fitiavana voalohany.
61. pitchou
(
18/11/2004 11:02)
voafitaka njay ngah radezy? aiza kou no misy sipa mamitaka zany fa refa laozanareo izy d mba lasa kou!
fijo> d nareo zany mipitsika d zahay matadidy d maninn? ny nataonareo ihany ange zany no manody anareo e! :°) :°) :°)
fijo> d nareo zany mipitsika d zahay matadidy d maninn? ny nataonareo ihany ange zany no manody anareo e! :°) :°) :°)
65. pitchou
(
23/11/2004 12:15)
aiza kou no ahitanao na mitomany ary izy na ahoana! ka he izany izy hoe lasa kou! sa enao nanenjika tao afara indray d nahita? :-D :-D :-D
66. dezy
(
23/11/2004 14:11)
pitchou>njy aza io zao efa manganoano kou nefa vao miresaka fotsiny kou :-* :-*
71. dezy
(
26/11/2004 08:12)
pitchou> eo fa tonjako mousara njy de avalony tsara avy eo an!!!! :-* :-*
72. pitchou
(
26/11/2004 18:46)
raha zà v no mitomany eo d ho ampy ze mosara any @nareo 2lahy fa tttssssss!