Valan-dresaka J. Sylla - Marseille
1. xxx
(
07/09/2004 06:52)
Manasa antsika hiaona aminy eny @ consulat hono ny praiminisitra ny Alakamisy 09 Septambra izao @ 5 ora sy sasany hariva. Omaly izahay vao nandre izany koa dia ialàna tsiny aminareo liana nefa tsy afaka koa .
Hamaly ireo fanontaniana manitikitika ny tsirairay izy @ izany saingy angatahiny mba omena mialoha izany ahafahany miomana.
Samoina
2. andrea
(
08/09/2004 14:57)
Aiza ho aiza ao Marseille kay ny adresse ?
Hamaly izay fanontaniana rehetra sa misy lohahevitra manokana ?
3. xxx
(
08/09/2004 16:53)
234, Bd Perrier- 13008 Marseille
Tel. 0491151691
Tsy misy lohahevitra manokana HONO . Antsoy ny consulat fa tsara fanahy sy tsara famaly rizareo ao e ! Aza misalasala !
Samoina
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 1.7818