hevitra tapaka ny @ fihaonana tany sixsept ny 16102004

1. six ( 17/10/2004 05:57)
Rehefa vita ni fihaonana tany 67 ny sabotsy 16/10/04 d tapaka fa
ho any Antsirabe
miainga Zoma 5 nov 04 hariva
mody ny Alahady 7 nov 04 tolakandro
ny fampahalalana ny tohiny dia omen\\\'ny namana amin\\\'ny manaraka indray!
fa zao :P , ny frais d arak\\\'izay frais mankany fa ny tsara d tonga d manomana ny frais aller-retour @ mahazatra! d ny sakafo sns...
defa manentana antsika sahady! ho tonga maro !!!!!! ......
novalian'i admin ny 27/10/2004 09:17
2. fanja1 ( 17/10/2004 07:31)
six tena tsara be zany prog-nareo zany! de mahazaho fahafinareta aby oooooooooooo
3. aladin ( 17/10/2004 10:53)
\'zay andeh sômantsara.fa aiza no mivantana? ary le vam ngah tsy afaka atao special? miala tsiny lou fa tsy afaka nivory ny tenanay e! ary ny kaly manin raha atao miara mahanjo na ny toy izany? @zay misy ambiance kokoa :P
4. iharantsoa ( 17/10/2004 12:15)
salut daoly e
raikitra zany fa andeha koa za ho any antsirabe e dia tandremo sao tsy mankany aladin an , mba te ahita anao aho
tongava daoly ry reto an
5. idealy ( 17/10/2004 12:40)
tsara izany fa aiza no miainga aiza no mivantana indrindra ra hitondra fiara dia aiza no mifankahita dia miara-mahadro sakafo ve sa samy mihinana fa manao programa miaraka fotsiny tsy au courant le fivoriana izany mantsy aho ka tena tsy maharaka mihintsy merci
6. xxx ( 17/10/2004 13:29)
tandremo ry iharantsoa fa mety misy tompo ireny tovolahy malaza eto namana serasera ireny an sa ahoana ry aladin ??
fa zao fotsiny e tongava daoly dia hita eo zay elu de son coeur any antsirabe ny fotoana okay(l)
7. fyjl ( 17/10/2004 14:51)
Ny fotoana iraisana dia mbola ho hitantsika eto ihany fa ny hiangaviana antsika dia ny fanajana fotoana e!
Tsara koa raha mba fantampantatra mialoha ny isantsika mba mahamora ny fifandaminana.
Ny frais aloha raha tsy miova dia 22.500fmg ary eo ampiheverana izay hivantanana (tsy maintsy misy io) mba moramora nefa mety @tsika tsara.
Raha misy manana hevitra moa dia raisina an-tanan-droa
Tongava fa mbola hafinaritra ihany koa izany e!
8. aladin ( 17/10/2004 16:24)
xxxxxx>ounts!\'zah ngah malaza zany? :oops: sady mba te hahita nge izy e! \'za kou lou teha hita be e! :twisted:
Fyjl ao @ diantana anontanio ihany @le ébergement.
9. ikaretsaka ( 17/10/2004 17:37)
tokony mba asiana fanazavana misimisy ihanyt aloha ilay izy.. le 22500fmg ve aller retour.. sns sns
10. nanahary ( 18/10/2004 02:57)

Sambatra ianareo izany hifankahita indray koa izaho ity aty amin\'ny 20.00 0 km ,ka atao ahoana fa mahavita be any aminay any Antsirabe any e , amin\'ny grande vacances mihoana e , good luck everybody bye bye
izahay mbandry kijo samy alavitra ahaha.
11. ravohe ( 18/10/2004 04:08)
Mba tongava ianareo na lavitra aza fa m\'lay anie io e! Zaho nefa tsy afaka fa tena miasa be e! bye!
12. gasitiako ( 18/10/2004 04:37)
masaka indray zany io, fa mba tsara fantatra mialoha le hivantanana e sady indray andro sy 2 alina be zao, milay an
13. ravatorano ( 18/10/2004 06:42)
Misaotra anareo namana rehetra tonga nivory tany sy nanomana izay mety ho endriky ny fiarahana amain ny manaraka indray>Ny tenako tsy afaka nivory fa antony asa d tsy teto tana na d hatramin izao aza.
Momba ny hamantanana any Bira d marian ilay resaka hoe famantanana ary eny amin ny DIANTANA eny Ambohimena no mety fa anontanio aloha ny sarany d lazao hoe fikambana isika no mankaty fa mety hisy redikssiô omen dry zareo.
Momba ilay saran dalana kou d mazava iny fa ny aller retour izany dia 45.000 fmg.
Izao indray ny sakafo v manao ahoana hiarahana sa samy miditra otely sa mahandro ny namana.Mba mila fanazavana amin izay.
Amiko mety tsara ny manao ohatran ny hoe special raha toa ka fantatra tsara ny isan ny namana handeha amin izay moramora ny fakana fiara satria indraindray misy periode manahirana ihany ny maka fiara rehefaany Bira na eny amin ny fasan ny karana izay
Mamerina anareo namana rehetra nanao ilay programa ary fantatray fa mbola betsaka ny ho sisa ary hiafara any amin ny fandehanana amoron dranomasina ihay ity :D :D :D


