Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sahyman
(
28/10/2004 11:46)
\" ni putes , ni soumises\" , mety ho an\'ny toe-tsaina gasy ve ?
vaovao sendra nanaitra t@ boky fotsiny no nahitako io lohahevitra io izay milaza fa misy fikambanam-behivavy miady @ lehilahy any an-dafy any!
Mba azonareo namana any an-dafy azavazavaina ve ny momba...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:06
mimich
(
28/10/2004 08:37)
mba fantaro ihany ny tena anaran\'ny namana e!!!!
Nahita namana iray aho, sady fantatro endrika tsara izy no mahafantatra ahy ihany koa satria efa tany @ fihaonanan’ny namana rehetra nisy. Somary lavidavitra ahy izy, ary saika hoarahabaiko, nef...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/01/2005 04:27
fyjl
(
28/10/2004 03:05)
Tsy hitomany aho satria...
- Efa nankiniko tamin\'Andriamanitra tanteraka ny momba ny fahasalaman\'ny zokiko.
- Efa nanaiky aho fa izay sitra-pony ihany no aoka ho tanteraka.
- Efa tato amiko ny finoana fa tsy manome mihoatra...
tohiny
novalian'i fyjl ny 17/11/2004 12:21
maditra
(
28/10/2004 02:18)
Wawa sy Toto Mwandjany
Sao dia misy hiran\' i Wawa na mapooka\' I Mwandjany anareo tompoko. Alefaso aty amiko re na tonony ihany aza dia efa ampy ahy.
Efa tsy Maditra intsony aho aty! lol...
tohiny
litatoky
(
27/10/2004 21:33)
fanakalozana euros
samy tsara . ny banky irery ve sa misy organisme hafa afaka manakalo vola vahiny avadika vola gasy ? Ireny vahiny indrindra avec voyages organisés ireny ve dia mandalo banky daholo ?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 22:10
xxx
(
27/10/2004 20:00)
Resaka fanorenana trano
Izaho ihany no dondrona eh
Mba nijery gazety aho ho\'a dia gaga tamin\'ny fanambarana fa tsy manara-penitra ny an-kamaroan\'ny trano eto Madagasikara.
1 Mba firy amintsika no efa mahalala izany feni...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 21:34
fanja1
(
27/10/2004 06:33)
Combattre les incendies domestique
Combattre les incendies domestiques
Du 20 au 27 octobre, des spots radio passeront en boucle sur les ondes et des milliers d\'affichettes seront distribuées pour convaincre le public qu\'un ...
tohiny
novalian'i ramaso ny 28/10/2004 18:21
fanja1
(
27/10/2004 05:54)
Google de + en + indiscret
Faire des recherches sur son propre ordinateur comme on le fait sur Internet, telle est la fonction du tout nouvel outil lancé aujourd\'hui en version \"test\" par Google. Baptisé \"Google desktop s...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2005 15:16
xxx
(
26/10/2004 23:35)
Hadino sahady v?
tohizo
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m4098d6db0c363...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:19
hery
(
26/10/2004 15:26)
Misy matematisianina?
Misy olana ara-matematika kely raha mba misy afaka mamaha azy.
Toa izao ary ny laza adina.
Ao amin\'ny vetso.serasera.org dia misy fomba fanomezana isa ny tononkalo tsirairay avy. Tiako ho fantatra ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 07/01/2005 18:46
naritsimba
(
26/10/2004 13:10)
Fandehanana any ANTSIRABE
Toy izao ary ny zavatra tapaka momba ny fandehanana any Antsirabe:
Rehefa nodinihana ny vola lany rehetra @ Frais sy sakafo ary ny trano dia: 100 000 fmg/pers no aloan\'ny tsirairay.
Mahandro sakafo...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:08
vegas
(
26/10/2004 12:48)
alcool & volant
Sao mba misy mahita re ny fika tsy ahatratraran\'ny ballon testeur d\'alcoolemie ny taux d\'alcool ao anatitsika ao fa manomboka manahirana be ny misafidy entre ny alcool sy ny volant. Nefa mba sady t...
tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:14
fatsoraly
(
26/10/2004 11:17)
dia tena tsy hita ve? aaaaiza! tsss...
Mbarakaly jiaby e!
Tafaverina eto @ serasera indray i Fatsoraly rehefa tsy hita herinadro vitsivitsy.
Ny voan-dalana tsy dia vaoniny loatra fa somary raviny malefadefaka ihany. hahaha!
1) Nanome ...
tohiny
novalian'i johanr ny 27/10/2004 21:23
nikopol
(
26/10/2004 07:11)
Sipa hilalao film d\'hôrera
Mpamokatra film NRP \"Nofy Ratsy Production\" mitady sipa hanao figurant-na film d\'hôrera. Ny tsara tarehy sy ny manja tsy dia mety loatra.
Namana Nikopol :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2004 21:37
fijo
(
25/10/2004 23:12)
cody isaky ny mivadika
ahoana ry zareo ity tsimaintsy manao code isaky ny mihetsika ity a.hamaky hafatra ny tena dia mila manao code intelo.hivadika forum dia efa code,miverina namana dia izy koa....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2004 19:10
ralay
(
25/10/2004 16:03)
Hody any an-tanindrazana
Mba mieritreritra ny hody any an-tanindrazana ve isika malagasy aty ampitan-dranomasina sa dia efa aty dia aty ny fiainana sisa rehetra...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:32
ralay
(
25/10/2004 16:00)
Mitaiza vatana
Mahatsapa ve isika fa tokony hanao fanatanjahantena vao mahataiza vatana sa dia vitan\'ny asa andavanandro ny fitaizana vatana? Misokatra ny ady hevitra....
tohiny
novalian'i deghany ny 08/09/2005 10:03
toubib
(
25/10/2004 14:42)
raha te hiserasera mivantana amina dokotera malagasy maro ianao
Tsy hoe akory manjono trondro anaty koveta sanatria fa mba mety hahasoa ihany ny forum ao amin\'ity site iray ity izay mampiaina anao miaraka amin\'ireo dokotera eto Madagasikara sy ny zavatra iainan\...
tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 22:50
mimich
(
25/10/2004 11:50)
Ny tena lehilahy!!!!!!!!
“Na mahery aza , malemy toy ny zaza ny lhl hoy ny hira”. Ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:19
fanja1
(
25/10/2004 09:07)
sao mba mety ahasoa anareo!
Et les taches vont disparaître…
Vous l’avez remarqué, la plupart des taches disparaissent avec les moyens du bord.
Le solvant le plus économique reste l’eau, froide ou chaude c’est selon...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 21/11/2005 03:17
