sao dia ato no ahitako anao?

1. tiakoianao ( 08/09/2004 09:36)
Mitady vehivavy tiako sy tia ahy zah, mba alefako aty ty annonce ity satria mety ato no misy azy satria tsy voatery ho hitako eny rehetra eny! de aza misalasala manoratra eh !
2. xxx ( 08/09/2004 11:55)
tsy hoe manakivy fa ny hita maso ary indraindray tsy hita izay anaovana azy,i tiakoianao eto sady tsy hita maso,no tsy hay hoe mitady vehivavy ohatran'iza.mba farito sy hataovy mazava tsara moa.Ilay fiche d'identité angamba hataoko fa minimum tokony ho fantatra.mazotoa e
3. revimanja ( 08/09/2004 15:44)
Tsy risque be ve izany mitady sipa eto izany razoky be ah. Aleo aza mitady eny atsena, na eny amin'ny garamasinina. :?: :?: :?:
4. yonikafopl ( 08/09/2004 18:01)
aza kivianareo kosa izy e!!!!!
Mahereza sy manana faharetana manko ry tiakoianao fa rehefa ato ny anjaranao dia miseho eny foana izy a!! :wink:
Bonne chance e!!
5. fiaritiana ( 08/09/2004 18:58)
aza matahotra fa ho azonao ato izy e mahazoa izay ilaina an za aloha dia miala tsiny fa mety tsy ho za angamba ilay izy
6. kabatritra ( 08/09/2004 19:21)
Marina mihitsy ny voalazan-dRaxxxxxx. Iza ianao ? Asehoy ny sary; Firy ny halavàna ? Bota sa mahia kaozatra ? ... Ary manana taratasy ve ?
7. tiana1 ( 08/09/2004 19:30)
:-D :-D i kabatritra koa hoatry ny pôlisy !
8. kabatritra ( 08/09/2004 19:44)
Ka mba tsara fakafakaina anie ry tiana1 izay ho taolan-tehezana ndrao dia sendran'ny taolom-pifiaka ê !
9. ramoul ( 08/09/2004 20:12)
Mahereza ry tiakoianao fa aza manaiky kivin-dreo zany enao à!
Zah kounkou tato no nahita ny anjarako de mba manosika anao kounkou zah mba hahitany nanjaranao ato ihany kuo! :wink:
10. xxx ( 08/09/2004 21:05)
aza kivy e,tato no nifanena izahay volana vitsivitsy lasa izay ary lasa mpifankatia tokoa,isaorana manokana ity tranokala ty.
11. minnetty ( 09/09/2004 10:27)
za aloha tonga dia haiko fa tsy ho tinao eh na dia mety ho tiako aza ianao snif snif snif :oops: :oops:
12. tiakoianao ( 09/09/2004 16:10)
:D
Ho famaliana ny fanontanian'ny kabatritrasy ra xxxxxx :
zany hoe vehivavy sympa, elegante, intelligente(nandalo fianarana) ihany koa eh, ... no tadiaviko.
Za moa zany bandy fotsy fihodirana, tsy bota tsy mahia fa antonony , tsotra , rarement tezitra, tsy ratsy hono (relatif ihany anefa io!), ....., rehefa mifanotra angamba vao tohizana ny sasany
13. xxx ( 09/09/2004 16:13)
O ry Tiakoianao an, izaho izao kandida iray ka ahoana no hifaneraserantsika è ? Sao dia mampiresaka manala azy fontsiny aza ianao ity kou.....
Hoy ilay manirery mitady namana koa.
14. tiakoianao ( 09/09/2004 16:25)
azafady ry zareo fa tsy hoe rehefa "mifanotra" (lasa hafa ndray le heviny hihihihi) no tokony ho izy fa hoe rehefa "mifanoratra" !!!!
15. yonikafopl ( 24/09/2004 17:07)
mahita ny soa tiakoianao a!!! :-* :wink:
16. tenio ( 27/09/2004 11:43)
Tsara tso-drano ry ise an! mahita izay tadiavina e, ary aza mety hakivian\'ny sasany.
17. fijo ( 27/09/2004 20:09)
mahereza fa na X aza hita ato e.
18. yonikafopl ( 28/09/2004 15:10)
mba ilazao ihany rehefa nahita tiakoianao an!!!
19. mioumia ( 29/09/2004 11:31)
tiakoianao, aza maika fa itanao eo foana izy!!!!!
c nous la preuve!!!! sa tsy zany aki tenio?
20. yonikafopl ( 29/09/2004 12:23)
mioumia sy tenio kayyyyyyy hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1055