Nahoana ary

1. tsilan ( 13/10/2004 20:20)
Tena mangina ny Malagasy ankehitriny.

Nahondriky ny vidim-piainana ve dia tsy nahavolana sa tena eo am-pandinihina lalina izay avoaky ny ampitso?
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:16
2. fijo ( 13/10/2004 20:55)
mety ho io voalazan\'i ramaso io.
3. nanahary ( 14/10/2004 03:46)

Tsotra ny valin\'io : Lafo be ny vary izay tena sakafon\'ny gasy , ka tsy mbola nisy toy izao
kanefa matoky aho fa misy foana ny solution
hoatra tokony hitady hevitra ny Malagasy mba trandrahana haingana i Soalala hazahoana vy
mba hanaovana Angadin\'omby maimaimpona hoan\'ny Tantsaha rehetra izay mazoto miasa
ary koa tokony ho zaraina omby Vavy beronono Noverziana na metisy , mba hazahoana taranak\'omby hitarika Angadin\'omby , inona hoy ianareo no hamere
nana ny vidin\'ny omby vavy io : ny Ronono hiany dia mahavita ny vidiny , ka tokony hana
na omby vavy daholo izany izay mpamboly mazoto dia vita ny ady amin\'ny fahantrana satria ny Omby vavy manomena ronono , vola zezika betsaka .dia izay no vita manana ny ampy avy eo . betsaka ny tany voa asa . betsaka koa ny vokatra miakatra :lol:
4. kitjo ( 14/10/2004 08:08)
Tsy ratsy le hevitra fa efa nisy fotoana tena be lotra ny ronono tao Betafo tao ka namidy 100fmg ny litre ary dia simba fts.

Raha tsy hoe asaina manao exportation angaha TIKO.
5. fijo ( 14/10/2004 20:03)
na koa manao ozinina hafa
6. xxx ( 16/10/2004 01:31)
Tsara ilay hevitra ary dia tohanana hoe tokony trandrahana koa i Sakoa handrendrehana ny vy avy any Soalala
7. fijo ( 18/10/2004 21:16)
dia hiakatra koa i bemolanga dia hiakatra koa ny fiaina mbahoaka dia hiakatra koa ny vola,dia hiakatra koa ny toetsaina,dia hiakatra koa ny maha lhl.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898