sao dia ato no ahitako anao?
82. dadabe
(
07/02/2005 03:58)
tena tsy ao mihitsy hoa zah e,le size hafa nefa ny valiny manao atsimo sy avarats be kle kiiiiii,sa zah ve no efa mitapy le? :-D :-D :-D
84. Nananie
(
07/02/2005 14:05)
Fa in mintsy 'ty resaka mpamafa 'ty e! ôtran'ny misy resaka fàfana 'zany fôna ny sujet jerena?Fa iza no namafa an'iza? Fa manin?
85. Ramaso
(
07/02/2005 18:46)
nivalana be tato za fa nisy sipa namparary ny kiboko de efa nisy namafa e
86. fijo
(
07/02/2005 22:01)
dia akoka ary izay fa sao dia mampiady ka tsy tsara e.
milaza ze tsy mahatanty sangy dia aoka isika hanaja azy avy eo
milaza ze tsy mahatanty sangy dia aoka isika hanaja azy avy eo
87. ikaretsaka
(
07/02/2005 23:05)
de rehefa tsy mahatanty ko de tsy midikizo fa tsy rehefa mmivelatra ny daomy vo heo tsy izy tampoka
Honesty honesty!
Honesty honesty!
88. dadabe
(
08/02/2005 08:50)
tampondratsy ny daomy zany kle ,misy double 6 tavela,nananie avia aky ndry aty amiko a,satria ny size hoe :"saop de ato no ahitako anao...."hihihih demande fotsiny ny ahy r'izalahy fa aza zalouuuzzzz a (l) :-*
91. iartistika
(
13/02/2005 12:31)
Mankanesa ry tiakoianao eny @ ireny firavan'ny zone franche ireny fa eny vraky be ny joba ah,afaka msafidy tsara toi,miandry an'le firavàna fotsiny....
93. iartistika
(
15/02/2005 18:33)
Ko ny valala ary anie tsy azo raha tsy handriana ilika eh!sady be sipa @reny ah!na hanao 27 de boka aza mahazo.....
98. iartistika
(
16/02/2005 21:38)
Tony de lasa zao vao misy irika koa,tsy mitamatama eo fa manjary lasan-dry zalahy ny entana,de eo ny tena minono tanana eo! :oops:
99. dadabe
(
17/02/2005 09:15)
ary raha tsy irika intsony fa lavaka be de ahoana?mbola andriana ihany ve?