IZANY HO'AHO!

1. rafilozofy ( 08/09/2004 08:47)
:!: Efa nasosoko teto ihany ny hevitra momba ilay fitsidihana an'ity site ity. Misy tononkalo sy hira ao, forum sns....
Dia ny hevitro hoe: ilay hira na tononkalo nampidirin'ilay mpikambana ve rehefa misy mijery na mamaky dia tsy mba tokony hahazo isa kosa ilay mpikambana nampiditra an'iny sa????
Izay ihany fa misaotra.
répondu par ikaretsaka le 21/10/2004 21:34
2. hery ( 08/09/2004 10:23)
Ny blem amin'io rafilozofy dia mety hsiy hampiakatra point fotsiny :)
Mety cliquer-ny imbediabe ilay hira. Tsy afaka manokatra table iray amin'ny base de données anefa aho hitehirizana an'io click io indray satria miha mavesatra hatrany ny site.
Rehefa mametraka hira angamba dia tokony omena isa betsaka amin'iny indray mandeha iny.
3. rafilozofy ( 08/09/2004 11:26)
Eny àry fa misaotra, fa izay marimaritra iraisana eo no atao e. Mazotoa an. :!:
4. rafilozofy ( 21/10/2004 14:42)
Manahoana e,
Azafady indrindra re tompoko, ho anareo mpiandraikitra ny namana.serasera: misy olona nilaza fa nahita ny sariko ato kanefa tsy nandefasako sary akory, satria ny namako manokana ihany no nokendreko ahita azy. Possible ve izany? Sa izaho no tsy nahatadidy?
Misaotra, saro-pady amiko mantsy ireo sariko ireo e. Azafady an. Misaotra indray.
Rafilôzôfy. :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :(
5. fijo ( 21/10/2004 21:04)
misy tokoa ny mitsikilo ny resaka na zavatra hifanaovan\'ny namana sasany ato.fantatro izany ary haiko satria efa notsapaiko.
ny fika dia mora.nanaovako resaka tsy nifanaovako taminy izy dia fantany.nefa resaka nataoko tamina namana hafa tato.
fa ny ahy io tsy dia nampaninona ahy satria bandy mpifanadala amiko ato ihay.ny olana dia raha hafaka mizaha toa io daholo dia ahoana ano mitranga?
izao hita izao ny valiny.ka hijereo vahaolana io rahery fa gravy be
6. ikaretsaka ( 21/10/2004 21:34)
izay mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835