fiovana misy.

1. fijo ( 13/10/2004 21:48)
salama aby e,
efa mba misimisy ihany izay aho no tato,ary nahita ny fivoarana sy ny zavatra niova tato.
ity ary no tena tsapako izao.
_lasa tsy dia miresaka fitiavana firy intsony ny namana ato.\"jereo ny momba ny fitiavana\"
_lasa niha nitombo be kosa ny heritreritra mandalo.
ny namana ve no niha nitodidoha aty amin\'ny fiainana ka lasa be heritreritra sa ny fitiavana no efa lasa mahazatra ka tsy mila asianteny firy intsony?
ahoana ny hevitrareo?
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:57
2. xxx ( 14/10/2004 06:01)
mihamatotra ny tsirairay dia mitodi-doha bebe kokoa amin\'ny zavatra andavan\'andro handrosoana sy hampandeha ny fiainana ..... :?: :?: :?: :?: :?: :?: :roll:
3. sambatra73 ( 14/10/2004 07:43)
fijo: efa afa-po @ fitiavana gamba fa naazo namana bdb tato :-* , vô miditra ao @ salô defa bizz zato sy arivo no mitsena an\'là ao :* d mba alefa @ zvt afa dray ny eritreritra :-D
4. kitjo ( 14/10/2004 08:24)
ihihhihiihhiih
manitatra zavatra ankoatra ny fitiavana dol ngamba fa mety efa nahazo dol fijo an
5. sahyman ( 14/10/2004 10:14)
misy karazany telo ny fitiavana hoy ny mpahay fiarahamonina araka ny teny grika :
1/ fitiavana philia = fitiavana izay ifandraisan\'ny mpinamana toa antsika izao:
mifandray ,mifanakalo hevitra ,mifanampy toy ny mpirahalahy mihitsy..

2/ fitiavana agape = fitiavana izay toy ny nitiavan\'i Jesoa Kristy izao tontolo izao : ilay mahafoy ny ainy hamonjy ny namany ( Ny Baiboly: Jaona 3.16 )

3/ fitiavana eros = io ilay ifankatiavan\'ny olondroa lahy sy vavy...

...ka iza amin\'ireo no resahin\'i fijo sy kitjo ary sambatra 73 sy xxxxx sy hanaovantsika fifanakalozan-kevitra eto?
6. chipie1 ( 14/10/2004 11:22)
ka maninn aza no tsy manao sujet ao aminy fitiavana aza i fijo??
7. mimich ( 14/10/2004 11:38)
atombohy indray ary ny resaka fijo ah!mety ny lohahevitra efa misy eo no mankaleo ny olona ka raha mahita vaovao ianao dia ento fa izaahay mamaly foana ka
8. ramoul ( 14/10/2004 16:42)
Tsy fijo rery no nahita we tsy misy tsony ny namana mametraka ao am\' fitiavana fa ny tenako kounkou dia nahatsa izany.
zah alou zao de mbola refotra am\' fiainanan de tsy mahatsapa fitiavana tsony am\' zao andro zao e!, fa refa tafaverina am\' lohany ny tenako de mankahery anareo rehetra andray anjara ao am\' fitiavana :lol: :D
9. fijo ( 14/10/2004 20:42)
sahyman>ilay fitiavana ainga fe no tiakolazaina ka. :-D :-D
chipie a,dia inona no lazaiko ao?izahy sy chipie nihinana chips dia nifankati avy eo dia samy nipitska.
toa mety ka.
10. fijo ( 14/10/2004 21:49)
mety an.
11. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:59)
mahita hevitra hafahafa taratsara mihitsy la ty ry le fijo ka
12. chipie1 ( 15/10/2004 07:21)
fijo> :twisted:
13. mumu ( 15/10/2004 11:42)
ramaso fitiavan\'inona ??????
14. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:13)
fitiavambola hono e!
15. fijo ( 18/10/2004 22:13)
ary chipie irery no :twisted: le.nefa ny rehetra manohana.
16. zandrinifijo ( 19/10/2004 10:01)
ny itako tsy ny serasera no niova fa razokinibe
17. fijo ( 19/10/2004 20:43)
fa za no naninona le?
18. fijo ( 20/10/2004 21:35)
²niova nanjary nanao ahoana?
19. ikaretsaka ( 21/10/2004 03:03)
nanjary le fijo ko
20. chipie1 ( 21/10/2004 14:26)
fijo> :twisted: satria niova :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1984