fitiavana voalohany.

21. fijo ( 21/10/2004 20:19)
izany hoe hafaka manadino ilay plemiela izany?
22. mumu ( 22/10/2004 07:14)
fijo io angamba tsy hadino zany!
fa hoe tsy manadino akory de midika hoe tiana fôna!
23. pitchou ( 23/10/2004 18:59)
inona kay no mankarary an-doha anareo lhl hoe tadidin\'ny vhv foana le voalohany? satria nareo zany tsy mba misy fitiavana fa fianarana d revy d avy eo feeling, d asa ze tohiny? sa le we satria izay v no fahitanareo ny zotram-pitiavana vhv d manindrona le hambo-po hoe tsy le bandy vady no miraikitra ao am-po fa le voalohany? d zay zany le we mpijoko voajoko nareo kou atao ahoana mou e! :-D :-D :-D
24. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:28)
mba te hahafantatra re ry pitchou ohatran\'ny hoe mba lasa ny eritreritra ha enao wa azafaly @ le tonga de mamely
25. fijo ( 25/10/2004 22:26)
ok ikaretsaka.fanontaniana io ka.valio fotsiny fa aza mitady lalina izay antony e.
26. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:31)
ka nen\'i pitchou efa tssss. matoa manontany ny olona de te hahalala izay tsy ilay fanontaniana no valiana fa..
27. pitchou ( 26/10/2004 06:24)
d zay zany! tsy adino mihitsy zany!
28. fijo ( 26/10/2004 21:36)
loza be mitatao.
29. pitchou ( 26/10/2004 23:53)
ahoana no maha loza an zany? ny efa very tadidy aza efa tsy fidiny kou!
30. fijo ( 27/10/2004 20:21)
an an,ka manahirana izany ko.tadidy loatra indray.
31. johanr ( 27/10/2004 21:05)
Tena mampalahelo le joba raha izany satria le voalohany efa manana fiainana hafa tsy voatery we mbola mahatididy anazy kou e! Ny marina kosa aloha dia faly ny kofa we tena za no nandrava an\'iny joba iny de zay fotsiny.Raha tsy izany ve tsy novadiany ary?
32. kilimity1 ( 28/10/2004 10:23)
vegas> tsy mitovy ilay resaka ataontsika, samihafa ange ny hoe fitiavana voalaohany sy ny firaisana voalaohany e.
33. pitchou ( 28/10/2004 19:56)
johanr> \"ravana\" zany ny anasokajianao an\'zany an! hitako enao matahotra ny ho tadidy kou
fijo> :-D :-D :-D f\'angah be nahatadidy enao?
34. fijo ( 28/10/2004 22:06)
pitchou>manahirana ko. :-D :-D :-D
35. mumu ( 29/10/2004 07:33)
fijo hummmmm!!
36. ari.malala ( 29/10/2004 11:41)
johanr> tena manambany vehivavy be kosa ilay fiteninao hoe nandrava!
37. fijo ( 01/11/2004 22:50)
mumu>tsy be nahatadidy aho,fa mba misy ihany ka.
38. pitchou ( 02/11/2004 18:21)
d tsy tianao v le we nisy nahatadidy? sa ratsy ny natao ka manahirana?
39. dezy ( 02/11/2004 18:49)
ka ra mbola tadidy anie de mbola misy toerany zany ao amponao ao e ,de ra mifanena nareo de mba azavao we !!!! :-P :-P :-P
40. xxx ( 02/11/2004 19:03)
tsy voatery hoe iny no tiana indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4081