fitiavana voalohany.

1. fijo ( 14/10/2004 22:04)
voalaza fa ny sipa dia ny voaloha mpitiavany no tena tsy hadinony.
ka mipetraka ny fanontaniana .raha tsy lasa vadiny ary i le io,ny vadiny izany mety tsy ho tiany noho io voalohany io?
novalian'i fijo ny 01/02/2005 05:40
2. rivorijasoa ( 15/10/2004 00:18)
Amiko dia tena tiany ny vadiny saingy tsy ho adinoany na oviana na oviana ilay voalohany, satria efa namela hafatra.
3. ravatorano ( 15/10/2004 06:01)
marina ny an i fijo ary tohanako izay
ka raha tsy hadinony ilay namela hafatra d aoana izany ny fiainany miaraka amin ilay vadiny.Misy voaly kely foana izany eo amin ny fiarahan ireo mpivady.
Amiko tokony ho hadinony tanteraka ilay voalohany raha vao nahita fitia vao2 indray izy satria mahery ny fitiavana ary io tsisy fitiavana hoe ny prime no nanamarika ny tenan olona iray fa ny manaraka eo mety ho hafa.
Samy manan ny heviny koa dia manasa atsika eh :wink:
4. chipie1 ( 15/10/2004 07:19)
za miombokevitra any i rivorijasoa .
ary tsy voatery akory oe tiana refa tsy adino .zay no itandremana tsara fa tsy hataotao fona .
5. nananie ( 15/10/2004 09:42)
Miombokevitra @nareo rehetra aho.
Ary izy io ve mikasika ny sipa ihany sa ny bandy koa mety ôtr\'izany? Indrindra raha hoe samy prime izy roa ?
6. kiady2004 ( 15/10/2004 16:37)
miarahaba,amiko ny voaloham pitiavana dia toy ny fanombohan ny zavatra rehetra, tsy midika amiko izany fa tiana foana iny olona iny, mety tsy tinao mihitsy aza ilay olona iny , ka dia raha ataon ny olona an tsaina izany mandrakizay dia tsy handroso mihitsy ny fiainany satria voakorotan ny lasa..noho izany, izay lasa dia lasa,ary heritrereto hoe ilay olona present miaraka aminao io izao no atao hoe voaloham pitiavana raha ,raisinao hoe mandrakizay sy serieux ny fiarahanao amin ity olona present io.
7. tequila ( 15/10/2004 17:10)
Izaho dia mitovy hevitra amin\'i kiady .
8. pitchou ( 15/10/2004 17:36)
otran\'ny zavatra voalohany teo @ fiainana rehetra io, ohatra ny nidirana voalohany tany an-tsekoly, ny nitondrana fiara voalohany, sns, miraikitra any @ fitadidiana. Amiko tsara ny hitadidiana izany satria io no namoha ilay sentiment hoe fitiavana voalohany dia miankina @zay ny manaraka rehetra: raha teo no tsy nanjary loatra dia lasa takaitra manelingelina ny tena fitiavana mbola ho avy misy aza moa ny sasany d tsy te-hierika intsony hono na mamono tena, raha teo kosa no nahafahana nivelatra eo @ lafiny fitiavana dia hahatoky tena @ fitiavana, ka na tsy nivady aza, noho ny antony maro samihafa, dia tadidy mamy foana no mipetraka dia ho afaka mikatsaka tsy tsara kokoa hatrany eo @ lafiny fitiavana!
9. ramoul ( 15/10/2004 20:24)
ary lle faharo zany de adinony raim ôtran\' ny tsy teo? :lol: :-D
10. fijo ( 18/10/2004 21:52)
raha dinihana ny valiten\'ny sipa dia ohatry ny mampisy ahiahy ilay tsy voalohany nefa lasa vady.
amin\'ny lehilahy io voalohany io tsy mikonty.
11. kilimity1 ( 19/10/2004 09:51)
Ho an\'ny bandy ary no tena hoe ny voalohany ihany. Io ange no mahatonga ny lehilahy efa manambady manao hadalana toy ny mampirafy, mamo lava, mpody alina ... satria ilay vadiny tsy ilay tiany voalohany. Fa raha ilay tiany voalohany no vadiny dia tiany mandrakizay iny, ary hajainy tanteraka.
12. zandrinifijo ( 19/10/2004 09:57)
zay nenla ry zoky
13. nananie ( 19/10/2004 10:30)
Raha azoko tsara zany de misy karazana bandy mihevitra we le voalohany dia \"début d\'expérience\". Ny bandy sasany ndray manisy lanjany be dia be @ io voaloam-pitiavana io? Mm...
14. booboo ( 19/10/2004 16:13)
rivorijasoa>ekena
15. fijo ( 19/10/2004 20:59)
asa aloha fa tamiko ny voalohany dia fianarana ihany e.ary maro ny bandy no milaza toa izany.
16. ikaretsaka ( 20/10/2004 04:55)
misy ny tadidy de misy ny tsy tadidiny e.. ohatran\'ny fiainana ihany io... tsy hainao ohatra ny teny navoakanoa t@ vao nianatra niteny voalany.. f amisy zavatra nefa tadidinao foana
17. zandrinifijo ( 20/10/2004 11:33)
misy miseo mlay be oe \"le voloany tamiko dia...\" nefa sipa ray aza tsy mbola ita. mety bandy zany ny voalohany sy faroa tamy la?
:-D :-D :-D
18. vegas ( 20/10/2004 16:25)
kilimity1> itsivalana kely amin\'ny teninao aho fa ialako tsiny. Bandy ve aloha enao sa sipa?
Ny vevavy amiko no manisy lanja ny voloany sy faharoa sy fahatelo zany.
Ny an\'ny lehilahy nge ry kilimity1 ka tsy misy zavatra miova mintsy na mitsofoka io na tsy mitsofoka e. Tsy naheno nahary za zao tamin\'ny nanao vôloany, de itovy amin\'ny vevavy ve zany? amiko tsisy dikany ze voloany sy faharoa fa ny farany zao amiko no misy dikany.
Dé mbola tsipahiko tanteraka koa lé oe adalàna mamolava, mody alina, mapirafy. Vôloany indrindra tsy adalana zany fa revy. Faharoa, tsisy idiran\'ny resaka fitiavana io fa feeling.
nananie> efa manomboka azonao lé izy nananie lol :idea:
19. fijo ( 20/10/2004 21:12)
ok vegas a.
moramora zandry fa io le virja efa nanandrana an.tena maso marina ity kle.
20. mimich ( 21/10/2004 12:06)
za mitovy hevitra @ tequila sy kiady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819