sao dia ato no ahitako anao?

61. mihanta ( 16/12/2004 19:38)
hihihi tandreno ihany ny fo na d zany aza
62. fijo ( 16/12/2004 20:26)
mumu an vahao moa io varavarana io fa aza idiana karetsaka e.
63. mihanta ( 16/12/2004 20:29)
varavaran\'ny fo v zany sa inn
64. fijo ( 31/01/2005 22:09)
shut mihanta.
65. mihanta ( 01/02/2005 21:55)
hangina aho k tsy hiloa bava
66. fijo ( 01/02/2005 23:43)
shutttttt
67. mihanta ( 02/02/2005 18:19)
efa nangina za kou kou inn njay aza
68. fijo ( 02/02/2005 22:26)
mbola henoko ndry ko
69. yonikafopl ( 03/02/2005 17:24)
idio karetsaka fijo a
70. perlerare ( 03/02/2005 19:57)
aza mangina kanjony
71. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:12)
nen'i mihanta lasak'o vavany fotsiny e...
72. mihanta ( 03/02/2005 20:24)
mba inn ihany ny tsy aritr'ikaretsaka aza?avia bitsibitsihiko aza
73. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:26)
tsss zavatra lainga sy tsy misy honesty ve ny bitsibitsihanao ao antsofiko ao ao.. mampandry andrisa fotsiny... tsy ny fanontaniana ary no valiana fa eo no mivarob...vava ato fotsiny!
74. fijo ( 03/02/2005 21:11)
mifampibitsia moramora nareo ka
75. ikaretsaka ( 03/02/2005 21:19)
nen'io abobo no resahiny fa anontaniana fanontaniana mazava izy http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m41ffe29aa83a5
tsy sahy akoriny
76. mihanta ( 03/02/2005 23:03)
bn ikaretsaka d manofisa b an :-D :-D
77. yonikafopl ( 04/02/2005 18:59)
ramaso hihihihhihihihhi :twisted:
78. mihanta ( 04/02/2005 19:05)
ramaso ikaretsaka handehana mitsabo saina fa mbola malalaka ny hopitaly
79. ikaretsaka ( 04/02/2005 19:14)
ny vavanao no asiana resaka kooo :^)
80. mumu ( 05/02/2005 14:52)
ramaso ikaretsaka mba avelao am'zay mihanta!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4656