Mahaliana ny toetran\'ny gasy...!
61. fijo
(
04/11/2004 20:53)
pichou>izahay anie ka tsy miheritreritra ratsy fa ny sipa mihintsy no tena tssssss,aleo hangina e.
62. ikaretsaka
(
05/11/2004 04:43)
Mpandefa : tsilan
04/11/2004 01:29:55
Lohateny : Val : Mahaliana ny toetran\\\\
Pitchou an
Ny mbandy gasy hono tsy mahita afa tsy lavaka iray ihany, fa ny vazaha mamoa ny lavaka rehetra dia tian\'ny sipa gasy koh. Sady ny bandy gasy hono vitan\'ny hoe tiako ianao fotsiny, fa ny bandy vazaha sady mampirevy no mividy lambaoany koa
Lay resaka tany Diego
Dio novaliana hoe
pandefa : pitchou
04/11/2004 13:44:56

ka izay zany no problema @ bandy gasy: lavaka fotsiny aminareo ny sipa fa tsy olona tiana!!! d aza manome tsiny izay lasa nitady olona hafa fijery e! raha mampalahelo anareo izany toe-javatra izany d mba ovay koa ny fomba fijerinareo ny sipa ary e!
Dia iza no tena lavaka aloha fa very aho??
le 1 sa el maromaro?

63. pitchou
(
06/11/2004 17:32)
izay eritreretin\'i karetsaka fa aza mody fanina e!
tsy miaro ny sipa nandeha tany aho fa izao fotsiny: avelao izy hanao izay mahafinaritra azy! na vazaha io na gasy no arahiny rehefa sendra ny lhl tsy alehany izy mitovy ihany!
fa rehefa te-hahazo tombony nareo d ovay ny fombanareo ... sy ny fomba firesakareo koa fa b loatra ny tsy dia mety @ sipa gasy (na ny fihetsika ataonareo na ny firesaka ataonareo)! izany koa akory tsy midika hoe ny bandy gasy rehetra dia ratsy an! ny ato @ forum fotsiny jerena e! @ sasany tsinotsinona ny vhv d raha manohitra an\'izay d blablabla b no ataon\'ny sasany!

64. ikaretsaka
(
06/11/2004 17:43)
ka contradictoire anie ilay izy e.. hozizy ianoa hoe ny bandy tsy miraharaha afa tsy lavaka.. nefa ny vazaha aza no tena mamba lavaka arak\'ilay hevitr\'ilay ranamana io ambony io.
Dia avy eo (raha raisintsika le arte) dia iza no mijaly?

65. doris
(
07/11/2004 11:52)
Ny fahitako an\'ilay tantara dia anatra ho an\'ny lehilahy izay tsy mijery afa-tsy ny hatsarantarehin\'ny vehivavy na ny tratran\'ny vehivavy...
Ho an\'ny vehivavy indray dia hisarihana ny saina hoe tsy izay manambola na vazaha akory dia hampiadana.
Fa ny lehilahy malagasy no lazaiko eto satria gasy ny tena ary tsy dia mahalala izay toetran\'ny lehilahy vazaha, mba miova e! aiza moa ny sipa no tsy hitady lalana ivoahana satria mahatsiaro ho tsy voahaja raha ny fitiavana no lazaina.
Fampiesonana lava no ataonareo!
Ary ankehitriny aza mitady sipa manambola indray ny ankabeazan\'ny bandy gasy. Lalina...!

66. fijo
(
08/11/2004 23:13)
iomihintsy no marina ramaso a.manantena zavatra be nefa inona.raha jerena ry zareo manambady vazaha hitako aty an,ny 60%dia vazaha antitra be ireny aby no miaraka aminy,dia manao sipa amin\'ny bandy gasy ry zareo.ka izay ve le hoe vazaha mahavita azy?ko manao sipa amina bandy gasy ihany anefa rehefa avy eo?
69. pitchou
(
10/11/2004 18:39)
ny marina alou d izao: mbola naleony ireny vazaha ireny noho ny bandy gasy!
karetsaka> tsy izaho no nametraka an\'io zavatra iampanganao ahy io fa bandy gasy toa anao ato @ forum! dia izay izany ny vhv ho an\'ny bandy gasy!
ramaso> angaha moa raha mitady ny mety aminy kokoa izy dia hoe mangetotra ambony noho ny fitombenany? nahoana kosa moa no tokony ho ianao no hieritreritra ho azy? sao kosa ianao no mitady hisavika ny tsy takatrao ary, dia malahelo satria ny hafa no nosafidiany? zony ny manana safidy fa tsy voatery hanaraka ny hevitry ny bandy gasy tsy miraharaha sipa gasy kosa izy kou!

