Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vegas ( 17/10/2004 15:35)
Mba andramo fa tsara hono
ZONE ROSE - Recette délicieuse... Ingrédients : - Un lit chaud - 2 corps différents (préalablement lavé) - 500 grammes de caresses (ou plus) - 50 grammes de baisers (ou plus) - 1 banane pas... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 23:14
johanr ( 17/10/2004 08:36)
Gasy tsy misy taratasy mifanambady
Fa nahoana ny gasy samy tsy misy \"papier\" no mifanambady nefa te ijanona aty an-dafy. Betsaka koa mantsy ny vazah mitady vady...... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 21:18
six ( 17/10/2004 05:57)
hevitra tapaka ny @ fihaonana tany sixsept ny 16102004
Rehefa vita ni fihaonana tany 67 ny sabotsy 16/10/04 d tapaka fa ho any Antsirabe miainga Zoma 5 nov 04 hariva mody ny Alahady 7 nov 04 tolakandro ny fampahalalana ny tohiny dia omen\\\'ny nama... tohiny
novalian'i admin ny 27/10/2004 09:17
pitchou ( 17/10/2004 03:37)
fanahin\'inona?
Nioron-koditra izay nahita sy nahare ity zava-nitranga vao aingana ity: zazakely vao 4 taona: nopotserina ny masony ka lasa jamba tanteraka, notapahina ny tanany, nodarohana ny lohany ... Nahoana loa... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 21:17
mcfy ( 17/10/2004 02:38)
Mangataka hiram-pivavahana ao @ RVG
Tsy haiko hoe ato sa any @ RVG no tokony hasiako inty fa asiako daholo izy roa. Mba mangataka fotoana iray @ tompon\'andraikitra ny fanentanana ny RVG aho ho fiombonam-pivavahana @ fangatahan\'i FYJL... tohiny
joda ( 16/10/2004 10:14)
tandremo ry zalahy
tandremo fa ny sipa manana instinct gravy be fantany raha mi se tromper azy sy ny rafivaviny....attention :-D ... tohiny
xxx ( 16/10/2004 01:41)
Filoham-pirenena rahatrizay
Iza amintsika ireto re no ho lasa filoham-pirenena rahatrizay eh? Revy lavitra io an... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 19:55
tequila ( 15/10/2004 17:20)
Je suis seule
Maninona moa ny olona no tsy maintsy mieritreritra hoe satria aho irery dia izaho izay no misy tsy mety? mety hoe mila irery aho mandritra ny fotoana kely satria vao avy voa mafy .Sady tsy hitarainako... tohiny
novalian'i mims ny 23/12/2004 14:19
fanja1 ( 15/10/2004 07:41)
Téléchargement, attention, danger!
Comment savoir si c’est légal ou non ? Sur Internet, vous avez le droit de télécharger des fichiers musicaux qui sont proposés par des sites légaux (sur abonnement ou paiement à l’unité) c... tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:52
fijo ( 14/10/2004 22:05)
ravalo
raha izao moa ravalo no miala tampoka tsy ho filoha intsony.ahoana no hitranga?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 21:46
fijo ( 14/10/2004 22:04)
fitiavana voalohany.
voalaza fa ny sipa dia ny voaloha mpitiavany no tena tsy hadinony. ka mipetraka ny fanontaniana .raha tsy lasa vadiny ary i le io,ny vadiny izany mety tsy ho tiany noho io voalohany io?... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 05:40
xxx ( 14/10/2004 14:19)
j\'ai 25 ans aujoud\'hui.
Joyeux anniversaire à moi. Et encore une fois, personne ne s\'est souvenu. J\'ai attendu que quelqu\'un débarque avec un petit cadeau à la main mais hélas. Meme mes parents et ma soeur ont oubliÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 20:58
fijo ( 13/10/2004 21:48)
fiovana misy.
salama aby e, efa mba misimisy ihany izay aho no tato,ary nahita ny fivoarana sy ny zavatra niova tato. ity ary no tena tsapako izao. _lasa tsy dia miresaka fitiavana firy intsony ny namana ato.\"j... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:57
tsilan ( 13/10/2004 20:20)
Nahoana ary
Tena mangina ny Malagasy ankehitriny. Nahondriky ny vidim-piainana ve dia tsy nahavolana sa tena eo am-pandinihina lalina izay avoaky ny ampitso?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:16
kalt ( 13/10/2004 14:04)
MARINA VE
Marina ve fa arakaraky ny hanaovana firaisana @ sipa no mampitombo habe ny filahina.Dia misy hahafantarana azy ve ny bandy mbola tsy nanao mihitsy.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 23:38
fyjl ( 12/10/2004 16:09)
Mangataka vavaka amintsika namana aho.
Ho an\'ilay rahalahiko izay marary mafy, tratran\'ny aretin\'ny voa (Insufisance renale) http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m416a4e167f18e no angatahika amintsika namana rehetra ... tohiny
novalian'i tenio ny 21/10/2004 08:53
xxx ( 12/10/2004 13:12)
marary andoha rehefa ho tonga regle
ianareo ve aky mba manao izany ? dia tena marary be tsy mijanona mihitsy na alina aza dia isambolana dia ohatran\'izany foana ????? inona no nataonareo ???? mamitiana... tohiny
bichette ( 12/10/2004 12:50)
lasopy sinoazy vita ao Madagasikara
Ahoana ry reto ny fanaovan\'ireo namantsika malagasy lasopy sinoa fa tena hafa mihitsy ny tsirony ; matsiro be. :P :lol: ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 22:54
kitoza ( 12/10/2004 09:34)
mitady hira taloha
Somary mpakanfy hira taloha ihany ny tenako Vola sy Noro,Solika, Lalao Rabeson ka raha sendra mba misy manana hiran\'ireo mpihira ireo d mba omeo . misaotra mialoha. indrindra fa ireny ira fanao @ ma... tohiny
novalian'i McFy ny 03/03/2005 23:53
doris ( 11/10/2004 07:21)
Mahaliana ny toetran\'ny gasy...!
Manao ahoana daholo! Misy tantara izay mandeha @ \"Arte\" nanomboka t@ herinandro lasa, mbola mitohy izy io @ ity herinandro ity, @ 20h15 ( France) . Manasa anareo hanaraka h@ farany. Manomboka @ ... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7129