY HO'AHO!
:!: Efa nasosoko teto ihany ny hevitra momba ilay fitsidihana an'ity site ity. Misy tononkalo sy hira ao, forum sns....
Dia ny hevitro hoe: ilay hira na tononkalo nampidirin'ilay mpikambana ve rehe...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/10/2004 21:34
hery
(
08/09/2004 08:09)
serasera.org sakanan'ny mpampiasa sasany?
Manahoana daholo,
Naharay hafatra tamin'ny namana sasany (orinasa iray) aho nilaza fa tsy afaka mijery serasera intsony ry zareo fa bloquer-n'ny ao ampiasana. Tsy dia azoko loatra hoe inona no anto...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:42
fatsoraly
(
07/09/2004 22:53)
serasera sy baiboly
eritreritra sendra mandalo
maha-te hanao tononkalo
isaky ny mamelona ordinatera
dia misokatra ny serasera
raha folo minitra isan'andro
hanalana azy sy hialam-boly
dia aza hadinoina toy ny mand...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:23
ramoul
(
07/09/2004 20:49)
Toto (suit...)
Toto et 2 de ses camarades parlent de leur père sur un bans de l'école:
-Mon père, dit le premier; est tellement fort qu'il avale la fumé de sa cigarette par sa bouche, et il la recrache par le n...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 08/09/2004 09:17
ramoul
(
07/09/2004 20:39)
Un mec ô Bresil
Un type lit le journal. Tout à coup, il lit qu' au Bresil, quand un mec fait l' amour avec une femme, il reçoit 300F
-Le moi prchain, je pars au bresil,dit-il à sa femme.
.Je part avec toi,mon ch...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:47
nanahary
(
07/09/2004 16:58)
suggetion pour diminuer le prix du riz a 4000 fmg /kg
D'apres Tribune du 7 Sept 2004 : Article "Deux ans aux pouvoirs selon le C R N ".
Observation : Prix du riz est a 4000 fmg/kg .
Investir dans les engrais N.P.K (Importer de l'Europe ou U.S.A...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 18/11/2004 23:03
gogota
(
07/09/2004 13:47)
Ahoana ireo gasy ao Paris ireo é!
Mitomany MAFY ho parizianina noho ny Parisien izy ireo, ka sady mahasosotra no mahatsikaiky. :°) ...
tohiny
novalian'i boalimena ny 27/09/2005 15:19
fiaritiana
(
07/09/2004 11:32)
amour devient amitie
tsy vitako izany aloha tsy haiko ianareo raha toa ka efa niaraka ela ve dia hiverina ho mpinamana fotsiny indray dia ahoana izany ny vita hatrizay :?: ny amitie lasa amour no tena possible amiko ary l...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:23
xxx
(
07/09/2004 06:52)
Valan-dresaka J. Sylla - Marseille
Manasa antsika hiaona aminy eny @ consulat hono ny praiminisitra ny Alakamisy 09 Septambra izao @ 5 ora sy sasany hariva. Omaly izahay vao nandre izany koa dia ialàna tsiny aminareo liana nefa tsy a...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/09/2004 16:53
ainaheri
(
07/09/2004 06:41)
akoho sy omby!!!
Toa naheno aho fa tsy azo andrahoana miaraka hono ny akoho sy ny omby tena marina ve zany ? inona ny antony??...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 22:07
zamahery
(
07/09/2004 03:57)
Informaticien ve ny mpanao page web tsotra ?
Misy tari-kevitra vaovao ity. Betsaka ny boaikely tena henjana tokoa amin'ny fanaovana page web. Saika tsy nandia lakilasy fampianarana ireo antsoina hoe Informatique izy ireo nefa dia tena mahagaga n...
tohiny
novalian'i nilsen ny 03/01/2005 18:49
fatsoraly
(
06/09/2004 23:49)
Ity herinandro ity
noho ny antony manokana izay ho fantatrareo atsy ho atsy dia ity herinandro ity no farany ahitana an'i fatsoraly eto @ serasera.
isaorana ny namana rehetra fa dia nahafinaritra ny nifanala azy sns......
tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:08
sariaka91
(
06/09/2004 14:26)
ny fihevitrareo lhl...
Nisy lohahevitra nanaitra ahy teto mitondra ny lohateny ho "Io tokantrano io". Ka maha te hanontany ahy anareo lhl ny hevitrareo mikasika tena anjaran'ny vhv eo @ tokantrano. Natao ho mpiasa antrano s...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 05/05/2005 08:56
tsiperifery
(
06/09/2004 13:16)
Hira Masina
Inona no hira masina anisan'ny mampietam-po sy fanahy anareo indrindra ?
Ny ahy "Tiako ny hiaraka aminao Jesoa " nambaboan'ny mpampiely baiboly ahy t@ faha 14 ny taonako tao @ complexe scolaire Ampef...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 20:17
