Ahoana ireo gasy ao Paris ireo é!

1. gogota
(
07/09/2004 13:47)
Mitomany MAFY ho parizianina noho ny Parisien izy ireo, ka sady mahasosotra no mahatsikaiky. :°)
novalian'i boalimena ny 27/09/2005 15:19

5. tsiperifery
(
07/09/2004 14:15)
+ io resahina lava + vô maika mampiady sy mampiavona olona e !
Asio fihaonana goavana any dia miravona ny rehetra .Mankaleo ilay mifamely lava toy izao !!!
Asio fihaonana goavana any dia miravona ny rehetra .Mankaleo ilay mifamely lava toy izao !!!

6. nykanto
(
07/09/2004 15:03)
Amiko toe-tsaina ratsy iray iombonan'ny mponina an-tanan-dehibe izany, toa London, Antananarivo sy ny antsoiny matetika hoe tambany, tsy ny gasy eto Paris irery ihany izany fa na ny Parisiziana tena frantsay aza...
Ny Kanto
Ny Kanto

7. yonikafopl
(
07/09/2004 18:34)
Mba aokanareo ry reto ry zareo ao Paris ao a!!!
lasa mifosa an-dry zareo ny ataontsika :lol: :lol: :wink: :-P
lasa mifosa an-dry zareo ny ataontsika :lol: :lol: :wink: :-P

9. andrea
(
08/09/2004 09:18)
Fa minona no dia lazaina amin'ny ankapobeny hoatran'izany ?
Fa dia inona no heloka vitan'ny gasy ato Paris ?
Toerana hoatran'ny faritany rehetra io fa aza asiana koi izany . .. Ny tena olona mahatsiaro tena hoe gasy dia sariaka foana e, na aiza na iaza no toerana misy azy
Fa dia inona no heloka vitan'ny gasy ato Paris ?
Toerana hoatran'ny faritany rehetra io fa aza asiana koi izany . .. Ny tena olona mahatsiaro tena hoe gasy dia sariaka foana e, na aiza na iaza no toerana misy azy

10. avisoa
(
08/09/2004 10:23)
de zany ve ry reto za aloha mipetraka eto paris fa za tsy maba mihevitra ny tenako ho parizianina noho ny parizainanina sanatria za aza mba pihavy an tanana olona ko za aloha tsy mba izany e asakasaky ny afa aloha e

11. ramoul
(
08/09/2004 19:49)
toa lasa rsaka ady fontsiny le izy fa aleo tsy apiko tsony.
Ra zay zavatra itako tam' na gasy tanyb Paris zay ngambany no hotantaraiko eto de betsaka am' nareo reo no tsy te hiresaka amiko tsony, de aleko mangina! :twisted:
mampalahelo mintsy ny gasy mipetraka ao Prais ao!
Ra zay zavatra itako tam' na gasy tanyb Paris zay ngambany no hotantaraiko eto de betsaka am' nareo reo no tsy te hiresaka amiko tsony, de aleko mangina! :twisted:
mampalahelo mintsy ny gasy mipetraka ao Prais ao!

12. crrlanto
(
08/09/2004 20:25)
tsy ho parisien mihitsy ,samy mpiavy e, mifankatia ihany no ady eo ok,ny samy gasy :*

13. pony
(
04/02/2005 08:20)
tsita zay ilazana azy é! miala tsiny @ fiténénana fa hotry itondra ny kapoka any antrano rà vô bà miarahaba. dé @zay zay avy aty @ province éf nazo fiténénana wé GVT ndray zany.dé maninn kay! farabana ngeh no atao é!fa tsy hangataka kory?i zandrinay zao ao Paris mitsy no mipetraka sady manabady vazà, bà netséna teny Cachan njay andro niaraka t@ fiara vao2 bé tonga dé nokikisa gasy ny lokony fa miséo milay hono, dépuis tézitra mafy ny zodà ka nanao t@ lay gasy tratrany teo zay maha MAL GACHE anreo zavtra tsisy dikana,ka io ary noa ananako afaka handé anakou aty. hatr@zao tsy té ho any tsony ràzandrinay fa menatra ny vadiny.ka nareo na dé zà ary tsy taman mihotra ny 2 andro fa sady tia tena bé no ratsy toetra rà misy zavatra atao,indra ny participation io,lava lamosina nefa té hinana no sady tsy té hiala paosy!!!

14. titakely
(
04/02/2005 08:56)
zany hono ry gasy ao paris a , ovay ny toetran'izay miavona fa manimba passeport ny gasy e, mahamenatra sady mampalahelo

15. majakely
(
04/02/2005 11:13)
ary ireo mody tsy mahay miteny gasy intsony ,efa mba sendra anareo ve ?mahatsikaiky no mahamenatra !! :cry: :P :D

17. gasipetakely
(
10/03/2005 18:53)
zaho koa GVT, vao tonga teto Parisy t@ ty taona ity, dé tena gaga aho mahita ny gasy taty, menatra ho an-dry zareo aho : tsy miteny gasy, manao fijery feno fitsarana, sns. Ndray ty toetra!!!! manimba pasipaoro marina, zany ve no atao hoe "gasy"? tsy vazaha n'oviana n'oviana nefa, indrisy e! :cry:

18. jpeg
(
21/03/2005 17:18)
tena wain be ko ry reto ra izany a, za lo vo ifindra monina ande any Paris refa anao stage fa tena sarotra everina iany ny mba ifampifandraisana moramora @mpiray tandindrazana any koh! aleo tsy avy d miaviavy so iomehezan'ny kil eo koh! :-D

19. cheboman
(
21/03/2005 18:27)
misy lay gasy mody tsy mahay miteny gasy tsony fa misy ko anie le gasy tena tsy mahay miteny gasy mitsy otran'ireny zanaka gasy ray sy reny teraka taty, ny sekoly alahadin'ny fiangonana gasy atao amin'ny teny fransay satria ny atsasakin'ny ankizy tsy mahay teny gasy

20. zandrikely
(
12/04/2005 08:51)
asakasak'izay te ho parizient fa GASY KA MANJA E :D , hiomehezana fotsiny izy rehefa tsa mamaly manao ahoana e , boribory anie ty tany ty e , :D sady tsy ho aiza ko e , samy nandeha avion nandeha taty e ary samy nanana passeport