fitiavana voalohany.

41. pitchou ( 02/11/2004 21:04)
ramaso> voa mafy enao raha ny ratsy no amenoanao ny fitadidianao!!! ny an\'ny olona ny tsara ihany no tadidina!
dezy> d maninn raha mifanena? ngah ratsy no nifanaovana no nde hisitrika na hiafina na hifampiavonavona? mifampitsiky sy miresaka tsara ... mahatsiaro ny fahiny raha toa ka tsy nisy tohiny ...
42. fijo ( 02/11/2004 23:29)
misy tsy te hifanena intsony ,nefa koa misy mbola mitady hifanena mafy.
43. pitchou ( 03/11/2004 18:19)
angaha nisy ratsy nifanaovana sa zavatra mahasosotra sy mampalahelo daholo no niarahana no tsy te-hifanena intsony? andramo ange ny mahatsiaro izay rehetra mahafinaritra nodiavina e !!:! mahafinaritra b mihitsy! :}
44. mumu ( 03/11/2004 20:37)
fijo nisy firy zany??
45. fijo ( 03/11/2004 22:25)
mumu a,izany kosa ve dia filaza.
46. pitchou ( 04/11/2004 10:49)
mumu> izany no manahirana ny sainy io ange e! satria fantany fa tsy ho voalohany intsony koa izy! :twisted:
47. fijo ( 04/11/2004 21:08)
asa ko. :-P za mantsy mbola ,efa hainareo e
48. dezy ( 05/11/2004 13:13)
pitchou>ka eo njinja tsika zao le mitafa ny efa lasa (zay tsara ny fanaovana) tsy maintsy misyafo kely mirehitra ao antinao ao fara zay alikamatiny lakdeposy ,iny lay toerany taloha mbola tsy maty tanteraka ao am-ponao :-* :-*
49. fijo ( 08/11/2004 23:37)
ka raha misy misorona io afo kely io izany dia hiledaleda be eo indray???? :idea: :idea:
50. dezy ( 09/11/2004 10:48)
azony tsodrivotra kely fotsiny de lasa ka tsy tana ka soa fona ny fanaovana kou hihihihihi mapieritreritra zany an :-P
51. fijo ( 09/11/2004 21:43)
izany mihintsy
52. mumu ( 10/11/2004 09:18)
fijo aza atao manahirana ny sainao zany e!!!
tsy filaza ahona kou?? menatra ve njy??? tssss nareo bandy reo indrindra no tia mitantara ny conquête nareo fa aza mody môtina eo e!!
53. fijo ( 10/11/2004 22:09)
mumu an,tsy filaza wa izany.efa taloha be izany.
54. dezy ( 11/11/2004 11:08)
mumu> tany @ C.E.G ngamba zany mitantara zany oooo!Zao efa mba oul dehibe .Tsy we mody montina fa tena montina .Ra mijery ny tantaran\'i fijo eto za de tsy misy mintsy fa izy virj ihany no hitako atr@zay sy tantarainy eto .
55. mumu ( 11/11/2004 12:16)
ôka marina ry dezy!!!
56. pitchou ( 11/11/2004 18:11)
dezy> tsy ampy fitiavana ze eo izy zany raha izany! sa nareo matahotra? nareo kou ngah moa rehefa te-handeha miera fa tsy tonga d lasa e? d inona no problemanareo raha mba lasa tsy miera koa izy? He izany izy hoe ilay taloha zany nahavita nandrehitra ny afo tsy voakolokolon\'ny efa eo koa! nahoana izy no hiaritra hatsiaka re?
57. fijo ( 11/11/2004 21:24)
melsy dezy a.
ny bandy kely 18 taona marina no be tantara hoe iny efa izao sy izao tamiko,fa za koa anie na mba te hitantara aza mbola virja dia tsy mahita hotantaraina e
58. pitchou ( 14/11/2004 03:40)
saingy ny problemanareo sy dezy ry fijo dia izay efa nataonareo sy nanaratsianareo sipa tany aloha tany, fony nareo vao 18 taona hoy enao, dia tsy ho voafafanareo ary tsy ho voaharinareo intsony!!!!
59. dezy ( 15/11/2004 08:01)
pitchou>ka mety tsy ianareo no nande fa le bandy no lasa de mbola tsy matinareo lolo lay fitiavananareo tsy vita atr@ ny faranyde zay le afo kely ,fa tsy we le eo no tsy ampy fitiavana kory;le eo aza toa otsany fitahanareo kou hihihihi;za klou tsy mba matady zany oul no tataraiko zany e,to tsy nanao zany kory aza kou :-P :-P :-P :-D :-D :-D fijo nga efa ny tatatara tany @ pitchouu?????
60. fijo ( 16/11/2004 00:14)
inona letsy no hotantaraiko any a?za wa mbola virja.
fa matetika tokoa anie ny bandy no mipitsika ny fitiavana voalohany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4408