Ahoana ireo gasy ao Paris ireo é!

21. shate ( 14/04/2005 15:41)
za gasy vo tonga de tonga de nankany lyon de tsy haiko le gasy ao paris, fa n'aiza n'aiza na any paris na eto lyon de mampihomehy an-drizareo ny gvt, satria hono mbola vendrana e, aleoko ihany gasy any dago fa le aty toa tsy milay ko, asa ze mahatamana ny gasy aty za vo tonga teto de te hody saahdy
22. viboule ( 08/08/2005 18:29)
mandehana ary mody e!
23. souly ( 27/09/2005 07:12)
za aloha vô ray volana no tonga teto Parisy,arysambany io ka tsy dia fantatro loatra fa zé gasy nifanena t@ko hatr@ zao d mifampijerijery fotsiny d samy mizotra ny lalany fa tsy misy mifampiarahaba, heveriko dia izay nga ny fomba aty? saika hiarahaba ihany aho nefa tsy nanao ndray sao voafitra b éo kou!!!satria lé oul ôtran'miavonavona b zany fa tsy misy mitsiky na d fantany aza hoé gasy!!d samy manD samy mitady zany!!
24. boalimena ( 27/09/2005 15:14)
zah aloha dia monina eto paris efa somary efa naharitra,fa izaho aloha tsy hoe miavonavona ,fa hatramin'ny nahatsapako ny fomba fifandraisana amin'ny toetran'ny gasy eto paris ,dia tsy mitsiky na miarahaba mihitsy aho satria efa nihatra tamiko ilay hoe GVT ,talohaloha ,izaho aza teto paris efa nanontany gasy hoe "tsy gasy ve ianao?" dia novaliany hoe" an,an, tsy gasy zah" nefa dia teny malagasy mazava no nanontaniako azy"dia hitanareo amin'izany ny toetran'ny gasy sasantsasany eto paris fa mahamenatra azy no atao hoe"gasy",koa dia ialan-tsiny amin'ny malagasy,fa tsy fantatra intsony é! dia aleo mangina fa tsy hoe"avonavona akory rey olona é!"ny amiko no ambarako fa ny hafa tsy haiko !!
25. boalimena ( 27/09/2005 15:19)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4403