71. pitchou
(
11/11/2004 17:55)
ttttttttsssssss! jereo @ hevitrareo ato fotsiny fijo a!
ramaso> inona no idiran\'ny 10000 sy 25000 @ mangetotra alou fa tsy hitako loatra e! sa ny habetsahan\'ny voanjobory vidina??? :?:

72. fijo
(
11/11/2004 21:05)
pitchou a,hevitra sy resaka matotra daholo anie no hitako ataon\'ny bandy gasy ato e.
73. chipie1
(
12/11/2004 16:16)
fijo> matotra hono ??? betsaka ny manao resa ke eto kou sa aona akia pitchou??
75. pitchou
(
14/11/2004 03:34)
ramaso wa aza mamorona sy mandainga eo! mahamenatra anareo indray angaha ny hevitrareo dia mody atsipy any @ hafa e! nareo bandy ato no mankalaza an\'izany dia izany no tsy itiavany ny toetranareo! d nareo indray no mody miampanga rehefa mandeha manaraka vazaha ny sasany!
chipie> zà akia tsy mba mahita ze resaka matotra firy ataon\'ireto ato kou! sa raha tena matotra aminy daholo tokoa ireo rehetra noresahany ato dia tena mampanontany tena ihany hoe tsy rariny ve ny sipa gasy raha tsy tia azy ! sa ahoana hoy indry?

76. ikaretsaka
(
14/11/2004 04:01)
Pitchou>
ary ambony ary hoy ianao :
Ny mbandy gasy hono tsy mahita afa tsy lavaka iray ihany, fa ny vazaha mamoa ny lavaka rehetra dia tian\'ny sipa gasy koh. Sady ny bandy gasy hono vitan\'ny hoe tiako ianao fotsiny, fa ny bandy vazaha sady mampirevy no mividy lambaoany koa
Lay resaka tany Diego
ary ambony ary hoy ianao :
Ny mbandy gasy hono tsy mahita afa tsy lavaka iray ihany, fa ny vazaha mamoa ny lavaka rehetra dia tian\'ny sipa gasy koh. Sady ny bandy gasy hono vitan\'ny hoe tiako ianao fotsiny, fa ny bandy vazaha sady mampirevy no mividy lambaoany koa
Lay resaka tany Diego
77. pitchou
(
14/11/2004 05:36)
karetsaka> jereo ery ambony : nosoratan\'i tsilan 04/11/2004 01:29:55
io resaka nataon\'i tsilan io no novaliako!
tena sarotra be ho anareo ve ny tsy mandainga? sa satria lhl ny niteny an\'io d mody atsipy aty indray? azafady fa lasa somary masiaka (sa tena masiaka) fa tena tsy voako ny olona mandainga sy miampanga ny hafa otran\'izany!!!

78. yonikafopl
(
14/11/2004 19:08)
za kou miombonkevitra @ pitchou sy chipie1 kalou e!!, toa tena mahakivy raha toa anareo bandy ato @ namana ato ny toetsain\'ireo bandy gasy. Tsy hoe ianareo rehetra akory no tsy matotra an, mba misy ihany ireo matotra ka mahafinaritra ery ny mifanerasera aminy. Ary ny momba ireo sipa manambady vazaha indray na tanora io na antitra no miaraka aminy, ny fitiavana tsy misy taonany, fa rehefa izay no safidiny tsy hitako ny olana, ary raha ny fahalalako ny any aminareo any ry fijo tsy ny sipa manambady vazaha ihany akory no misipa @ gasy fa betsaka koa ianareo bandy manambady vazaha misipa @ sipa gasy ary ny fikanareo @ vadinareo dia hoe cousine nefa vao midify rafotsy dia lasa zao, ary ato @ namana ato mihintsy ireo olona ireo.
Ary tsy izay irery ny toetran\'ny gasy mahaliana fa betsaka na ho antsika aty ivelany na ny any an-toerana, nefa tsy hifampitsarana izany, fa samy manao izay hihinanany sy hitafiany io, samy mitsinjo ny ho aviny.

79. tsilan
(
14/11/2004 21:28)
Ny ahy anie ilay resaka tany Diego no nentiko teto eh. Aza tezitra ho\'a fa mba tiavo aho itiavako anao. sa ahoana
80. dezy
(
15/11/2004 14:02)
de ra hifanome tsiny eto doly tsika de inn ,tsy mba afaka hifanakalo hevitra zany fa hifanjinja sy hifanaratsy (ny bandy gasy sy ny vevavy gasy) samy manana ny disony doly tsika ee de tsy aleo ve mba mifandamina e??? saotra e
:-* :-* :-* :-* zany moa pitchou fa aza de sendotra lotsa njy eee