14. glou ( 18/10/2004 07:20)
dia faly miarahaba anareo ndray ny tenanay eh, io programme io izany dia toy izao no fandehany: ny fiaingana dia ny zoma 05 novembre @ 4ora na @ 5 hariva eo dia eo ambohijatovo ambany arret taxi be! ny fiara dia efa misy mikarakara ary naman\' ny efa special azo tazomina anyilay izy! ny fiverenana dia ny alahady @ 4ora hariva le 07 novembre ka ny participation dia 100.000 fmg frais plus ny sakafo , ary ny hofan-trano any fa ny kanokanona madinidinika izay anao manokana dia alohanao ampaosy! mbola hisy moa ny fandrindrana sy fivoriana kely hanaovana ny organisation any !ka aorian\' izay vao tena omena antsika ny details rehetra fa izao dia afaka manoratra anarana isika ho an\' izay efa vonona sahady ny andeha @ io fiarahana io indray!tsara mantsy raha fantatra marina ny isan\' ny handeha , mba hanaova ny organisation ka alefaso mail raha azo atao izany fanoratanao anarana izany ka ao @ namana ihany dia efa voaray @ ireto olona ireto: fyjl, ravatorano, ny tenako glou, voahirana, mcz, six, capitou,koa manantena ny fahatongavantsika maro sahady eh! glou,
15. rvoulah ( 18/10/2004 08:20)
de mba tsarovy anay rankizy rehafa any bira nareo a
kally< aza hadino ndroky le bandana ao @ chne pao si a
16. kitjo ( 18/10/2004 08:50)
kkii....anay ve zany tsa mba mande ko :cry:
sambatraaaaa
mahanena anga antsika ka voulahh....

Milay be io @ Diantana eo Ambohimena io, ao amindry masera......ao mitsy ny fivantanan\' ny olona. D tsarovy aby anay...
17. chipie1 ( 18/10/2004 10:34)
milendalenda fotsiny tsika ry kitjo ny namana ho any antsirabe ty. :cry: :P
18. naritsimba ( 18/10/2004 11:04)
Salama daholo!
Hatramin\'izao aloha dia vonona ny andeha e!
Ny irariana dia ho betsaka ny handeha, satria arakaraky ny habetsahan\'ny mandeha no mahakely ny fandaniana.
Momba ilay hoe fandrahoana: io aloha dia tena manakely ny fandaniana satria samy mitondra ny fatran\'ny vary izay fantany fa mahavoky azy ny tsirairay(vary manta io an), dia ny laoka arak\'izay ifanarahana hoe ohatrinona isan\'olona
Ity misy ohatra iray:
-Vary 5 kapoaka ho an\'ny lehibe ary ny ankizy dia ny Ray aman-dreniny no mahalala izay sahaza azy(efa voatsimpona tsara io an)
-Ny laoka raha 5 000 fmg isan\'olona isan\'andro ny lehibe, dia 2500 fmg isan\'ankizy isan\'andro dia mino aho fa mahavita antsika tsara, tafiditra ao anatin\'ireo ny Kitay na Charbon andrahoana.
Io fanao io dia efa fanaonay dia izay no mahatonga ahy hanolotra ilay soso-kevitra.
-Ny sakafo harivan\'ny Zoma dia samy mitondra na miditra Hôtely eny an-dalana.
Ny mahatonga ahy hanao ity soso-kevitra ity dia ny mba tsy hanahirana an\'ireo izay mieritreritra ny hitondra namana na vady aman-janaka, satria raha fianakaviana iray izy mety misy olona 4 na 5 dia efa tafakatra any @ 500 000 fmg any ho any no laniny ary ambonin\'izay ny argent de poche kely.
-Ny eo @ fandrahoana no ilana fifanarahana tsara.(iza no mahandro maraina, iza ny atoandro, ary iza no mahandro ny hariva)
-Ny fitaovam-pihinana dia samy mitondra ny azy(lovia, sotro, vera sns)
-Tokony hisy ihany koa ny \"Ordre du jour\" rehefa tonga any an-toerana mba ahafahana mifankahalala sy ahafahana mifandray bebe kokoa.
Ireo dia soso-kevitra ihany ary efa fanaonay rehefa misy dia lavitra andehanana ka mihoatra ny 1andro.
Dia samia manome ny heviny eh!
Misaotra antsika rehetra @ fahavononana.
19. six ( 18/10/2004 11:35)
re--
marina izany, ary koa mba hisian\'ny fifandraisana bb kokoa le izy, sady ts d maha b dépense! nefa tsara² kokoa manomana mihoatra noho izay prévu mba hisorohana ny sampona kely... lany chiffre


ny prg rht any angamba d refa tonga eo am\' fotoana tena handaminana azy farany no h ita :idea:

rahoviana mou le fandaminana farany? :D :D :D
20. besoiiin ( 18/10/2004 13:54)
milay b zany prog izany e! zay kou handeha ka! fa aleo tena mba atao milay sy matopaika tsara ny progr e! dia aleo mba alamina mialoha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3212