Mahaliana ny toetran\'ny gasy...!

41. fijo ( 25/10/2004 22:03)
raha ny fahitana azy aloha tamin\'ilay telo nankaty voalohany,dia iray ihany no faly,ny iray nanenina fa kay mahantra i lery,moa ny iray sorena sy be ompa fa miara miaina amin drafozany.akory atao baba vazaha io e.kalalao matindronono matindraha tiany.
42. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:01)
io iznay le hoe sitrapon-drakamisy ko.. zakao baba an!
43. pitchou ( 26/10/2004 06:08)
tttsssssssss! hay mitovy @ toetran\'ny gasy ihany ny toetram-bazaha e! :-D :-D :-D farafaharatsiny izy zany mbĂ´ nahita an\'izany parisy!
44. fijo ( 26/10/2004 21:18)
ka izay ilay tena tanjona anie e.ny hankaty andafy.
45. doris ( 31/10/2004 15:13)
manahoana daholo
ny filazanareo lehilahy azy koa anie ka mampihomehy e,
46. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:20)
fa tena misy an\'izany mihitsy an.. misy hono efa manana sipasy efa vita fisehoana sns dia nahita ilay vazaha sy nampireveny labiera sns dia nisarahana mihitsy ilay bandy fa mba te hahita an\'izao andafy izao.. kay nony tonga tany dia sady efa manana sipa niandry koa ilay vazaha no ramoneur ny asany tany...
tsy ARTE indray izay hitako izay fa karazany ihany fa momba-na vehivavy philipinnes mahita vazaha!
Fa na izany na tsy izany az amitovytovy ihany
47. yonikafopl ( 01/11/2004 15:22)
Ilay hoe efa manana sipa kosa kalou de mahita vozongo dia lasa tsy mety e!! ireny kosa omeko tsiny e!!!
Fa raha toa ka efa tokatena izy , ka izay no fantany hahasoa ny fiainany na dia ny hoe hahita an-dafy fotsiny aza, inona moa ny olana?
48. pitchou ( 01/11/2004 17:52)
ka io ange ry yoni tsy hoe sipa d tsy maintsy vady e! raha efa vady d hafa! mis kou ange bandy gasy miaraka @ sipa efa ho folo taona avy eo ilaozany eo le sipa fa olon-kafa no vadiany e! misy kou le fitenenana hoe zaza 7 tsy mahafehy trano! tsy voatery we gasy ny vady d ho sambatra( :roll: ) samy manao ze mahafinaritra azy io! mba tsy ilazana we zay no lahatrany
49. fijo ( 01/11/2004 22:24)
eny tokoa wa?
50. pitchou ( 02/11/2004 18:18)
le we hitondra any an-dafy alou tsy azahoany ahy satria efa nahita ny tany sady mbola mielinelina any ihany indraindray ny tena e! le we manadala indray ... raha mahay manadala ahy noho ny hafa ve akory atao??? :-P
ramaso ve zany raha misy sipa vazaha tena maharaiki-pitia an\'i ramaso d lasa mitsoaka ramaso satria vazaha izy? apartheid an!!! :twisted:
51. pitchou ( 02/11/2004 21:30)
noho ny volo-kodiny sa noho ny inona?
52. fijo ( 02/11/2004 23:19)
noho izy gasy dia tsara ka
53. pitchou ( 03/11/2004 11:14)
ka nenazy zany le vaovao no tsara!
54. fijo ( 03/11/2004 22:12)
ny vaovao kosa ve moa horatsy e.
55. tsilan ( 03/11/2004 22:29)
Pitchou an
Ny mbandy gasy hono tsy mahita afa tsy lavaka iray ihany, fa ny vazaha mamoa ny lavaka rehetra dia tian\'ny sipa gasy koh. Sady ny bandy gasy hono vitan\'ny hoe tiako ianao fotsiny, fa ny bandy vazaha sady mampirevy no mividy lambaoany koa
Lay resaka tany Diego
56. fatsoraly ( 03/11/2004 22:33)
tsilan> aaaiza! ny gasy no tena mahery raha hanapitapin-davaka r\'ise ah! Jereo anie ireny fanapenan-davaka t@ arabe talloha ireny e. :-D
57. fijo ( 03/11/2004 23:35)
na malalaka?
58. pitchou ( 04/11/2004 10:44)
ka izay zany no problema @ bandy gasy: lavaka fotsiny aminareo ny sipa fa tsy olona tiana!!! d aza manome tsiny izay lasa nitady olona hafa fijery e! raha mampalahelo anareo izany toe-javatra izany d mba ovay koa ny fomba fijerinareo ny sipa ary e!
59. xxx ( 04/11/2004 12:15)
aty madagasikara ange izao dia bdb ny sipa sy vehivavy gasy mitady vady vazaha @ internet satria tondraka mihitsy izao ny annonces momba ny rencontres sy rdv , dia rehefa tsy matotra tsara ny sipa dia voarebireby fotsiny fa toa sary fopl no ataon\'ny vozongo hitanao hay tsy tena izy akory...rehefa avy eo tsy mahita pasipaoro hodiana na afabaraka fotsiny......
60. tsilan ( 04/11/2004 20:14)
Manana pasipaoro andehanana any ve izy tsy hanana pasipaoro hodiana kosa eh?
Ny ahy anie iny resaka tany Diego no entiko teto aminareo eh
O ry bandy gasy an, aza mitsako katy intsony ho\'a
Dia esory any ireny paraky sy sambo ireny, fa soloy whisky.
Dia asio sarim-bola daolara na Erao ny paosy fa arahin\'ny sipa mora foana.
Dia aza manoratsoratra fitadiavam-bady amin\'ny interinety intsony isika bandy gasy.
Dia inona koa re eh?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1314