sao dia ato no ahitako anao?

21. fijo ( 29/09/2004 20:36)
hummmmm nilaza tsy nanontaniana an
22. booboo ( 30/09/2004 06:41)
hummmm
23. fijo ( 30/09/2004 19:15)
mateza e
24. yonikafopl ( 30/09/2004 20:17)
mba itantarao zahay mioumia fa sao mba mahasoa a!! :-P
25. xxx ( 01/10/2004 16:30)
Fa maninona aza ianao ry tiakoianao no hitady olonkafa ndray anefa za efa tiaanao ?
Efa anahiko io ry reto fa tsy mahazo mitady izany ntsony a.
26. yonikafopl ( 01/10/2004 20:43)
xxxxx hay kosa , ary aza miafina mou e!!!
27. tenio ( 02/10/2004 07:50)
mioumia> tiko be njy
xxxxx>sao dia mananihany aloha ka lasa mandany zara ny hafa fotsiny
tiakoianao>ise kosa ary sao varibarian\'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso?
28. yonikafopl ( 02/10/2004 19:08)
hum hum!!!!! :roll:
29. tahison ( 03/10/2004 08:29)
Le xxxxxx kosa tokony mba manome phone ohatr de mba miantso azy tiakoianao amin\'izay ehhh!!!
tiakoianao> na farafaharatsiny ialahy mba manome email (le tsy ampiasaina ireny, na mamorona vaovao) de mifanoratra sy mifanome adiresy ao nareo, rendez-vous, sy ny hoe ataontsika firy ny ankizy, ... de zay ko inn ary ty :°)
30. fijo ( 04/10/2004 19:31)
xxx kosa mialona sao mahita ato izy dia migafy fotsiny.
31. tiakoianao ( 05/10/2004 10:00)
tahison> afaka mifanoratra miainga avy ato amin\'ny serasera ihany ange isika eh!
xxxxxx> sarotra be ny maminavina hoe iza io, ka raha azonao atao ny manoratra manokana dia manorata.
All> misaotra amin\'ny firariantsoa sy fankaherezana avy aminareo, misaotra an\'ireo izay mahita fomba fijery hafa ihany koa: tsara fantarina daholo ny point rehetra ....
32. fijo ( 05/10/2004 20:45)
mahereza letsy e
33. six ( 20/10/2004 12:41)
sady ataovy serieux e!

aza kivy refa serieux toi mahazo azy!
34. fijo ( 20/10/2004 20:29)
ary rehefa azo dia fikiro mafy be
35. tenio ( 21/10/2004 08:39)
Efa nahita ve ry namana an? mba itantarao moa zahay e!!!!
36. six ( 21/10/2004 10:54)
aona marina ny tohiny e!
ataovy serieux waaaaaa
37. fijo ( 21/10/2004 19:44)
sere lery ka.
38. debora ( 01/12/2004 07:43)
Salama daholo
Efa nahita ve ry tiakoianao an ? ohatra ny fantatro enao io , sa za ve no diso , de tena tsy mahita ve enao eny an-dalana rehetra eny nefa bdb , za mbola tsy manana fa enao aza tsy fantatro tsara ahory kou ahahahahhahaha
39. arimalala ( 01/12/2004 09:29)
io fa mitady hisy kil
40. sechat ( 01/12/2004 09:42)
an an an ka. Tsy mahita n\'inona2 ato enao. Raha za enao mifindra fa sao de lo ato :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3226