Mahaliana ny toetran\'ny gasy...!

1. doris ( 11/10/2004 07:21)
Manao ahoana daholo!
Misy tantara izay mandeha @ \"Arte\" nanomboka t@ herinandro lasa, mbola mitohy izy io @ ity herinandro ity, @ 20h15 ( France) .
Manasa anareo hanaraka h@ farany.
Manomboka @ Zoma alina dia lazao eto izay fahitanareo ny tantara, eny fa na tsy nahita hà voalohany aza ianareo.
Misaotra betsaka
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:12
2. nanoudu16 ( 11/10/2004 12:14)
andro inona kay io no mandeha azafady?
3. chipie1 ( 11/10/2004 13:20)
isanandro ary efa nande io taminy 2001.
4. fijo ( 11/10/2004 21:00)
efa hitako io tamin\'ny 2001.ary misy sipa tena intéréssée be izao ao ka tena mahakamo sy manalabaraka.
5. kabatritra ( 11/10/2004 21:16)
Efa hitako tokoa io teo aloha. Diso fanantenana anefa aho fa noheveriko fa tantara hafa indray no nalefany toy ireny Loft1, 2, 3 na star\'ac 1, 2, 3.
6. booboo ( 12/10/2004 16:07)
Tsssss ! défa misy vazà vô mahita oe gasy défa eritreretiny oe matoa zany tonga aty F/ce dé nandalo t@ ireny agence machin ireny dé nanambady frantsay zay ! :^) :^)
7. fijo ( 12/10/2004 19:31)
aleo koa aloha ny vazaha hiantoka toa ireny kely e.
8. pitchou ( 13/10/2004 10:58)
inn alou le tantara e!
9. leonardodicaprio ( 13/10/2004 15:06)
je comprend rien,aquelle jour aquelle date,aquelle heure,tous ça je besoin des savoir.c\'est compris
10. xxx ( 13/10/2004 15:07)
je comprend rien,aquelle jour aquelle date,aquelle heure,tous ça je besoin des savoir.c\'est compris
11. fijo ( 13/10/2004 21:19)
mahagaga raha miteny vazaha toa io ka tsy maharaka.
pitchou>resaka vazaha mitady vady any mada ilay izy.dia alefa isaky ny dingana miseo ilay fandaharana.
12. kitjo ( 14/10/2004 08:49)
tttttsssssss
13. bichette ( 14/10/2004 12:50)
mahamenatra ry reto a !
14. fijo ( 14/10/2004 20:16)
aleo hifanao any ry bichette an.ny antsika hafa kosa an.
15. fijo ( 14/10/2004 21:39)
ka hoe antsika kosa ko.hisy toa izany indray ve.
16. chipie1 ( 15/10/2004 07:25)
inona le mahamenatra?? oe mitady vady(vazaha) any aminy agence ve sa innn??
17. nananie ( 15/10/2004 09:38)
za tsy mbola nahita fa ny notantaraina tamiko.

Chipie : ny mahamenatra de le we n\'importe quel vazaha de hidirana kou. Le we miditra agence tsy quoi satria anazy \'zany. Fa le tsy mifidy no rotaka. Nisy aza hono SDF mbola nisy kala niditra ihany. Intéret io ry reto a!
Mihevitra ny ol hoe refa aty Frnace de miadana be... mampalahelo le fisainana wa.
18. chipie1 ( 15/10/2004 09:56)
hay ve!! ka refa zay mou ny safidiny ... sy izay no tadiaviny ...
19. pitchou ( 15/10/2004 17:25)
zà alou aleoko ts manome tsiny azy satria mety ho sendran\'ny lehilahy gasy tsy dia vanona loatra izy d aleony miova lasy e!
marina ange ny tenin\'i chipie we safidiny zany e! misy koa lehilahy gasy mitady vady, dia misy ny sipa miditra @zany! d satria v gasy le nitady d tsy mahamenatra sy tsy maninn fa rehefa vazaha kosany d tsy mety?
20. doris ( 16/10/2004 08:57)
Ilay teny gasy à 102% n\'ilay Zackie no tena tsy laitra, ary tena tsy hain\'ny vazaha nadika teny frantsay ilay izy.
Eo ilay hoe manambady vazaha dia hiadana, mizesta miala an\'i mada hoe ho any andafy, hay ka diso fanantenana.
any dago izy manaiky ery ny hoe hiara-hipetraka @ rafozana nefa rehefa tonga any be vava ratsy!
efa hitako t@ 2002 izy iny ary mba noheveriko hoe tohiny no handeha hay ka ilay izy ihany fa tsara anie ny ahitan\'ny gasy maro2 ny tantara toy ireny e, satria tsy tantara foronina.
ny fanabeazana mihitsy angamba no tena tsy ao @ izy 2: Claudia, Zackie.
veloma nareo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9462