Ity herinandro ity

1. fatsoraly ( 06/09/2004 23:49)
noho ny antony manokana izay ho fantatrareo atsy ho atsy dia ity herinandro ity no farany ahitana an'i fatsoraly eto @ serasera.
isaorana ny namana rehetra fa dia nahafinaritra ny nifanala azy sns...

"Go beyond
Further beyond
Do not limit yourself
By comparing yourself
with others,
Or even with your own self"
Sri Chinmoy
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:08
2. fatsoraly ( 06/09/2004 23:51)
Shalom!
3. fatsoraly ( 07/09/2004 02:47)
hahaha1 inona zany "hiat". Tandremo fa i fatsoraly1 no hiaps fa fatsoraly2 mandendeha eny an-tsena eny an
8)
4. fatsoraly ( 07/09/2004 03:00)
hahaha! mba azavao lesy fa tena zefa be za tsy kopy leaza!
5. fatsoraly ( 07/09/2004 03:03)
:idea:
hahahaha!
6. fatsoraly ( 07/09/2004 03:07)
inona ary izany "hiat" zany fa tsy kopiko le!
:?:
7. fatsoraly ( 07/09/2004 03:22)
sao dia hianakana-poana zavatra tsy manjary kanou!
8. fatsoraly ( 07/09/2004 03:50)
ka izaho tsy mpifoka "vinany" ko! hahaha.
9. hery ( 07/09/2004 08:29)
Ok Fatsoraly. Mahereza amin'ny zavatra rehetra atao e. Izahay eto ihany rehefa vita ny zavatra any ho any.
Tohizo hatrany ny fiaraha-miasa e.
Enao aza mba manao veloma :) tsy naman'ny tezitra.
10. hery ( 07/09/2004 08:30)
Dia miverena ihany rehefa vita ny afera any ambadimbadika any
11. chipie1 ( 07/09/2004 10:46)
bye fatsoraly!
12. kitjo ( 07/09/2004 11:42)
tanjemo atsingidin' ny rameva fts....antsoy ihany ireo bandy bdb reo hanarina raha voafingan' ny kangaroa :-D :-D

laingako znay fa veloma fatsoraly fa tsisy hamely anah ambadika sy hitsikera anah tsn zany le..... :? ...nefa iny mampisy sira an le resaka, :lol:

Soavadia e!
13. yonikafopl ( 07/09/2004 18:49)
Veloma mbola hiaona eti indray fatsoraly a!!! dia mahereza sy mahavita soa izay atao e!!!
14. fijo ( 07/09/2004 22:08)
amin'ny fiverenana letsy lazaiko an'ialahy ny hafatr'i s.... an.hafatra milay io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3072